vazaha taratasy

41. fasaly ( 07/05/2007 13:43)
izaho isaky ny midina ny tgv ao am gare du nord dia arahina police miafina foana! izany hoe tsy manao tenue, toundé ny papier no angatahiny alou de eo dinihina tsara sao fosika, avy eo ny entana savaina ambony anmbany:x:x:x:x:x maha krizy alou lay izy satria efa ho lava lay izy e! tojo foana aho isaky zé mande.....hoy aho ny farany hoe andeha mody hi scèn aho hiazakazaka be mitsoaka andrizareo de hijanoanana tampoka fa tsy ahita ahy akory.....:x:x:x
juste handrangitana an lay police fotsiny:?
42. fijo ( 07/05/2007 14:12)
anouck an,samoana izao no olona mifanerasera amiko tsy vazaha.mpikambana ao amin'ny AVF aho ary za irery no tsy vazaha ao.ny tanana misy ahy mo adia FN no eto taloha,ka rah ahoe fiseraserana amin'ny vazaha dia be ary ampy ahy izao.
fa ireo tsy mety tena mazava saina aminao.tsapako io.
43. vahiny2004 ( 07/05/2007 15:22)
sakaizakely:

ny zavatra tsapako sy manirikiry ahy @ fiainana andavanandro, asa raha azo heverina hoe discrimination satria isaky ny mivoaka miaraka am zanako aho, de misy manontany foana hoe "enao ve nounou n'ireo zaza ireo ?" nefa le zaza efa manao maman :twisted::twisted::twisted:




izaho efa namaly hoe , non non je les ai achetés au supermarché :-D:-D

44. sakaizakely ( 07/05/2007 20:38)
fasaly> ngodé mba tsy polisy zany fa olona te hikotikoty anjy :P
45. sakaizakely ( 07/05/2007 21:02)
vahiny2004> andeha tokoa ataoko an'izay rangaha a ! :-D:-D:-D:-D
aleo tokoa imehezana fa ngodé hanapaka lalandra eo :-*
46. fijo ( 08/05/2007 21:13)
izay sisa no azo atao koa,fa aminy enao mainty dia mainty foana.na dia manampahaizana noho izy aza dia mainty aloha vao mahay
47. fasaly ( 08/05/2007 21:56)
sakaizakely:

fasaly> ngodé mba tsy polisy zany fa olona te hikotikoty anjy :P



pfffff! efa ho dimy ve ry zareo aky hikoty ahy aiza sady misy vevavy raika de ny karatro amini'o dinhina tsara sao fosika ngamba:x:x:x nefa ny oul hafa mandalo tsy arahina mbola ataoko misèn modiko miazakazaka be mitsoka mou reo de hijanonako tampoka:-D:-Dmgeste amzay aho mampiseo tts fangah zà tsy en ordre masosot...tssssss


48. sakaizakely ( 08/05/2007 22:11)
fasaly>

mbo gravy kou akia izany ?!!

za akia folo taona tao Paris tao tsa mbola voan'izany, nefa de mpivezivezy tao châtelet les halles sy gare du nord tao, na mandrak'izao aza tsy mbola voa contrôle na indraipa akory nefa mba petakorona ihany. Tsy azoko mintsy ny criteres de contrôle-ndreo pôlisy ireo 8-)8-)8-)
49. saroun ( 09/05/2007 16:54)
za ndray aloha tsy mbola voasavan'ny polisy zany,ny fanavakavahana ry reto efa zavatra iainana mahazatra andavanandro a na eo @ fitadiavana asa na trano n'inon'inona;fa ny olona tato akaikinay no betsaka efa voasava @6ora maraina mbola matory daholo ny olona savainy ny cin passeport nationalite,tena mahasosotra le izy fa zay no zava-misy na de mi-s'integrer sy miresaka @vazaha aza enao.ny zavatra hitako aloha de be fialonana ry zareo tompotany raha mahita anao ambonimbony noho izy omeko ohatra nareo aty la reunion ny créoles de tsy tia ny mahorais sy ny comoriens mitsy nefa ane ka français ny mahorais e satria eo @fangatahana trano social ohatra de lasan-dry zareo daholo ny ankamaroany satria ry zareo miteraka bedebe de mahazo trano obligatoire izy de mialona ny tompotany.ka ny mahavoa azy kosa aloha tsy mi-s'adapte @le fiaraha-monina mitsy maka coin ry zareo tsy misy fiezahana e @ resaka integration io.
50. fijo ( 09/05/2007 20:48)
ny sipa aloha toa tsy dia olan aloatra,fa ny bandy no tena vao mihodina dia ao
51. xxx ( 09/05/2007 21:20)
mba mahagaga ahy ry fijo ilay resaka , ohatran' ny lasa misy fisainana " victimisation " ilay izy,
ka raha jereko aloha dia ny fisavana anie misy na aiza na aiza no misy anao eto ambonin' ny tany é .. ianareo ve na mandeha ao " analakely" aza tsy mitondra CNI gasy ???? , ny fahafantarako azy aloha dia tokony mitondra .. ary mety ho voasava ianao !!!
fa lasa mivadika ilay resaka hoe eto frantsa voasava foana dia lasa maresaka be..
ny fijerin' ny olona .. ny mpijery misy foana ...
52. niryna ( 10/05/2007 16:50)
Ilay fanavakavahana aloha dia misy na eo amin'ny tanora mitondra fiara amin'ny alina aza tonga dia sakanany fotsiny izao.Izany hoe maity izany moa dia tratra foana.Ary mitady hirika hiampangana ny olona foana ry zareo.
53. adidy ( 10/05/2007 21:33)
xxx: rehefa mba miresaka ny mahazo azy ny olona dia lazain-dra xxx fa victime indray nefa zava-marina no lazaina, tsy hoe manao victime fa zay no hiainana isan'andro !
Tsy zakan'ny vazaha fotsy mihintsy hoe socialement ambony ianao! Ary tena hita mararirary be mihintsy izy, anontaniana sy hadiadiana hatr@ fianarana nataonao ets... Rehefa tsy mahita rirany @ izay dia anontaniana hoe ary ny vadinao ve miasa? Inona no hataony?:-D:-D
54. fijo ( 10/05/2007 21:41)
ny fahitako le xxx ity an,le olona manao bizour mise ireny fotsiny.ekeko ny fisavana,fa raha voasava intelo ianao indray andro eo amin'ny lalana iray mba misaina fa misy antony hafa ao.
55. mignone ( 11/05/2007 13:40)
eka ouz !
56. niryna ( 11/05/2007 17:16)
Mety nisy tandrifindrahona kosa tao e,rehefa tsy hety izay anie toa mitotona daholo ny loza e
57. fijo ( 11/05/2007 20:54)
misy mihintsy ny fanavahana,ekeko hoe misy azo hiafiana fa misy kosa tena tsy azo ekena mihintsy
58. adidy ( 12/05/2007 08:50)
niryna: tsy tandrifindrahona izany fa isan'andro! Raha vao mba miditra magazay tsaratsara ianao, dia efa iny ny sécurité miodidody eo! Any @ hopitaly indray dia vao mahita anao maizina ny olona dia po no angatahiny voalohany!!!Raha somary mianjona sy miavona anefa ianao no miarahaba azy! Tonga izy dia manaja be anao!!
59. sympa ( 12/05/2007 14:08)
60. Fiffi ( 13/05/2007 18:13)
heu.....ngamba kosa tsy généralizéna le izy fa asa mety hoe ny olona angamba no toundé miheritreritra an'zany...

Ohatra zao hoe miditra magasin ny olona.....na iza io na iza an ! ao de efa firy ny isan'ny "vigile" ao ....miampy ny eo am varavarana...

Tsy midika veli2 kosa io hoe zay tsy vazaha tena vazaha no tsy tsikilovan'ireny vigile ireny.....fa mitsikilo ny rehetra izy....io ny asany....

Ka possible mihintsy ohatra hoe isika , na ny afrikan , na tavaratra na olonkafa toundé miheritreritra zavatra hafa....ceci-dit hoe tsy lavina kosa hoe tena misy ny fanarakarahana.....

(mba voatsikaritrareo ve fa ny vigile rehetra (heu...presque de afrikan daholo ? )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3071