tia
21. sakaizakely
(
14/05/2007 15:38)
sitla> tsy ny soratra lavabe no maninn fa ny hevitra fonosany.
za be kabary be mampatahotra :^)
ahoana nefa ny hevitry sitla amin'ny lhl toy izany ? de sitla moa izany karazany ahoana ? Le tena manao devoara antsakany sy andavany sa manao ala safay ? Sa manampy tosika any @ sisintsisiny :-P

22. sitlo
(
14/05/2007 15:43)
Tsy taitra i sakaizakely fa natao plan be mihitsy. Ny aina fotsiny no antenaina haharaka. :-D
Tsy raisina hoe devoira le izy fa manjary lasa le hira "comme d'habitude" iny. Fitiavana ihany io dia kaly dia testosterone :wink:.

23. sakaizakely
(
14/05/2007 15:55)
fomba fiteny fotsiny le hoe devoara ra Sitla a !
marina be ilay hoe fitiavana ihany de efa ampy hampihetsika ny testosterones ;-)
raha toa tsy mihetsika ry zalahy dia tokony dinihina ny antony fa tsy tokony mijanona fotsiny am zao, na manao mody tezitra rehefa resahina :-o

24. sitlo
(
14/05/2007 16:04)
Izay no mahavoa an'ilay vhv le fatrapifidy an'le bogossy be ireny. Dia hoe tsy misy volo mihitsy.
Nefa ireny faible ny tauxn'ny testosteronany:-D. Avy eo malaky mitaraina hoe tsy mis'int aminy mihitsy izy eh, mampirafy ... Nefa hita fa any amin'ilay mahazaka sipa bdb fotsiny ny tiany fa tsy tena le any am cours des grands.;-)

25. sakaizakely
(
14/05/2007 16:15)
sitla
hay moa ela tokoa voloina be izay ;-);-);-)tena Esao vita :P
fa ela nga mou tsy bogosy ? ahoana le sary mipipika mena maintso iry ? mmmmmmmmmmh 8-)8-)8-)
fa marina tokoa ange zany hoe proportionnel ny hormones sy ny havitrihana e ! porofon'izany :-P
aoka fotsiny fa manjary censuré eo ny resaka :°)

26. sitlo
(
14/05/2007 16:29)
:-D tsy pub io kah,:-D:-D
Fandinihana fotsiny ny ahy. Jereo ange ny film rehefa misy resaka romance sy divay divay aloha dia ilay bogosigosy ireny no miseho. Fa raha vao raikitra ny resaka masculin, resaka gadra, lord of the rings... tonga dia tsy avela mirazy.:wink:

28. xxx
(
14/05/2007 21:34)
misaotra betsaka @ namana rehetra zay namaly teto , betsaka ny hvt toa ny we , manaova mety2 , sy manja2, tena mitovy hvtr @nareo za , efa manao zay mety mihintsy , tsy we midoka tena fa mba efa @ norme mihintsy raha resaka pozy sy fikarakaram_batana fa tsy hitako intsony e! , iz tsy taitra @ zany ,t@ vao nivady 2taona aloha iz ts hotrizany e! , efa tato anatiny 8taona teo! , marina daholo ny we tokony hiaritra fa betsaka koa ny fanontaniana miverina ato antsaina,fa ny tena ts zakako ila miheritreritra we zao foana v mandram_paantitray!,ny tena ts we farany izay ratsy tarehy fa betsaka ihany no mba mijeri2, fa tsy hitako e! , misy fotoana aza za mba miteny we , misy olona hotrizao tia ahy sy mba tara2 , d valiny @ sangy2 we , efa niteraka io , iz koa no ho tara @ zany ;
zarako koa aza izy mahita anity dinika ity mba andinihany azy fa sur za fa tsy hanana heritreritra hiditra ato @ sera2 izy !
misaotra betsaka @ nareo namana!

29. diamondra27
(
14/05/2007 23:59)
aza kivy wa, le devoly zay mamporisika andry hisaraka izay;
raha misaraka eo ndry de mbola tsy fantatra ze avenir.Ny zaza rahateo mampalahelo mila ny RAD-ny
mbola tanora , tsara tarehy sns... efa we mivavaha wa fa tsy ho tonga amindry tsony io hetaheta io.
Za zao afaka mijoro vavolombelona @izany. Sakanan'i Tompo foana refa mitady hisy fakampanahy. Ny olona ve tsy hikoty fa ny action no tsy manao indry fa aoka ho an'ilay vadindry ihany satria vita mariazy nareo. Efa nihaniana t@ zany nareo
De ho tiandry ve ny viravirain'ny lhl sy fosafosainy any ambadika any? ahoana hoy ny vadindry raha maheno fa mihodina indry?
Raha miodina izany ange de mila traikefa be e! ndry nefa toa femme modely ihany. Tonga de kopy ny bandy raha vao miodina ny sipa.miova be ny fihetsika isanandro , de lasa vinany eo ndry mieritreritra le kofboay sady @zay le kofy tsy hay na hanambady andry na hilalao fotsiny.
Aoka marina e! hajao ny tokatrano.
De

30. Jeankely
(
15/05/2007 02:52)
Mahay ny fomba rehetra avia sy havanana ary ambony ambany ny vazaha fa tandremo koa fa izy no tompon-daka amin'ny fisaraham-panambadiana. Mety ho tsara koa angamba izany amin'ny tany mandroso.
31. nathie86
(
15/05/2007 07:53)
mety mila zvt vao² ilay vadinao ngamba ka, mety ho lasa erotique na porno ftsny @ ny firaisana @nao fa tsy msy sentiment mintsy d aleny makany ankafa, mila communication b ne ono ny couple eh ka sendra izay no tsy ampy:?:
courage eh
courage eh
32. Jeankely
(
15/05/2007 09:20)
Izany hoe mandeha fotsiny izany ny erotique fa tsisy sentiment. Ny vehivavy ve no manana io fomba io?
34. melody
(
15/05/2007 12:20)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 14-05-2007 18:04:24
Lohateny : Re : tia
Izay no mahavoa an'ilay vhv le fatrapifidy an'le bogossy be ireny.
tsy ny vhv ihany no fatrapifidy fa bdb mintsy ny lhl toy izany ihany koa!8)
35. diamondra27
(
15/05/2007 15:29)
tranga hafa 1 koa ity mety ho marina an! nataony moyen de production fotsiny ndry de zay.
De ny mionona sisa e!
De ny mionona sisa e!
36. sakaizakely
(
15/05/2007 16:32)
hi hi hi
za lo zany de devoly e :-D:-D:-D
raha tsy mampaninn ny sasany zany hoe tsy mampte hihinana ny vadiny intsony na vao mijery azy fotsiny zany de asakasaka zay tsy hanana ambompo fa iaritra ny tsy hikaly mandavantaona izany
misy tokoa moa ny efa zatra karemy :lol::lol::lol:
raha mbola mahatanty na de efa tsy mi- s'intéresse aminao intsony aza ny lhl fa hoe zara aza moa mahita de azo iaretana eo kou
ny sasany aza moa manenjika ary @ km je m'en fous ary mamonjy rams kou, de mandrampiandry ny fifankahitana @ taona manaraka indray de mitendry lokanga :-D
fa raha za klou de manao hoe inona no iaretana an'zany ? Inona ny tombontsoa azo ? Ny ankizy ve ? Tsy aleon'ny ankizy ve mahita neny épanouie @ fitiavana (vaovao) toy izay le neny frustrée tsy ampy fitia.
Sa ve de hiaritra le vady eo fa hoe izy tsy mamono sady manome vola ? De avy eo mandeha indray le resaka hoe mora vidimbola le vhv gasy...
Aiza ihany e ? :D

37. Jeankely
(
16/05/2007 05:34)
Samihafa ny vehivavy "moderne" sy mahay milalao fitiavana sy ny vehivavy manao revy tranainy. Tsy Malagasy ihany no manao revy tranainy fa marobe ny manao fomba-drazana =)) na efa miaina amin'ny fivoarana aza.
38. patrick2002
(
17/05/2007 20:21)
ay ve efa mariazy 8 taona eh ka lasa aloha izany ny MMS nareo koa, ny ahy aloh ato efa 15 ans de mariage fa mbola Matin Midi Soir foana eh !=))=))
39. karinah
(
17/05/2007 20:38)
:-D:-D:-D:-D, hisaraho ry xxx , fa potika eo ftsn enao sy ny zanakao ah, anefa raha tsy mahafohy anazy ve???:roll::P, korazy b !:-*
40. xxx
(
17/05/2007 20:53)
karinah:vadiny ve dia hisarahany tahaka izany fotsiny e?nga ny vadiny nikasintanana na mampijaly azy?hafa ny mpanao concubinage dia rehefa tsy mety intsony ny fiarahana dia misaraka e!fa ny azy vadiny!
hisaraho ry xxx , fa potika eo ftsn enao sy ny zanakao ah, anefa raha tsy mahafohy anazy ve???:roll::P, korazy b !:-*
fa potika eo fotsiny ahoana moa izy sy ny zanany?