vazaha taratasy

61. fijo ( 15/05/2007 21:43)
an an,mba jereo ny zavatra misy.ny tanora sy ny vahiny dia voaharamaso foana raha vao miditra mpivarotra mihaja."tanora"vazaha sy vahiny eto.
zavatra hiainana iznay fa tsy hoe satria aho vahiny dia misaina toa izany.ny minia mikipy no tsy mahita izany.
62. anare ( 16/05/2007 11:13)
za nandeha nanolo permis very a, dia nila sary a, dia lasa naka tao @le tranokely misy lamba a, dia tsy nanamajinika a, de mba nanakalo eo @ pivarotra de tsy nety izy a, de voatery nividy carte azahoa kirija, ny tena nasosotra ahy dia iny lay vadiko nijery lay carte teo fa tsy le fahita isan'andro le izy a, de nony naloha ny vola dia tsy nomendravevavy ny mone fa hoe naka cake teo le vadikoa de tezitra be a de hozy aho hoe zahay vao avy nisakafo tany antranonay fa tsy maty noana akory,nasaiko nosavainy ny vadiko dia hoy aho hoe fa raha tsy mahita cake ao enao dia hametrahako plainte pour diffamation fa be olona tao, efa itany nosokatra be oroko petaka ka hozizy hoe, azafady fa variana aho. Ny fotsy tava teo anefa sady nahazo sorira be no tsy nasiana kozy. Tsy hoa mitaraina fa zany no misy. Sady mba azon'ireo tsy mahay miteny tsara ane fa dia ataony tokoa e !
63. fijo ( 16/05/2007 21:28)
matetika mitranga io,ary izay no hiadivana fa tsy hoe ,ekeko na handifotra aza toa an'i XXXX
64. Fiffi ( 17/05/2007 18:13)
Fiffi:
....ceci-dit hoe tsy lavina kosa hoe tena misy ny fanarakarahana.....
fijo: ka zay akia no nahatonga anaha niteny an'io an !


65. fijo ( 17/05/2007 20:48)
izay indrindra,i xxx mantsy dia toa mini amikipy ho etsy olana io.de izay no tonga amin'ilay lazain'i ronaldo hoe isika toa mandefitra lava
66. Fiffi ( 17/05/2007 22:01)
xxx:
fijo tsy miharitra no tiako ho lazaina ...raha izay ny mi s'adapter aminao .. tsy ilaina ny mivatravatra refa misy zavatra toy ny tavaratra .; raha azo hihomehezana dia hihomehezo .. cool ..
asa na efa novakian'i xxx le dinika nataon'i ronaldo atsy ambadika atsy an ! tazano kely aloha......


67. Fiffi ( 17/05/2007 22:02)
Mpandefa : ronaldo09 [ Valio ] 16-05-2007 16:22:18
Lohateny : Fa maninona kay ny gasy no malemy paika daholo?
Na any Dago ,na aty an-dafy toa malemy paika daholo ny gasy ary tadiavin'ny olona ho ambanimbaniana ! Io zavatra io anefa tsy ekeko satria izaho angamba no malagasy somary mahery fihetsika indrindra eto amin'ny ville misy ahy ary matahotra sy ataoko mifitsaka izay mitady manambanimbany ny gasy!Vao tsy ela izay tena nifamely totohondry mihitsy tamina Afrikanina roa izao ny tenako ary samy nahazo ny anjarany izy roalahy satria nanao teny tsy mendrika ny fireneko!!!
Tsy haiko ho anareo any France ,USA....raha mba mahavita mifamaly aman'olona fa ny gasy aty dia malefaka sy mora atao ny gasy ,na tenitenenin'olona aza dia mifitsaka tsy mamaly ankoatra ahy angamba !
Ny aty dia tsy azonao atao mihitsy izany manambany tompo-tany na mandika ny lalanan-dry zareo ary raha vao misy etranger manana na mahitahita dia tsy maintsy misy ny arakaraka hoe avy aiza ny source ny hareny?Ny any amintsika anefa dia ny vahiny no manjaka sy manao izay tiany hatao ary mbola mampijaly ny gasy izay ampiasainy!!!
O ry Malagasy a!Mba sahia mijoro sy miaro ny voninahitry ny firenenao!Tadidinao moa fa ain'olona firy no maty t@ 29 mars 1947 mba hiarvana ny voninahitrio Dago io ???Ko ahoana no vahiny indray no hanjakazaka ary raha aty ivelany ianao maninona no tenenin'olona ny firenenao ianao anefa mijery sy manao eny tompoko fotsiny????
68. Ratoa ( 22/05/2007 16:10)
Na aiza na aiza alehanao ka tsy an-tanindrazana dia taratasy ianao satria misy tsy itovizanao amin\'ny tompontany foana. Ary ny \"racisme\" dia tsy ny vazaha fotsy hoditra ihany no tompony fa ny rehetra isika gasy, ny afrikana ,ny tavaratra. Ny racisme dia ny tsy fitiavana izay tsy mitovy amin\'ny tena... Ny andevo tsy tia hova sy andriana, ny andriana tsy tia hova sy andevo, ny hova tsy tia andrianasy andevo... ny amon\'ny làlana tsy tia ny amban\'ny làlana... ka aiza no misy ianao?
Ny ahy izay mandinika be loatra na vindana dia ataoko tsara jery, arahako ny fijeriny ahy: raha mijery ny lohako izy dia jereko ny azy, raha mijery ny togotro izy dia jereko ny tongony ets..Rehefa izay dia jereko ny tenako dia itsikiako izy dia ataoko hoe: \"Quelque chose ne va pas?\". Menatra tia hisitrika ambanin\'ny tany mihitsy izy amin\'izany.
Na koa tonga dia itsikiako be dia tofiriko ny hoe \" c\'est la première fois que vous voyez quelqu\'un comme moi? Il faut voyager, les voyages forment la jeunesse.\"
Misy mamaly hoe:\"c\'est parce que vous venez de là- bas que vous parlez ainsi!!!\" Dia valiako hoe \"oui, je connais là-bas et je vois ici. Je peux comparer\".
Izay mahatsara sy mahasoa anao banjinina fa feno adala ny tany!!!
69. Ratoa ( 22/05/2007 16:22)
Izaho dia mpampianatra amin'ny université no asako. Banga ny toeran'ny directeur du centre de recherche. Nametraka candidature aho, tsy lany. Rehefa nisaina ny vato dia hita fa ireo namako tena akaiky amin'ny mpiara miasa no nifidy ahy.
Dia hoy ny iray amin'nireo namako izay efa mampitandrina ahy hatrany sy mba manorotoro ny fombafomba aty :"n'oublie pas que tu es une étrangère; On te l'a bien montré aujourd'hui. Donc fais gaffe! Cet événement a trahi toute l'institution".
Ka ahoana? Hanova famindra ? Hanova ny maha izaho ahy aho? Tsara izay fa tsy lany angamba hoy ny sasany . Expérience nanoro mazava ny tena fieveran'ny maro amin'ireo mpiara miasa io fifidianana io. Tsy ovaiko mihitsy ny fanaoko isan'andro.Marihina koa fa lehilahy no nifaninana tamiko, ary tany mbola tsy tena manaiky fitondra-behivavy ny aty.
70. nikopol ( 22/05/2007 16:31)
na samy gasy aza mety hisy an'io ka ! fa efa miha mihena ilay izy na izany aza ...
71. bozylove ( 23/05/2007 05:48)
8)Red color
[size=13px]maromaro ihany isika gasy aty no manan aio taratasy vazaha io.ka moa ve isika tena mahatsiaro hoe tena vazaha mitovy amin'ny vazaha??????
ohatra,za zao rehefa miditra mpivarotra dia matetika no misy mpanaramaso foana.ary anontaniako moa izy ireny matetika hoe fa tena hita be ve hoe mpangalatra aho sa ahoana????
misy madama(45 taona izy) fantako izao ao paris ao,de nanontany lalana izahay.izy no nanantona le ramatoa be izay.fa vao nanaton aizy dia natahotra be le ramatoa????????
nitady trano hofaina ko aaho taloha,ary dia ok tsarany resaka,fa nony tonga ny ampitso,de tsy tonga le mpampanofa"agence" de nantsoiko,hoe ary nareo to atsy tonga.ny valiny:"efa lasan'olona le izy ka"nefa za ny omaly aprem no niantso sy nahazo io fotoana io?????

ka tena vazaha ve isika sa vazaha ihany saingy tsy mitovy zo[/size].



[size=13px]Aza adino fa tsy misoratra eny atampikandrina ny hoe "vaza" enao 8O 8O , aza adino ny lokoditrao fa zarazara na mainty, ny racisme eto france tsy atao mahagaga , fa dia anjaranao no mitady astuce entina surmonter ny fanavakavahana. Tamin'izahay nitady trano sarotra no nahita trano any @ kartier vitsy vahiny . Efa enao vahiny no tonga hitady sy manao entretien dia hoe efa voahofa ny trano ; ny astuce natao nisy namanay vaza (misy ihany aloha ny fotsy mafinaritra sy tsy raciste heureusement :D) no nande nijery sy nanao entretien tany dia azony ny trano , avy eo niaraka tamin'ilay namana izahay efa hanao taratasy bail , dia nolazainilay namana vaza fa tsy ho azy ny trano fa ho anay , tsy nahateny ilay agence fa dia nanaiky satria nolazaina fa hanao fitoriana fa misy discrimination.
Aty France ampiasaho ny droit-nao, misy droit miaro ny vahiny. Marina fa betsaka ny demarche atao, fa aza manaiky tsindry hazo lena( injustice) :twisted: :roll: 8O 8)[/size]


Marihina fa ny dossier rehetra nilainy agence : fiche de paie tsy nila olona manao garant, afaka mandoa hofatrano.
72. fijo ( 23/05/2007 23:09)
ratoa,tena marina ary hiainana io lazainao io.ka izay no nahatonga ahy nanao ity resaka ity satria misy gasy sasany mihevitra fa izy dia tsy mitovy amin'ny gasy intsony satria efa vazaha taratasy
73. bozylove2 ( 24/05/2007 21:11)
fijo:
ratoa,tena marina ary hiainana io lazainao io.ka izay no nahatonga ahy nanao ity resaka ity satria misy gasy sasany mihevitra fa izy dia tsy mitovy amin'ny gasy intsony satria efa vazaha taratasy


[size=13px]izay mitsy rise an tsy tokony menatra isika ny maha malagasy antsika na vaza taratasy aza, ny taratasy ticket hahamora ahitana asa sy tsy hitaintaina fona @ renouvellement taratasy e 8) :-*[/size]
74. Ratoa ( 26/05/2007 20:57)
izay mihitsy ilay clé ry bozylovy sy fijo an!
75. BOZYLOVE ( 27/05/2007 08:32)
ratoa =D =D =D :-*
76. betty ( 25/07/2007 08:48)
Izany mba eo ihany fa lé any Algérie (miala kely ny France aho :) )ny algériens sasany mahita anao de manontany oe misy trano ve any aminareo?
De navaliko oe tsisy trano any fa ny ambassadeur-nareo any ambony hazo no mipetraka :-D:-D:-D
77. booboo ( 25/07/2007 08:52)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2847