de inn no hataonao?

1. Aino ( 10/04/2007 15:01)
raha ny namanao be kay no mangalatra ny sipanao dia inn no hataonao?
manotany fotsony.(eritreritra mandalo)
répondu par xxx le 18/04/2007 14:57
2. Samoana ( 10/04/2007 15:22)
Miova namana sy miova sipa zà:wink:
3. Fiffi ( 10/04/2007 15:42)
hisaorako am foko manontolo ry zareo de mitady namana sy sipa vao2 zah !
4. xxx ( 10/04/2007 15:57)
Efa nitranga tamiko :(.
Tsy niaraka tamin'ilay bandy intsony aho fa nijanona ho namako ihany ilay namako. Saingy izao tsy iresahako ny fiainam-pitiavako intsony izy sady tsy i-présenter-ko ny sipako koa.
5. ikalapeta ( 10/04/2007 16:06)
de samy hialako satria samy pamadika, aaaargh...! hi hi hi
6. salmo1 ( 10/04/2007 16:39)
ka efa ny anao aza no tiany sady efa tiny kou izy inn ndray no olana amzany fa mpinamana fotsiny nareo na olo-tsotra ôtrany taloha, de elah na ndry miala maina = de vita.

Haleo manala olana toy izay mampiditra olana, samia mifaly @ zay misy fa aza mikaroka ny tsy misy. kôzy zany ah;-)
7. kelly13 ( 10/04/2007 17:06)
ikalapeta:

de samy hialako satria samy pamadika, aaaargh...! hi hi hi



mitovy hevitra
8. booboo ( 10/04/2007 17:08)
maka fantsika sy martoa dia ....:twisted:
9. sakaizakely ( 10/04/2007 17:11)
booboo:

maka fantsika sy martoa dia ....:twisted:



dia fantsiho eo antampondohany ny atody tsy lanini'i booboo
10. kelly13 ( 10/04/2007 17:12)
tsy adino kou ny bonbon vandro @ zay milendalenda fotsiny izy
11. sitlo ( 10/04/2007 17:21)
Aino:

raha ny namanao be kay no mangalatra ny sipanao dia inn no hataonao?
manotany fotsony.(eritreritra mandalo)


totohondry amin'ilay namanao koa inona indray, fa avy eo misaraka ihany anefa an

12. mandrindra ( 10/04/2007 17:37)
dia mitohy ho mpinamana foana izahay.
tsy misy izany mangalatra sipa izany aloha e
13. Stretch ( 10/04/2007 17:40)
miaraka am ny metimety kokoa a !
asehoko azy fa : tsy hitamby am a !
14. sitlo ( 10/04/2007 17:48)
Io ry zareo tsy misy lehibe noho ny vatolampy fa rehefa tsy miteny dia angeren'ny vorona ah.
Ianao ve dia hangina fotsiny izao fa tsy maintsy mikiakiana aloha.
15. sakaizakely ( 10/04/2007 17:50)
Io ry zareo tsy misy lehibe noho ny vatolampy fa rehefa tsy miteny dia angeren'ny vorona ah.


mahita lazaina mits sitla ito
=))=))
16. sitlo ( 10/04/2007 18:00)
Ohabolana malagasy io ry sakaizakely ah. :lol: tsy haiko raha ao amin'ny anganon'ny Ntaolo. :lol:
17. Stretch ( 10/04/2007 18:05)
Esssy !

[size=16]Tsy farafaty iny akory koa hitomaniako ampiakarana[/size]
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0008.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0023.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0008.gif[/IMG]
18. diamondra27 ( 10/04/2007 18:08)
Saika tsy hamaly aho nefa...

aza manao namana vhv tahaka ahy intsony fa namana lhl alaina de @izay siora ianao fa tsy misy maka ny sipanao.
Namana vhv efa manambady aman-janaka alaina namana fa manana resaka be de be mahasoa ianareo noho ny namana mitovy taona aminao.
Namana mpivavaka efa niova fo ihany koa sy hitanao fa tena mifantoka @ fivavahana alaina namana.

Tsy tena namana izany amiko fa raha tena namanao izy dia tsy haka izay sipanao.
Raha tsy feux de l'amour izy ity koa :-D:-D

Ny tena tsy azoko ange ry Aino dia izao e: tsy mba hitandroky ve akia le bandy refa mihaona @ le namandry nareo de ahoana ny fijeriny sy fihetsiny.
Na dia amboarina tahaka ny inona aza io hay foana hoe: misy zavatra tsy mazava @ireto. En tout cas ny ahy aloha izany e! raha hita maso dia tsy maintsy tratrako foana ny marina ary henoko ato ampoko ato misy mibitsika we: kaayyy , tandremo.Mahatsiaro voatsindrona izany ny fonao , tonga de kopy ianao we : any zany. Dia raiso ny décision.

Ny zavatra tsapako koa dia matoa lasan'ilay namanao izany ny sipanao dia mety tsy nahafapo azy ny fitiavana nataonao sy natolotrao azy.Mahasosotra ny mihaino an'izany fa tena misy marina io an!mety hoe: le namanao nazahoanyhena fa ianao mbola nampiandry azy dia tsy nahandry izy ....

Rehefa mipoitra le zavatra tahaka izao dia tsofy rano ry zareo , mbola misy foana ny olona mahasolo an'iny na ho ela na ho haingana fa mahandrasa. AZA KIVY @ FIAINANA izany. Tsy aleo aza ve mbola sipanao izy no niala taminao toa izay hoe: nanambady anao sy rehefa nanan-janala ianareo.
Asa aloha fa samy manana ny safidiny e!

Ilay sipa na vady tratra eo ambony fandriana aza no mbola gravy kokoa noho izany f'angaha ahoana hoy i Aino. Fiainana daholo izany, mbola tanora ianareo fa rehefa mandeha ny taona sy expérience de ho hitanareo miadana eny ihany izy sy izay tokony hatao

Mazotoa. De aza mi-deprime @izany fa mitràka foana.
19. Fiffi ( 10/04/2007 18:10)
booboo:
maka fantsika sy martoa dia ....:twisted:
de aninona akia njy ? :-D:-D:-D


20. sitlo ( 10/04/2007 18:22)
diamondra27:
Mazotoa. De aza mi-deprime @izany fa mitràka foana


=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.6792