vazaha taratasy

21. tslem ( 05/05/2007 07:03)
tena marina io voalazan'i fijo io, zany ianao fa tena arahiny maso akaiky mitsy an, zah koa lou ma-remarka an zany e
22. kally ( 05/05/2007 07:49)
Izaho kosa aloha tsoriko fa tsy tratran'io afa-tsy tao Paris irery. Izany hoe fomban'ny frantsay io raha ny tena marina.
23. sakaizakely ( 05/05/2007 08:04)
ny zavatra tsapako sy manirikiry ahy @ fiainana andavanandro, asa raha azo heverina hoe discrimination satria isaky ny mivoaka miaraka am zanako aho, de misy manontany foana hoe "enao ve nounou n'ireo zaza ireo ?" nefa le zaza efa manao maman :twisted::twisted::twisted:

Heverindry zareo hoe hamoaka gena fona ve rehefa gena klé :evil: Nefa tena copie conforme-ko le ankizy fa version mazavazava fotsiny

de nisy ramatoa antitra izay imason'olona bedabe eo de niteny t@ vadiko hoe tena zanakareo ve le io manga maso nefa enao tsy manga maso ? de tsy haiko mits no tena tanjony tam zany ? te hanao sous entendu hoe olona manga maso hafa no nanaovako ilay zaza ve ? Sa ahoana ?

Mankaleo ana io resaka io satria miverimberina isanandro. Misy miteny amiko hoe manaova nounou fa apetrako aminao ny zanako (tsy ampy mpitaiza manko aty aminay aty). F'ty nga adala ? F'anga kou mou rehefa maizina dia tsy ahay hanao asa hafa afatsy nounou ? shhhhhhhhhhh :evil:

Fa le resaka trano koa ry Fijo efa nahavoa ahy a ! Teo ambaravaran'ilay agence aho no notsenain'ilay mpiasa de nanontaniany hoe ahoana sy ahoana ny possibilités-nay, de omany daholo ny justif rehetra de zay vao miverina aty. Kanefa nony ny vadiko no niditra naka renseignements de tafiditra tsara ery ambony birao ery de efa farany be tary vao nolazainy hoe zao no papiers ilaina. De teo za vao niditra antsehatra namasoka ilay olona.

ankoatrizany, le vadiko efa nahazo "sale blanc" imbetsabetsaka ihany

zany hoe samy voany daholo e !
24. saroun ( 05/05/2007 08:19)
marina daholo ny voalazanareo rehetra teo e refa miditra boutique aho no tena tratran'izany arahiny vendeuse maso tsara mitsy sanatria com voleur zay le hoe mijery lokon-tava e,fa za raha vao atao an'izany de tonga aho de mivoaka le mpivarotra tout de suite.za loha mahatsapa fa gasy taratasy fotsiny aho e.za ko nahita le reportage le bandy gasy nitady asa iny fa tena tsy rariny mitsy le discrimination misy ao france ao , hatraty la Run io fa ny aty tsy de hita mivantana be loatra.atao ahoana moa fa zay no zava-mitranga e omena ny sahaza refa mana-merde e.
25. anouck78 ( 05/05/2007 09:37)
Fijo
izaho de taratasy vaza @ izao fotoana izao aho de miasa @ fonction public , alohan'io asa io de nisy tavaratra telo sy vaza iray nanao entretien talohako, 1h apres ny entretien ko t@io asa io aho de niatso ahy ilay patron raha d'accord aho fa ry zareo efa nandray ny decisionny dia eny hoy aho fa rahampitso après midi aho mandalo misigner ny contrat satria ny ampitso aho mbola nanana entretien @ asa hafa ....@ izao fotoana izao mandeha ny resaka fa ny atony tsy nahataitra andry zareo t@ ireo olona 4 teo alohako na de be diploma sy experience noho izaho aza de ny personnalité ( acceuillant, respect, politesse, integration, sns..) n'ilay olona efatra no tsy nifandray t@ ilay asa fa tsy ny hoditavany ary ampatsiaviko eto fa hitako ny dossier n'ireo olona ireo de hoy aho hoe fnahavonjy ahy ny fahaizako miaina na de tsy nanana marimpahaizana nitovy t@ ireo aza aho
Ny tiako tenenina de izao mba mifanerasera @ vazaha fa ahazoana tombony io
JE KIFF SARKOZY
26. mignone ( 05/05/2007 11:03)
1 cas sur 10 io cas anio anouk78 ngambany ,
ianao raha mipetraka aty ivelany dia tsy maintsy mifanerasera aminy vazaha ngé e !:-P
27. booboo ( 05/05/2007 11:06)
eka ouz !
28. anouck78 ( 05/05/2007 12:46)
mignone ny tiako tenenina de mifrequenter vazaha .
Ny fanavakavahambolokoditra anie na any dago aza misy e, @ samy malagasy e .Fa izao fotsiny ihany ny ahy raha momba ilay hoe fankanisana any @ mpivarotra de apetraka @ toerana misy azy izy fa tsy mitsoaka tsy mivazavaza fa mivfanazava e ,ny ahy asiako ny hoe ça vous pose un problème ou est ce que c'est interdit sy ny sisa.

sakaizakely : sao de kosa ary ireo mombamomba anao ireo hita ety ivelany toetra sns....
29. sakaizakely ( 05/05/2007 12:51)
anouck78
8O8O8O8O8O
ahoana tsy azoko ny tianao lazaina @ hoe mombamomba
inn no idiran'ny zanaka am'zany ?
30. anouck78 ( 05/05/2007 13:03)
sakaizakely : hoe tsara sy manga maso ny zaza tsy voatery hoe ianao ny niteraka tsara fa mety hoe ny ex nao de maty de naka anao ilay lehilahy e izany no mahatonga azy tsy hino satria raha miseho ety ivelany io mombamoba anao io tsy possible hoe vorondolo hiteraboromanga e hihi hi
31. mignone ( 05/05/2007 13:23)
Anouck78 > angaha moa nisy niteny hoe itsoaka na ivazavaza e ? rehefa aty ivelany dia tsy maintsy mi frequenter aminy vazaha fa io resaka io misy foana !
32. anouck78 ( 05/05/2007 13:46)
mignone , ny mifréquenter @ vaza teneniko anie tsy hoemanao boujour sy ça va sy ny il fait beau e... izay rehetra aty ivelany de manao ireo zavatra ireo daholo R .Ohatra miditra @ ireny fikambanan'ny raimanadreniny mpianatra na koa manao benevolat any @ mairie na mba manatrika ny fivoriany cartier ao anatin'ireny fifanerasaerana isankarazany ireny no ahazoana tombotsoa , fa raha ny fanavakavahambolonkoditra hoy aho de misy foana fa tsy hoe tsy misy
I saroun no tiako tenenina hoe aza mivoaka fa tohizo ny fijerena izay tianao jerena ao @ botique
33. mignone ( 05/05/2007 14:07)
anouck78 > tsy nila nadika ilay hoe mi frequenter fa efa nazava be hatreny amboalohany ! zavanisy no hitako ...
34. anouck78 ( 05/05/2007 20:20)
mignone; tsy nadika ilay mifréquenter aho fa nanazava ny tiako tenenina @ ilay hoe mifréquenter :roll:
aza mora veksé @ fiteniny olona na @ fijeriny olona fa ho tapaka lalandra @ tsisy dikany 8O
35. sakaizakely ( 05/05/2007 20:44)
anouck78> de aleo angamba atao hoe izay tokoa, fa za moa de miezaka ny mitsiky foana na de sendaotra aza tsindraindray

ary reviko be le hoe vorondolo miteraboromanga :P

fa ny tsapako efa antaona vitsivitsy izay hoe rehefa matoky ny tenanao ianao dia mandeha ho azy koa ny fijerin'ny olona, de tsisy mivandravandra zany rehefa miditra mangazay sns... de milamina be ny fiainana

Zany hoe za kosa aloha tsy miditra amina labotika luxe be ireny e ! tsy te harary fo am tsy napany @ ze raha tsy ho voavidy akory tsinona de tsy te howainina am le vendeuse ze mitsinjo ny commission-ny koa :-P
36. karinah ( 05/05/2007 21:40)
anouck78:

sakaizakely : hoe tsara sy manga maso ny zaza tsy voatery hoe ianao ny niteraka tsara fa mety hoe ny ex nao de maty de naka anao ilay lehilahy e izany no mahatonga azy tsy hino satria raha miseho ety ivelany io mombamoba anao io tsy possible hoe vorondolo hiteraboromanga e hihi hi
anouck78> aza manao an'izany ianao fa misy aza ny endrika any @ 3è génération any vao mivoaka, izany hoe mety nisy manga maso ny ray aman-drenin'ilay olona taloha be tany dia na dia tsy samy manga aza ny mason'ire r&r dia injay2 mivoaka eny @ taranaka sasany ilay izy!
fijo; sego ihany aloha ny ahy e :wink:


37. karinah ( 05/05/2007 21:45)
anouck> tsy oe manga maso ihany koa fa ny mifanohitra ihany koa!:lol::oops:
38. mignone ( 06/05/2007 15:36)
anouck78>ze zany ve dia hampavexe ? (sanatria kabary):-P marina tsy misy tomika ilay oe mifanerasera lazainao fa ny cas nao etsy averiko fa 1 ao antiny 10 taminy zavatra hitako !
39. adidy ( 06/05/2007 16:46)
isika na vazaha taratasy aza tsy maintsy tratra ny fanavakavahana foana!
Ary isan'andro lay izy, na inona asa misy anao! Tsy hoe tsy fahaizana mi s'intégrer ilay izy fa efa ao anatin'ny natiorandry zareo tompon-tany mihintsy!
Ny tena tsy tantindry zareo koa dia ny mahita vahiny tafita noho izy, na vola zany, na eo @ lafiny sosialy! Zany hoe fialonana ilay izy!
Ary izany no nanangana ny Halde: ho an'ny fanavakavahana rehetra: vahiny, vehivavy, kilemaina ets...
Ho an'i XXX: mora be ilay miteny hoe positiveo, marina fa ady isan'andro ny fiainana fa indraindray leo ihany ianao, zay le hoe feno ny kapoaka! Ndraindray ianao haratsian'ny vazaha , olona hita be izao fa tsy ao mihintsy, fa dia satria izy fotsy dia mihevitra fa afaka manaratsy anao
40. xxx ( 07/05/2007 13:40)
ny italiana no tena grvy noho ny frantsay!
raha sendra tonga arrivé tao am aéreoport ny tenako, izaho irery no vahiny fa ny sisa vazana na italiana, samy mitondra bagage daholo, fa ny ahy irery no no fouillé na mbony ambany ary nampandalovina scaner indroa, na ny fomba fandraisany ahy aza marikoriko mitsy.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4804