tia
41. patrick2002
(
18/05/2007 12:35)
resaka sex ve dia hampisaraka ,toraka bilao izany ry xxx fa aza miditra an'izany ah!
fa betsaka ny mety antony mampihena an'io ,mety tsy avy aminao akory ,fa noho ny toerana misy azy eo @ fiaraha-monina ,miasa saina lava izy satria diso fanantenana eo @ fiainana .Ka any no mety tsara raha conseiller-na izy ,homena courage ,dokafana .

42. karinah
(
20/05/2007 09:22)
xxx> angaha ny fampijaliana oul ny vatana ihany ny atao we fjalina ao anaty tokan-trano aminao???ny ratram-po sns, koa mbola ao anatin,ny atao we fijaliana, ary angah raha na dia vita soratra sy mariazy ny oul 2 dia tsy azon'ilay vhv ny misaraka , raha toa ka tsy sambatra izy??, tokantrano anie io, fiainany mkzay ka nahoana izy no hijaly mzay? efa ela enie ny niandrasanay fiovana izany fa tsy nisy mihintsy donky tsy tsara kokou ve ny miala @ ilay rangah??? na mamy tahaka ny inn aza io oul io???
aminao tsy potika ve izany ilay vhv?? anefa mety mbola hanana fiainana tsaratsara koukou noho io izy ?? potika koa ny zanany satria mahita r&r tsy mifanaraka8O
dia mbola hasaina miharitra ao ihany ve izany izy???
fanambadina izany tokony fahasambarana fa tsy fijalina, ka na inn na inn fiseon'ilay fijaliana dia tsara2 ny misaraka, zaza 7 tsy mafehy tokatrano8O
izanytoe-tsaina izany ihany ny mahatonga ny oul ssny hahazo vahana @ fampijalina vady ^^8-):-D:-D8)

43. karinah
(
20/05/2007 09:28)
xxx:hadinon'i xxx fa efa 10toana izany anie ela ihany eh ! :-/
manambady efa ho 10taona za , manan_janaka 2, miandry anilay vadiko hiova za fa ee , tsy mety miova mihintsy ! , izy aloha tsy miodina fa tsy attentionné mihintsy , fa za foana no manao ezaka , anaty 1taona angamba in-5 zahay no mba manao , misy fotoana za aloha t hiodina mihintsy ,tsy hitako zay atao ! mba toroy hevitra ! svp! misaotra betsaka!
44. xxx
(
20/05/2007 10:06)
"xxx":o rakarinah a!vady tsy attentionné io fa tsy ahoana e!ka inona no idiran'ny hoe potika eo izy sy ny zanany?nga tsy mahay an'ity hoe
tsy attentionné mihintsy
45. karinah
(
20/05/2007 13:31)
aza tsimponinao le lazainy eh, 8-)
10ans ve de heretana??? sao mba tsy fitiavana intsony izany fa zavatr'hafa????:^):^):^),,:-D

46. xxx
(
20/05/2007 13:52)
karinah:voalaza taiza hoe nandritrin'ny 10 taoana niharetana?nefa nahazao zaza 2?
aza tsimponinao le lazainy eh, 8-)
10ans ve de heretana??? sao mba tsy fitiavana intsony izany fa zavatr'hafa????:^):^):^),,:-D
47. xxx
(
20/05/2007 13:59)
xxx:
anaty 1taona angamba in-5 zahay no mba manao
raha mba izaho no tratran'ny toy izao d faly be ah fa mba mahazo congé elaela koh :)
48. Fiffi
(
20/05/2007 15:57)
xxx: de mba nanao ahoana aloha izy tao ? fa zao aloha no mba hevitro an !
-Tsy misaraka am vadinao zany ! évitéo io raha mbola azo hatao....ny zanakao 2 jerena ....ny tsy manandray aza efa tsy fidiny......
-Mihetsiketsé enao....manao jejojejo...maquillage , mandehana any am coiffeur....
-Soloy ny akanjonao...mividiana , manarà lamaody , manao ireny somary mini ireny......
-Tsy aki-teny fa ao an-trano izy de efa hummm.....metimety tsara iny enao tondé milaza aminy hoe "ireo ny zaza handraso fa zah hivoaka......(sans donner de l'explication)....
-Tafaverina enao ..humm....manimanitra sy manja ery....tsy maintsy hipetraka ny fanontaniana avy eo....
-Rangito....hanontanio azy ahoana ny fahitany ny coupe des cheveux-nao ? ny akanjo anaovanao ? sns....
-Mitadiava namana de mba mivoaka...manao shooping miaraka am namana...na tsy hividy zavatra aza...
-Hanaovana taktika tahak'zany de ho hita eo ny fandehany avy eo...fa évitéo raha azo hatao aloha zany hoe "MISARAKA" zany fa ny zanakao jerena....
-Rehefa hitany ve zao fihovana rehetra zao tsy ihiratra hiany ny masony am-farany ? courage akia an ! :-*:-*:-*:-*:-*
49. xxx
(
20/05/2007 17:01)
[quote=xxx]
misaotra betsaka @ namana rehetra zay namaly teto , betsaka ny hvt toa ny we , manaova mety2 , sy manja2, tena mitovy hvtr @nareo za , efa manao zay mety mihintsy , tsy we midoka tena fa mba efa @ norme mihintsy raha resaka pozy sy fikarakaram_batana fa tsy hitako intsony e! , iz tsy taitra @ zany ,t@ vao nivady 2taona aloha iz ts hotrizany e! , efa tato anatiny 8taona teo! , marina daholo ny we tokony hiaritra fa betsaka koa ny fanontaniana miverina ato antsaina,fa ny tena ts zakako ila miheritreritra we zao foana v mandram_paantitray!,ny tena ts we farany izay ratsy tarehy fa betsaka ihany no mba mijeri2, fa tsy hitako e! , misy fotoana aza za mba miteny we , misy olona hotrizao tia ahy sy mba tara2 , d valiny @ sangy2 we , efa niteraka io , iz koa no ho tara @ zany ;
zarako koa aza izy mahita anity dinika ity mba andinihany azy fa sur za fa tsy hanana heritreritra hiditra ato @ sera2 izy !
misaotra betsaka @ nareo namana!

50. Fiffi
(
20/05/2007 17:32)
xxx: bon .....tsy nahomby ireny tetika ireny ? heu....zao indray aza atao: ento ao an-trano ny namanao , na lahy na vavy zany .....manaova sinéma kely....raha misy bandy namanao de mba ohatran'misangisangy kely aminy...mitositisy ? manao bise azy eo imasony ?
Mivoaha , mandehana manaraka an'zareo....raha sanatria ka tsy hisy fiovana na de kely aza am-zany tetika rehetra zany de ......on va suivre l'étape suivante.....

52. xxx
(
21/05/2007 18:54)
azafady akia ry fiffi , fa tokony halefako aty ilay valin-dresaka d lasa ary @ hevitra hafa iry indray ,
53. xxx
(
21/05/2007 19:02)
karinah:fa rakarinah ve mahay mamaky e?vakio hatramy voalohany ny zavatra voalazan'ny xxx fa tsy nisy filazana hoe potika sns e!tsy nisy filazana hoe ratrampo tao e!vakio io nolazain'i rapatrick2002 io fa zany ve dia hisarahana e?sa mahafantatra cas ohatran'izany ianao?avereno vakiana ny zavatra nolazain'i xxx dia mazava @ nao e!misy olona manao concubinage manan-janaka nefa mijaly tsy misy ohatran'izany fa dia miharitra ao noho ny zanany!ireny aza efa tsy fidiny e!ny azy indray vadiny zao!sady ny zanany 2 be zao e!tena vadiny ary resaka "tsy ATTENTIONNE ve dia hisaraha???????
xxx> angaha ny fampijaliana oul ny vatana ihany ny atao we fjalina ao anaty tokan-trano aminao???ny ratram-po sns, koa mbola ao anatin,ny atao we fijaliana, ary angah raha na dia vita soratra sy mariazy ny oul 2 dia tsy azon'ilay vhv ny misaraka , raha toa ka tsy sambatra izy??, tokantrano anie io, fiainany mkzay ka nahoana izy no hijaly mzay? efa ela enie ny niandrasanay fiovana izany fa tsy nisy mihintsy donky tsy tsara kokou ve ny miala @ ilay rangah??? na mamy tahaka ny inn aza io oul io???
aminao tsy potika ve izany ilay vhv?? anefa mety mbola hanana fiainana tsaratsara koukou noho io izy ?? potika koa ny zanany satria mahita r&r tsy mifanaraka8O
dia mbola hasaina miharitra ao ihany ve izany izy???
fanambadina izany tokony fahasambarana fa tsy fijalina, ka na inn na inn fiseon'ilay fijaliana dia tsara2 ny misaraka, zaza 7 tsy mafehy tokatrano8O
izanytoe-tsaina izany ihany ny mahatonga ny oul ssny hahazo vahana @ fampijalina vady ^^8-):-D:-D8)
54. karinah
(
21/05/2007 22:59)
o ry Ra -xxx ah! tsy hoe ts attentionée ftsn ihany fa na dia izany koa aza efa 10 toana no niandrasany hiova le vadiny anefa inn:?::^):{:{:{ :?:^):^):^):^):^) ./.
56. nikopol
(
22/05/2007 07:15)
Aza misaraka fa teneno izy hoe te hanao lamourou aho nefa ianao tsy dia mavoa an'io zavatra io, dia azoko atao ve ny mitady partenaire hahafahako manao izany, saingy tsy hampiova na inona na inona amintsika ilay izy fa mba hahasambatrambatra ahy fotsiny. Amizay dia amin'ny kafaliana hatrany ny hiainako ny tokatranontsika, ary afaka mizara hafaliana aminao isanandro aho fa tsy majombojombodava.
57. xxx
(
22/05/2007 08:44)
izay iray alehany na ny zanakao no tsinjovinao na ny fahafinaretanao.
mino aho fa samy tsy misy plezira intsony nenareo na manao aza matoa mahalankalana be toy izany,
Ka rehefa vonona ny hiaritra ny tsy hanao mandrakizay aminy sy tsy te hisaraka aminy dia asevo ividianany sex toys isankarazany ianao rehefa sady tsy te hirevy aminao izy no tsy te hitsabo tena.

58. tsiafoi1
(
22/05/2007 12:21)
xxx : Le fisarahana sy fampirafesana aloa tsy fahendrena, tsy sitrak\'Andriamanitra izany. Ary ny olana rehetra de misy vaha-olana avokoa.
Manaraka izany, loi de la science hoe :\"ce sont les ovules qui attirent les spermatozoïdes\". Mety ho miainga avy any aminao le obstacles tsy manintona le vadinao.
Noho izany aoka ho sincère tsara le fitiavanao azy. AZA MENATRA, esory le eritra2 negatif rehetra ao anatinao(hoe zaho foana ve e! sns...), ny fitiavana tsy mba kivy ary maharitra ny zavatra rehetra, fa avy de ataovy mahitsy am-po hoe tiako be ty vadiko ty, efa nomen\'Atra ahy ity, de enao mihitsy no mi-provoqué an\'ilay fitiavana. Aza rarahina ze tezitra any fa devoly mpanakivy izany. Atombohy amin\'ny teny mora sy tambitamby aloa, tohizo amin\'ny safo2 indray, raha tsy manakifika anao izy de efa tsara fa tohizo foana. Rehefa top tsara, de zay fara-tampon\'ny fitiavana eritreretinao tadiavina(tambitamby, orok\'oroka, safosafo, n\'inon ...) de ataovy amin\'ny vadinao. Aza menatra fa ny fitiavana dia avy amin\'Andriamanitra, tsy fantiantoka ny maneho hoe TIA raha tena tianao ny vadinao.Ary ny fitiavana mandresy ny zava-drehetra.Samsona aza folak\'i Delila e! Tsisy lehilahy tsy babon\'ny fitiavana izany raha tsy hoe pelaka angaha. Zay kosa zavatra hafa.
\"Manomeza fa arakaraka ny fatra amaranao no hamarana ho anao\" avy eo.

59. xxx
(
22/05/2007 20:43)
tsiafoi1, marina daholo anie teneninareo reo e! ,t@ 1 aloha tsy mampaninona anahako ny manao fihetsika sy effort mba hisianilay maketsy fa taty aoriana aloha d tena wen ka! , sady na ny hisangisangy d hikitika anazy anie lasa manahirana satria raha misy ny calin sy ilay maketsy d tokony mandeha automatique , ilay safo2 sy orokoroko e!, fa ilay izy efa ela b lotra lasa , misy distance b zahay e!, zany we t@ zahay mbola nanao taloha d ts misy blem mihintsy ilay mipetraka eo ampofony , misangy2, manorokoroka , fa zao tena menatra za ny anao anizany satria ,iz aza ndray2 rehefa mba mipetraka eo ambony fehany 2mn aza za d hoy iz we mavesatra b , nefa za 50kg , soa ihany aloha misy ny ankizy d lasa tonga ho azy ny fahendrena sy ny fahamotinana fa zao aloha efa zatra ratsy fa taloha zany , haretom-po isanandro, za koa aloha efa mihezaka ny ts mieritreritra anilay blem intsony satria lasa simba ny eritreritra nefa solution tsy misy , ka aleo ny saina amboarina.
60. xxx
(
22/05/2007 20:49)
Fiffi:
xxx: bon .....tsy nahomby ireny tetika ireny ? heu....zao indray aza atao: ento ao an-trano ny namanao , na lahy na vavy zany .....manaova sinéma kely....raha misy bandy namanao de mba ohatran'misangisangy kely aminy...mitositisy ? manao bise azy eo imasony ?
Mivoaha , mandehana manaraka an'zareo....raha sanatria ka tsy hisy fiovana na de kely aza am-zany tetika rehetra zany de ......on va suivre l'étape suivante.....
efa 10 taona izy nanao ity sinema teneninao koa hoe hataovy an'ity sy ity!!! Fa angaha sinema foana ny fiainana?????