karazana vazavaza eny an-tsena...

21. sitlo ( 22/05/2007 17:59)
:-D:-D
22. sympa ( 22/05/2007 19:32)
=))=))=))=))
Ary nareo nga mbola tsy nahita ireo mpivarotra mifanatrika de samy fampiatso kil hoe:
1_eto madama, eto no tena mora madama
2_aty madama no tena izy an :!:
1_raha hitady ny zvtr tena mora enao de eto kan :!:
2_aty zao no tena solde mintsy madama :!:
le madama: 8O (tsy manan-tsafidy) lasa nandeha tsy nitondra zvtr akory fa nitsoaka le mpivarotra satria nifamaly teo izy mitsam :!: :-P:-D:-D:-D:-D
23. xxx ( 22/05/2007 20:14)
xxx:

dalle, ampasika, andranonahoatra eeeeeeeeeeeeeeeee

aty ivato aeroport eeeeeeeeeeeeeeeeeeeee


:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D



mponin'itaosy i xxx
24. sympa ( 22/05/2007 20:50)
Ary tounde misy fampikobo be ato izany an :!: :-D:-D:-D
25. najah ( 23/05/2007 00:02)
ary ery akaikin'ny ambodin'isotry ery ve mbola misy ilay manao ilay "telo dimanjato, telo dimanjato" @ mégaphone ireny??
26. jaopar ( 23/05/2007 00:32)
Nga dimanjato? DIMANDRATO DIMANDRATO ny tokon'ny tsonjo eeee!
Ny megaphone tena mankaleo: Argile verte manasitrana ny aretina rehetra, manala ny tasy amin'ny tarehy, mony panda......sns dia miverimberina eo mandrapaharivan'ny andro.
27. najah ( 23/05/2007 00:40)
ka tsy ilay trondro no tao @ lohako fa ilay string occasion reny @ zay koa atatatata @ mégaphone be zao!
sady raha trondro zany za tsy mihinana mintsiny rehefa any tana any fa tsy hay niaviana, aleoko mihinana sardine


hay ve mbola misy anle megaphone marina any eh! lol
28. infinity ( 23/05/2007 00:51)
Teny @ Pavillon analakely teny:

" Tsap' Tanssss, Tsap' tansss....!!" hozy ity rangahy iray sady mitety ny pavillon izy!

Gaga ny olona hoe fa inn ity lazainy.

...roapolo ny tsap'tansss, tsap'tansss!!

Avy eo sady avoakany anaty kitapo kely ny Stétoscope sy Tensiomètre....sao dia hitsapa Tension enao??:°)



29. jaopar ( 23/05/2007 01:19)
Mankanesa eny Isotry rehefa Sabotsy raha hitady: "Silipy telo dimandrato! silipy telo dimandrato!!!" fa mbola misy foana eny;
Eny koa no ahitana ny "biski- sôkôla- lavasskiri" amidy mora!!!" importés efa akaiky lany daty daholo ireo an!
30. ikaretsaka ( 23/05/2007 02:55)
Ourt'eh! (yaourt e)

So de misy tovangy na kapokana nestle na kiranil tota vdeeeenaaaaaaa
31. sakaizakely ( 23/05/2007 09:22)
tapatsinay aho mahita anareo marina an !

fa tsy matiko lolo le tsap tanssss ! =))=))=))=))=))=))

misy raha zalahy any amintsika any ka :-D:-D:-D:-D
mampté hody :cry:

aty tsy mba mamonjy tsena zany fa any @ supermarché foana, de tsy mba misy mpiantsoantso fa de samy midebra mitady izay ilainy. Eny @ rayon poissonerie na traiteur dia ny n° ticket ihany no henonao misy miantso de zay. tsy misy ambiansy :b:b:b

32. infinity ( 23/05/2007 11:24)
hihih...lé ery ambany Tour Eiffel koa misy kah....le mpivarotra Tour Eiffel kely ireny, dia mitsoaka ry zalahy refa tonga ny polisy....mampatsiahy anle mpivarotra amoroondalana manao fanenjika @ polisy any @ tanàna...ptdrr!! :-D:-D
33. Imahaka ( 23/05/2007 12:15)
sao dia hividy tantely!!!
34. kally ( 23/05/2007 18:13)
Ary ny resevera aza, tamin'ilay mbola nisy bus be 18 sy 19 ireny : miakara ambony dia ny vy no tazony.
Mandrosoa any alohaloha dia sady manitsaka no manao azafady!
35. sitlo ( 23/05/2007 18:18)
Madama... noana be... hony madama
36. ikaretsaka ( 23/05/2007 18:23)
eo atampon'ny tohatoha-baton'Antaninarenina eo: (eo @ tsangambato)
telo dimil le bakraro!
37. simplex ( 23/05/2007 18:50)
niko:
Psssssitt Dôdôl ve bandy kely
ndraindray kou misy manao hoe an an, na hoe ;-)
38. sitlo ( 23/05/2007 19:29)
dia le hoe ndao tsika sy ty hiaraka :-D
39. infinity ( 23/05/2007 19:41)
Eny tsaralalàna rehefa harivariva iny...." séériiii....tsy mbô andeha pasazy ngah?"...ptdrr:-D
40. pissoa ( 23/05/2007 19:57)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3206