tia
1. xxx
(
13/05/2007 09:50)
manambady efa ho 10taona za , manan_janaka 2, miandry anilay vadiko hiova za fa ee , tsy mety miova mihintsy ! , izy aloha tsy miodina fa tsy attentionné mihintsy , fa za foana no manao ezaka , anaty 1taona angamba in-5 zahay no mba manao , misy fotoana za aloha t hiodina mihintsy ,tsy hitako zay atao ! mba toroy hevitra ! svp! misaotra betsaka!
répondu par Fiffi le 24/05/2007 20:10
2. fasaly
(
13/05/2007 10:00)
palelo be zany...ianao iany no mahalala zé toko ny hatao fa n torohevitra omen'ny olona tsy dia milaza inona loatra
korazy!!!:-*
korazy!!!:-*
3. diamondra27
(
13/05/2007 14:33)
xxx: vady vita mariazy ampiangonana ve io?
Raha izay de efa nekenao io de aza miala aminy tsony fa de tsy maintsy miaritra ny zioga ianao ary anjaranao ny mikolokolo azy.
Jereo koa ny ankizy fa mampalahelo, tano ny azo fa sarotra ny mila
moramora ange ny miala e fa ho vitanao ve ireo zaza ireo? De inona ny but-nao @ le fisarahana?
Ny an'ny sasany aza mamono sns mbola miaritra izy koa...
Rehefa tena tsy mety ny ataony vao misaraka: toy ny we: manao mise en danger ny fiainanao sy ny zanakao satria manjary diso eo @ FM ianao ary manjary we complice @ le rangah de enao ndray no ifoterany rihatra eo.
Marina fa diso eo anatrehan'Atra ny misaraka fa amiko eto an-tany isika de misy lalàna mifehy antsika, de io fiarovana ny FM io: non insistance de personne en danger... de io aloha no mikoty amiko satria mampigadra mitsy io an! sa aleo migadra de any @ prison vao mivavaka? Na we: hiandry hisy olona maty vao hi-réagir?
Ohatra 1 fotsiny iny
Manaraka izany de: manaova ze mahafalifaly ny fonao fa efa fantanao fa tsy taitra aminao tsony izy zany.
Ahoana moa no ilazanao fa tsy miodina izy? Ny lhl anie ka mahay manafina e!
De inona no havaliny anao refa mangatak firaisana aminy ianao nefa izy mandà?
De jereo koa sao de marary izy(hernie na ohatran'izany...); de ahoana koa no fiainany @ FM mi's'enfermer sa ahoana? De tsy mi deprime ve izy?
Be de be ny question tokony mipetraka @zany situation izany fa tsy tokony hijanona @izao.
Za tsy mamporisika misaraka fa tokony hanantona sexologue na spesialita koa nareo tsy haiko
Sao de nisy événement naha-bloqué azy de tsy te-hanao intsony izy...
Mino aho fa mbola misokatra kosa ny dialogue aminareo.
...

4. diamondra27
(
13/05/2007 14:38)
Mahafalifaly ny fo eto tsy hoe: mijangajanga fa be de be ny zavatra azo atao
Manao activités miaraka @ papoose etc...
Positive-o foana ny fiainana de mivavaha fa za miteny aminao an! raha tena mivavaka ianao de arovan'Atra @io envie-nao io ary tsy ho zioga aminao intsony io
Marina fa misy ny fakampanahy fa refa hi passer @ acte enao de sakanan'Atra eny foana ary misy feo mibitsika any anaty we: tsy mety ny ataonao, fa tempolin'Atra ny tenanao ka tsy tokony hisy hanao tsinotsinona azy.
Raha mbola tia le zaza le rangah de mbola tsy grave akia zany a!
Mahereza an!:-*:-*

5. xxx
(
13/05/2007 16:40)
misaotra ry diamondra @ fankaherezana , tsorina aloha fa raha @ ankizy kosa aloha d tsy misy blem mihintsy ary zay mahatonga ahy mandefitra foana , izy aloha efa nasaiko mandeha any @ sexologue fa tezitra indray iz raha vao manao anio resaka io za! , ary ny dialogue mandeha tsara raha ny ankizy no resahana sy ny hafa fa raha vao question momba anay mivady d ee , tsy asiany suite fa maha_ nerveu azy , fa raha resaka akoantra'ny za sy iz d ça va!, vita mariazy zahay,resaka vola aloha tsy misy blem koa , fa na d zany aza mila tamby2 ihany ny tena , za aloha mpivavaka e, fa ndray2 somary malahelo ihany e! bon , d hiaritra treffle zany??, ny olona koa vao miteny we manome vola iz d hiareto akia a, nefa ts vita ny vola akia ny fiainana , mba mila anilay we fitiavana kia ! misaotra betsaka e
6. Fiffi
(
13/05/2007 16:57)
xxx:efa mba nolazaina azy ve izao hentahentanao zao ? insistéo.....
manambady efa ho 10taona za , manan_janaka 2, miandry anilay vadiko hiova za fa ee , tsy mety miova mihintsy ! , izy aloha tsy miodina fa tsy attentionné mihintsy , fa za foana no manao ezaka , anaty 1taona angamba in-5 zahay no mba manao , misy fotoana za aloha t hiodina mihintsy ,tsy hitako zay atao ! mba toroy hevitra ! svp! misaotra betsaka!
-Ovay ny fihetsikao....
-Manaova jejojejo...(maquillage , jupe fohy na akanjo....
-Manaova ireny lingerie milay be ireny rehefa hatory de hampisehoy anazy aloha.....
-Manaova volo na miova coupe mihintsy....(ireny rehetra ireny ve de mba tsy hampihetsika azy avy eo ?
7. diamondra27
(
13/05/2007 17:02)
xxx: tena azoko tsara ny mahazo anao
misaora ny Tompo @izany wa. E! izany izy tia ny zanakao sy manome vola sy mbola afaka miresaka tsara.
Aza atao blem akia zany a!mivavaha de mahareta @ fivavahana. Jesosy irery ihany no afaka mameno ny banga @ fiainanao tsy misy na iza na iza , tsy azo atao ny mitoky olona, de tena ataovy @ fo madio fa raha mangataka zavatra @ anarako ianareo ozy de omeko izany.
Marina fa mila tambitamby ny vhv fa aza manaiky baboin'olona mandalo ihany koa.
Atra ô arovy @ fakampanahy aho , fa tena arovany tokoa ianao.
Ny zioga samy manana ny azy , fa tadidio tsara matoa io mbola eo aminao de mety mbola zakanao izany na de ozy enao we tsy zakanao aza.
De zay le ivavahana we : Atra
ô mafy loatra izy ity, tsy zakako intsony fa omeko anao , de ze ataoanao sisa etc...
Ny an'ny sasany ange ry xxx ka misy mafy noho izany e!
misy namako izay zao: tompontrano ry zareo de inona ozy enao ny niafarany lasa mpanofa ny tranony izy zao satria tsy maharaka ny vola naloa t@ trosa. Izy koa mpivavaka be nefa de iharan'izany fitsapàna izany.
Ka aza kivy e!refa mamaky baiboly sy mikambana @ Tompo IANAO de tsy mahatsiaro fahabangàna zany wa , fe refa mangatsiaka na kamokamo de zay le hahatongavan'ny envie.

8. xxx
(
13/05/2007 17:50)
efa hoatr'izany foana ve ny fanaonareo taloha sa izao izy no niova? raha izao mantsy izy no niova dia jereo fa misy zavatra tsy milamina ao fa mety tsy sahy na tsy te hiteny aminao izy. Ny tsara indrindra dia ny mifampiresaka aminy milamina tsara ary amin'ny fotoana malalaka sy kendrena mba tsy izy le sorena sy reraka iny. Courage
9. tynah
(
13/05/2007 20:10)
io tenenin'i fiffi io akia atao ah! manao jejo2 d somary mihetsi2 eh!! manao manja2 am zay izy mety ho saropiaro na ho tonga saina hoe fa manin no lasa miova ity vadiko? izany akory tsy hataon dry ho an' ny hafa an! fa ho an dry no hi jejo2 an dry.
Aza miodina zany fa tsy mety zany. Refa tena tsy tanty d lalaovy eo imasony i bozy kely eh!!! tsy mba ho taitra ve izy mahita an zany???
D mahereza akia ah!!! fa ilay in 5 isan taona alouh tena tsy norme eh! na tonga d kitiho izy eh!!! sao d zany kosa aza no hendrasany!

10. nikopol
(
13/05/2007 22:52)
in dimy isan-taona ve ? andray kosa e !
dia raha vao resahina sexe dia nerveu ? andray kosa e !
tsy rariny izany fa dia miodina no tsara, andriamanitra no mahalala ny ataonao :lol: :lol:

11. sympa
(
14/05/2007 00:00)
Io lazainy Fiffi io aloa mety ihany satria ny bandy rehefa tsy mikasika ny vadiny elaela dia misy zvtr tsia de ampy @ ao. Raha toa izy ka tsy miodina de mievera zany enao fa mbola tia anao izy fa misy zvtr na teotra tokony miova kely zany @ nao na ko izy misy zvtr tena mampiasa loha azy be any ka tsy misy zvtr mety atao raha tsy tena misy conversation de la plus haute importance nareo roa. Ataovy ny hevitra izay mba hahapotika azy @ nao injay eee :!: Tous les moyens sont bon. Redevient la plus belle et tu sera envie :!: Voila mon conseil pour toi. Je te souhaite bonne chance et que Dieu te benisse :!:
13. fasaly
(
14/05/2007 06:26)
jeankely: mety raha itany ity dinika ity de mety hisokatra ny masona hampiova tampoka an'azy possible an!;-):-P
14. Jeankely
(
14/05/2007 06:36)
Raha marary fo izy dia tezitra ary manontany tena hoe niaritra ny mafy ianao izany Ra-xxx nandritra ny taona maro? Tokony tsy niteny ny tenany sy ny isan'ny zanany Ra-xxx fa natao resaka faobe.
15. meva2
(
14/05/2007 07:11)
Marina ilay nolazain'ny fiffi, ny fitiavana anie dia mora sy mahafinaritra kanefa sarotra koa! mila kolokoloina, ny tsara dia ny tsy hisian'ny routine ary mila communication betsaka. Marina mihitsy io hevitry fiffi io, mba asiana piment kely e!
Ilay hoe: Zakao ny zioga raha efa vita tao ampiangonana, izaho aloha dia tsy d'accord aminio fa miala tsiny.

16. diamondra27
(
14/05/2007 07:40)
ka apetraho aminy ny zaza de lasa ndry rery manao shopping, manao volo, manao massage de relaxation any @ mosqué de Paris 95€ voakarakara tsara.
Tonga avy any de tsiky be sy bisous be @ chéri.
DE itondrana voandalana kely zavatra ze tiany , sy ny ankizy koa fa tsy tia tena .
Ra mbola tsy taitra @zany de @ manaraka ny sopapa...

17. sakaizakely
(
14/05/2007 14:03)
Tsy mazavazava zany lhl tsy miraika @ n'gôlô n'gôlô izany
Nga ve de lhl coincé be izy izany ? Nanao ahoana anefa t@ voalohany, fony ianareo vao tsy niteraka ? Tokony ho hitanao dieny vao nanomboka ny fiarahanareo izany toetra izany dia tsy nirosoana fa najanona amboalohany. Fa matoa ianao niditra dia manaiky ny hizaka izany.
Raha toa moa ka hoe niova izy, dia ezaho ny hamerina ny taloha. Ohatra manko misy vhv sasany lasa mitombo be rehefa avy miteraka, dia mety sorena kely le lhl na tsy ho sahy hilaza ny antony aza izy, dia anjaran'ilay vhv no mahatsapa tena, dia mila manao régime kely aloha. Mety koa hoe niova ny toetran'ilay vhv, lasa kizitinjitina na be menomenona, de lao le vady. De mila ovana kely izany aloha. Izany hoe dinihina sy alaina ambangovangony tsara hoe sao avy amiko no misy tsy mety, vao manome tsiny azy.
Marina be koa ny lazain'ny namana ireo hoe mila manao metimety mba hitarihana ny fijeriny.
Dia mba casser-na kely ny routine, ohatra hoe isankerinandro apetraka @olona ny ankizy dia lasa mivoaka mampiaraka kely nareo roa. Tena ilaina mantsy ny fotoana kely toy izany eo @ mpivady.
Amiko dia tsy afa-po aminao ny vadinao matoa mihatakataka toy izany, ary mety efa manana sipa bomba be any ambadika any de tsy taitra aminao intsony, ary vao maika aza mody tezitra rehefa resahina. Amin'izay ianao dia tsy sahy miteny, dia faly lery fa tonga am tanjona tadiaviny. Mahimahina ihany.
Asa aiza no misy anao, fa fantatro fa raha eto Frantsa ianao dia tsy hanome tsiny anao ny lalàna raha toa ianao te hiala aminy satria tsy mahavita adidy "conjugal" ny vadinao, satria anisan'ny adidy obligatoire @ tokatrano io, ka raha tsy tanteraka dia afaka mangataka fisarahana ianao. Indrindra izy manda hitsabo tena sy hanatona sexologue izany, dia na misy raha ao ambadika ao, na tena tsy manana finiavana hivoatra izy, dia tsy anao mihitsy ny fahadisoana, fa tena azy tanteraka.
Fa ny hoe hiaritra izany tojavatra izany indray dia tsy haiko hoe iza no hahavita izany. Mila fahafinaretana @ fitiavana ny fiainana fa tsy vitan'ny hoe vola fotsiny dia ampy.
Mahereza xxx

18. sitlo
(
14/05/2007 15:01)
Oway zany soratra eh,

Notsongaina tamin'ny lahatsoratr'i sakaizakely

19. sakaizakely
(
14/05/2007 15:06)
f'inn ty mahazo an'i sitla ?8O8O8O
tsy azoazon'ingahy anga ny zavatra soratako ? Inn no tena mahasadaikatra ? 8O8O8O8O

20. sitlo
(
14/05/2007 15:09)
mba tia hanoratra lava be aho nefa tsy namaky dia nanao kopi-kole ny an'ny olona atokisana :lol::wink: