karazana vazavaza eny an-tsena...
41. xxx
(
23/05/2007 21:04)
Eny am pavillon analakely am sisiny iny:dimandrato ny tadina soutien eh!
-Vaky bal eh! zay manambola mandrairay fa zay tsy manambola milalaooooo eh!!!
-Argile verte ,manala mony ,panda , manasitrana ny aretina rehetra... am megaphone io an!
-Eny am station total: kobaaaaaa! koba vo mafana annnnnnnnnn.
-Ny an'ny Arabo indray : Eh! cousine!!!!!! tout à 1 euro

42. najah
(
24/05/2007 00:35)
infinity:
Eny tsaralalàna rehefa harivariva iny...." séériiii....tsy mbô andeha pasazy ngah?"...ptdrr:-D
hono wa ra infinity_, enao ve mbola tsy nazon'ilay hoe "ra te ande pasazy toi de amboary ny lalana"? (eny tsaralalana ihany) ptdrr :-D:-D:-D:-D:-D
43. sympa
(
24/05/2007 00:56)
Ary ny ao @ avance center asa raha mbola manao ihany ilay sonoa hoe: ti mipul ô, madamâ madosy madosy mona be nez ê :-D:-D:-D:-D
44. johnnyandri
(
24/05/2007 11:11)
Eny amin'ny taxi-brousse mbodivona indray, misy tonga dia mitsena tampokaizany ianao, sady manangatanana izy no mitenyhoe: Majanga ramose majanga, na mbola any anaty fiara ianao dia efa hoe Tamatave izao ramose a.
Na eny amin'ny Parking ianao de misy manantona, sao dia hividy VCD X gasy, dia tononiny eo daoly ny anarana olona malaza rehetra io.
Taxibe: Antanisety sosantimena ampefitety e
Anaty embouteillage akaiky fety iny, vorontsiloza morabe e, ohatrinona? 150mil fotsiny.
Rehefa afaka ny Maison Des produit 67ha iny hoany amin'ny digue dia mandalo eo amin'ny mpanao fatapera, mankarenin-tsofina ny feona Maritoa sy vy miady. Kpain Kpain...o^o

45. dylan007
(
24/05/2007 13:26)
fa tsy ny mpivarotra ihany koa anie ry zalahy no miteniteny foana fa na ireo mpividy koa aza eh
ohatra vitsy²:
misy taboara ( yaouret à boire)
ôtsinne kay le sôlôpety (salopete)
mba anaovy an'le kipôngle (coupe ongle) eo akaikin'ilay tazera (etagere) ambadikin'ny tiloaran'ny lalimoara io anie azafady eh lol:wink: :^)

47. ikaretsaka
(
24/05/2007 15:26)
Anaovy aoyrta @ boara! @ le kônsélé be!
le mpanampy manao koa hoe..lam'sé ts'ita nepônsa (tsy hita ny eponge)
ary an-tsenan'i Miarinarivo: Booooooooooooooooooooooononoka.. ketapotsy o!
dia rehefa mandeha taksi brosy ka mande hotely gasy: vo miditra tonga de: akourouny,akoushaosy,enomby sosy,sho6 sy anana!

48. kally
(
24/05/2007 18:23)
Mbola any amin'ny apiserý mpivarotr'enta-madinika ihany : anaovy sipirity ranony fotsiny dia averina ny tôvangy avy eo.
49. tynah
(
25/05/2007 19:10)
misy akisidà ery am répoé ery , sipa manao vrain kira be ny mitondra lé tomabile.
50. tslem
(
26/05/2007 07:07)
kally:
Mbola any amin'ny apiserý mpivarotr'enta-madinika ihany : anaovy sipirity ranony fotsiny dia averina ny tôvangy avy eo.
:-D:-D:-D iny ndray no tsy tadidiko,hay tokoa moa nisy an zany e?
consigné-o kely azafady !
51. dongadonga
(
26/05/2007 11:20)
ty ny slip eh ,ty ny slipy eh ,de sady misy olona mivazavaza le mitorinteny ireny eo de sady mihira no mitehaka ,de etsy ampita mba mangataka fa jamba tompo ko ! ,de ampovoan'ny harabe ny siflé ny polisy ,fa de tena mahavariana tokoeh :-D:-D
52. kiadi
(
27/05/2007 09:00)
de modinareo fanina ve le mpiantsoantso eny antsaralalana sy anakely @ alina reny eh? sa matahotra ny ho lazain'ny sasany oe mpaka kôksa?
ahona moa ny ataondry zareo refa miantso ? sady miaraka @ le mini-zipo kely @ io an! :-D:-D:-D
"tu viens cheri???" na koa oe "pssssstttt!!!":-D:-D:-D:-D:-D mbola misy hafa fa tsy tadidiko =))=))=))
ahona moa ny ataondry zareo refa miantso ? sady miaraka @ le mini-zipo kely @ io an! :-D:-D:-D
"tu viens cheri???" na koa oe "pssssstttt!!!":-D:-D:-D:-D:-D mbola misy hafa fa tsy tadidiko =))=))=))
53. tslem
(
27/05/2007 14:17)
"ao ariary zato tapa-dalana e", lé mandé taxibe ivato ndray io an :-D:-D:-D
"sao d hanakalo ôooooooooooooo" io ndray lé mpanakalo vilia sy vilany reny :-D:-D:-D vilia iray atakalo akanjo dimy ambinifolo :{:{:{:{:{
"sao d hanakalo ôooooooooooooo" io ndray lé mpanakalo vilia sy vilany reny :-D:-D:-D vilia iray atakalo akanjo dimy ambinifolo :{:{:{:{:{
54. xxx
(
27/05/2007 18:58)
nareo ve tsy malahelo an-lay rangahy mitendry accordéon no sady mihira masina etsy @ totoabaton'antaninarenina?
55. Bita
(
31/05/2007 08:55)
tsy aleo ve lesy hatambatra ny an'ialahy sy ny dokam-barotrako diia mahazo kil betsaka isika 2 lahy????:-D:-D:-D:-D