vazaha taratasy

1. fijo ( 04/05/2007 21:02)
maromaro ihany isika gasy aty no manan aio taratasy vazaha io.ka moa ve isika tena mahatsiaro hoe tena vazaha mitovy amin'ny vazaha??????
ohatra,za zao rehefa miditra mpivarotra dia matetika no misy mpanaramaso foana.ary anontaniako moa izy ireny matetika hoe fa tena hita be ve hoe mpangalatra aho sa ahoana????
misy madama(45 taona izy) fantako izao ao paris ao,de nanontany lalana izahay.izy no nanantona le ramatoa be izay.fa vao nanaton aizy dia natahotra be le ramatoa????????
nitady trano hofaina ko aaho taloha,ary dia ok tsarany resaka,fa nony tonga ny ampitso,de tsy tonga le mpampanofa"agence" de nantsoiko,hoe ary nareo to atsy tonga.ny valiny:"efa lasan'olona le izy ka"nefa za ny omaly aprem no niantso sy nahazo io fotoana io?????

ka tena vazaha ve isika sa vazaha ihany saingy tsy mitovy zo.
répondu par booboo le 25/07/2007 08:52
2. xxx ( 04/05/2007 21:26)
fijo > tsy apetrako ohatran'io ny fanontaniana !

marina fa eo @ fiainana andavan' andro misy toe -javatra miseho foana ! mieritreritra ve enao fa ianao irery no victime an' izany ? na vazah fotsy manga maso aza tratra daholo ;
omeko ohatra iray enao , nisy vazaha fotsy efa antitra tena vazaha manga maso (araka ny fiteny ) , miditra ao @ magazay izy (tantara marina ity an !)olona retraité izany , misy ny manara maso (sécurité), nividy gazety izy .. handeha hivoaka izy , no velarin' ilay mpivarotra mihintsy ny gazety ... fa maninona ? nieritreritra ilay mpivarotra fa nangalatra zavatra tao ilay rangahy , carte postale sns ... nanontaniany ny mpivarotra dia hoe ny fotsy volo dia saingy mangalatra daholo ...

eritrereto io aza mihevitra fa ianao irey no victime , hanjaranao no misian fa tsy enao irey no tratra.. ary tsy ny lokonao irey na ny droit nao no tsy nomena anao .. izay ilay système mila mi s'adapter ...
raha tsy nahazo trano ianao androany .. tsy blem .. mitadiava rahampitso , valala tsy azo androany tsy maintsy ho azo demain . positiveo ny fiainana !:wink:
3. fijo ( 04/05/2007 21:31)
ary itan'i xxx ve le bandy gasy nangataka asa com tao amin'ny daylimotion,de ny valiny ."un com malgache???? il faut pas rever non plus.
ekenao ve raha hovoa toa io???
4. xxx ( 04/05/2007 21:37)
zava-misy zany ra fijo a! na ekena na tsy ekena ??? tsy ho tezitra ve ? possible.. fa hanao inona nefa ? .. mitady boîte hafa ?? ..
arakarak io , mihevitra ve ianao fa tsy misy gasy any @ boîte lehibe ireny .. responsable ao @ BNP Paribas:wink: .. ohatra ! asa ???
5. Samoana ( 04/05/2007 21:37)
xxx:

... nisy vazaha fotsy efa antitra tena vazaha manga maso ...



matetika ireo misy kilema no victime e ! ( antitra sy ankizy, immigrés, sômera,...)


6. xxx ( 04/05/2007 21:38)
ngah kilema ny maha ankizy , sy ny immigré , ary ny antitra ???? :roll:8O
7. fijo ( 04/05/2007 21:39)
xxx mety samy hiarany fa matetik aloatra le mahazo ny mpiavy.fanavahan aizay amiko
8. xxx ( 04/05/2007 21:45)
fijo anjaranao ny mi s'adapte é ..; raha mbola tsy mihatra @ hainao ve ?? ny ambo-po azo hetsehina refa hilaina .; fa misy situation tsy hilaina fa hihomehezana aza ! :lol: :wink:
9. fijo ( 04/05/2007 21:47)
ka hiaritra foana izany raha azoko tsara no atao hoe misadapte??????aoka nama....
10. Samoana ( 04/05/2007 21:48)
xxx:

ngah kilema ny maha ankizy , sy ny immigré , ary ny antitra ???? :roll:8O


kileman'ny ankizy : mora ambakaina sy rahonana
kileman'ny immigrés: lavi-kavana de mandefitra fa tsy an-taniny
kileman'ny antitra: miha osa ara-batana


11. xxx ( 04/05/2007 21:59)
samoana aoka re é !
ary ny kileman' ny lehilahy ?? , ny vehivavy ? ny tanora ? ny tompon-tany ? .....


fijo tsy miharitra no tiako ho lazaina ...raha izay ny mi s'adapter aminao .. tsy ilaina ny mivatravatra refa misy zavatra toy ny tavaratra .; raha azo hihomehezana dia hihomehezo .. cool ..
de toute façon ngéh raha mahita olona ianao tonga dia hita taratra ny mety hiseho eo amin' ny fijeriny ...
teneniko anao fa zah nisy vazah nandodona ahy izaho nijery parking .. dia niteny izy hoe ici c'est pas la brousse ... dia navaokako .. ny hoe mangina ialahy ry "indigène" (izaho eo ny colon) .. dia tsy niteny .. bof izzay ny tadiaviny kah ..
12. fijo ( 04/05/2007 22:01)
ekeko ny tsy fivatravatrana,fa ilaina koa ny tsy manaiky lava .
13. xxx ( 04/05/2007 22:02)
efa voalaza teo daholo angamba !:wink:
14. fijo ( 04/05/2007 22:04)
nyahy anie le tanjon'i sarkox tiako e.saingy ilay fombany no atahorako
15. xxx ( 04/05/2007 22:08)
:wink: maro no miteny an' izany .. ilay manière foana no tenenin' ny olona .. ho hita eo .. :wink:
efa ho vita ny propagndy fa aoaka ny ahy izay :-D:-D:-D
lundi hita eo :idea:
16. niryna ( 04/05/2007 23:31)
xxx:

fijo > tsy apetrako ohatran'io ny fanontaniana !

marina fa eo @ fiainana andavan' andro misy toe -javatra miseho foana ! mieritreritra ve enao fa ianao irery no victime an' izany ? na vazah fotsy manga maso aza tratra daholo ;
omeko ohatra iray enao , nisy vazaha fotsy efa antitra tena vazaha manga maso (araka ny fiteny ) , miditra ao @ magazay izy (tantara marina ity an !)olona retraité izany , misy ny manara maso (sécurité), nividy gazety izy .. handeha hivoaka izy , no velarin' ilay mpivarotra mihintsy ny gazety ... fa maninona ? nieritreritra ilay mpivarotra fa nangalatra zavatra tao ilay rangahy , carte postale sns ... nanontaniany ny mpivarotra dia hoe ny fotsy volo dia saingy mangalatra daholo ...

eritrereto io aza mihevitra fa ianao irey no victime , hanjaranao no misian fa tsy enao irey no tratra.. ary tsy ny lokonao irey na ny droit nao no tsy nomena anao .. izay ilay système mila mi s'adapter ...
raha tsy nahazo trano ianao androany .. tsy blem .. mitadiava rahampitso , valala tsy azo androany tsy maintsy ho azo demain . positiveo ny fiainana !:wink:



io koa ve dia hanafenana tava ry xxx a:D ,dia ahoana izany no tokony ho fametrahana ny fanontaniana :?:
Vazivazy ny ahy iny ry xxx a! Mitranga foana io na aiza alehanao na aiza.Arakaraky ny fisiany ary misy tena tezitra mafy mihitsy ilay olona tratran'io.Vao nitranga omaly ity,nisy mpiara-miasa izay tsy nijanona hono ny bus teo akaikin'ny fiasanay ary dia tezitra mafy lery ka alainy hono ny anaran'ilay chauffeur toa niezakazaka mafy hono izy naka taratasy ary naka anaran'ilay amerikana maity a.Mitranga foana io e8O
17. salmo1 ( 05/05/2007 02:12)
Tsara fanahy ny vazaha
:-* :-* :-* :-*
;-)
18. fijo ( 05/05/2007 05:17)
aoka letsy ity fanompoana vazaha ity ry zazakely an
19. Aino ( 05/05/2007 06:48)
fijo marina izany!!!


oui matetika koa aho tratrany hireny indrindra rehefa miditra @pivarotra lafo vidy be hireny ka ravo tsy miango ianao no miditra ka mandinika tsara izay tianao dia naovany ry zareo dinika ambony ambany mihintsy, dia rehefa tahaka hireo dia ninihina ambony sy ambany koa izy dia anotaniana hoe " inn no jerijerenao? sa ianao mihevitra fa havidy anio? ianao aza mbola miasa hivarotra ho anay ko" ny ahy tode directe dia menatra izy avy eo! na koa mijanona eo alohany aho dia anotaniako izy hoe fa misy inona? sady diniako tsara ny endriny.
20. Aino ( 05/05/2007 06:54)
xxx tena fombany ry zareo io hoe!!! marina ny any fijo, nefa ny tsy ny rehetra fa vitsy dia vitsy, fa ny tsy tiako fotsony dia rehefa mahita anao hoe couleurs fotsony izy dia efa mihevitra zavatra hafa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2142