tia

61. Fiffi ( 23/05/2007 07:24)
"diamondra27":
xxx: vady vita mariazy ampiangonana ve io?
Raha izay de efa nekenao io de aza miala aminy tsony fa de tsy maintsy miaritra ny zioga ianao ary anjaranao ny mikolokolo azy.
Jereo koa ny ankizy fa mampalahelo, tano ny azo fa sarotra ny mila
moramora ange ny miala e fa ho vitanao ve ireo zaza ireo? De inona ny but-nao @ le fisarahana?
zay indrindra manko....
"tynah":
Aza miodina zany fa tsy mety zany.
marina izany , vadinao io ka na misy aza ny olana de aleo hajaina hiany izy...izy koh aza tsy miodina zany!
"diamondra27":
aza kivy wa, le devoly zay mamporisika andry hisaraka izay;
f'ita hoa eh !
"diamondra27":
Aoka marina e! hajao ny tokatrano.
de ny zanakao jerena fa ny tsy manan-dray aza efa tsy fidiny !
"karinah":
hisaraho ry xxx , fa potika eo ftsn enao sy ny zanakao ah, anefa raha tsy mahafohy anazy ve???
aza sarahina zay nakamban'Andriamanitra......sady tsy azoko le hoe "potika eo fotsiny enao sy ny zanakao.......mino zah fa tsy namono na nikasin-tanana anareo io vadinao io na koh hoe miady lava sy mikikika lava ao an-trano nareo mivady ka lasa mampisy traumatisme ny ankizy.....
"xxx":
vadiny ve dia hisarahany tahaka izany fotsiny e?
zay indrindra manko.....
"patrick2002":
resaka sex ve dia hampisaraka ,toraka bilao izany ry xxx fa aza miditra an'izany ah!
zay indrindra manko.....aza miditra am-zany fa ny zanakao jerena....
"xxx":
raha mba izaho no tratran'ny toy izao d faly be ah fa mba mahazo congé elaela koh
jereo ary zany ! de io ve de hisarahana?
"nikopol":
Aza misaraka fa teneno izy hoe te hanao lamourou aho nefa ianao tsy dia mavoa an'io zavatra io, dia azoko atao ve ny mitady partenaire hahafahako manao izany
hevitra tsy ratsy....pourquoi pas ?
"tsiafoi1":
xxx : Le fisarahana sy fampirafesana aloa tsy fahendrena, tsy sitrak'Andriamanitra izany. Ary ny olana rehetra de misy vaha-olana avokoa.
zay indrindra manko....tena marina io...
"xxx":
efa 10 taona izy nanao ity sinema teneninao koa hoe hataovy an'ity sy ity!!! Fa angaha sinema foana ny fiainana?????
heu....rehefa tsy tianao atao de aza atao fotsiny eh ! samy mba milaza ny heviny ny eto ka sao de mba misy maha-tsara azy....de aza mba manao sexy am-vadinao zany enao raha izany , de aza manova na inn na inn de ho lasa routine be ao le fiainana....bref......

Ny zavatra tiako lazaina fotsiny de hoe "ny olana rehetra de misy vaha-olana avoko ! il suffit de s'y mettre de zay ! de mahereza hatrany ry xxx de ny zanakao 2 jerena.....
62. Fiffi ( 23/05/2007 07:26)
(moa raha tsy misy mety zay mba zavatra nolazaiko de ario.....)
63. xxx ( 23/05/2007 19:40)
misaotra betsaka anareo rehetra nanome sy namaly hevitra ,fa soa ihany misy anity serasera ity ahafahana hanomezana hevitra sy hifanankalozana , misaotra betsaka !
64. Fiffi ( 23/05/2007 21:10)
:-*:-*:-*:-* de courage foana .....
65. tsiafoi1 ( 24/05/2007 11:21)
xxx: zao koa anie tsy hitovy mihitsy ny t@'ny vao 5ans sy ny 10 ans de mariage e! Na ny taonanareo aza efa mandroso. Isaky ny 7ans ny vatana dia misy fiovana mandrakariva. Ary tokony ho ekena izany.

Ataovy izay mahafinaritra anao sy ny tokantranonao, rehefa tsy miraika izy de avelao aloa ; Ataovy tsapany ihany anefa fa mihevitra azy enao amin'ny fikarakarana rehetra, ary tena mety ilay hoe ataovy tsapany fa mahasarika ny hafa enao, ary dynamique foana ao an-trano, cool mihitsy aza raha ilaina. Tsy midika akory izany fa andahana mijangajanga mampirafy, tsy mendrika ny zanak'Andriamanitra izany, fa mety mandalo crise ihany izy, na manao fampitahana, dia izay no mahatonga izany. Ho afaka tsy ho ela io fa aza araho amin'ny onjany fotsiny aloa.
66. Fiffi ( 24/05/2007 20:10)
marina daholo izany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0461