de inn no hataonao?
42. fasaly
(
11/04/2007 11:01)
salmo1:
fasaly:ny azy wa zah fôna, mandreraka mintsy ity jobany ra matrix ity kle
i salmo ndray io zao:roll:
ka mitovy be am fanoratrao ko aiza ny tsy ho koboko na manao xxx aza e!;-)
44. fasaly
(
11/04/2007 16:41)
kiamondra: ka sarotsa be ny ahita namana mampianatra sekoly alahady:-P:-D:-D
aleo minamana am bandy no tsara indrindra e! ireny afaka hiantahantàna no manome hevitra am blem madinika no tsy haka ny bandy sipanao:-P;-)
aleo minamana am bandy no tsara indrindra e! ireny afaka hiantahantàna no manome hevitra am blem madinika no tsy haka ny bandy sipanao:-P;-)
46. Zina
(
11/04/2007 16:58)
kelly13 [ Valio ] 11-04-2007 08:52:29
Lohateny : Re : de inn no hataonao?
Hoy i fanaina:
ka raha samy tsy misy tiana ho very.
aza mampijaly tena zany, tsy namana matou namitaka
Marina ny anjy Kelly a...
sarotra be rehefa tia fa tsy maintsy zakaina ilay fisarahana @ ilay namana sy ilay sipa namitaka...:wink:
47. karinah
(
11/04/2007 16:58)
za klou tsy d'accord @ le oe bandy ihany ny hatao namana e, misy de misy ny namana vhv fa tena mahatoky, ary mihoatra ny ray tampo mihintsy azany!
49. xxx
(
11/04/2007 17:16)
karinah::-w:-w nefa atsy ambadika atsy zavatra hafa no atao!:-w:-w
za klou tsy d'accord @ le oe bandy ihany ny hatao namana e, misy de misy ny namana vhv fa tena mahatoky, ary mihoatra ny ray tampo mihintsy azany!
52. Aino
(
11/04/2007 17:39)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-04-2007 21:21:17lol izay lhl iray ve no ande amonona tena!!
Lohateny : Re : de inn no hataonao?
Raha misy rano eny akaikinareo eny de ndana any mitsoraka.
:°)izaho aloha mbola tsy tratrany ilay sipa angalariny namana hatr@ izoa hoe, hihihi ny angalarina aza tsy misy ko!!:°)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 11-04-2007 08:22:04
Lohateny : Re : de inn no hataonao
Ny tena tsy azoko ange ry Aino dia izao e: tsy mba hitandroky ve akia le bandy refa mihaona @ le namandry nareo de ahoana ny fijeriny sy fihetsiny.
Na dia amboarina tahaka ny inona aza io hay foana hoe: misy zavatra tsy mazava @ireto. En tout cas ny ahy aloha izany e! raha hita maso dia tsy maintsy tratrako foana ny marina ary henoko ato ampoko ato misy mibitsika we: kaayyy , tandremo.Mahatsiaro voatsindrona izany ny fonao , tonga de kopy ianao we : any zany. Dia raiso ny décision
Nisy namana piara mianatra t@ tratran'io fa izaho indray no nalahelo be sy tezitra t@ ilay sipa. nefa ilay sipany nanaja be azy sy tonga manatitra manao any izao sy izao dia ilay namana iray mikonjakonjana sy maditra be indray no nerahany.
53. Aino
(
11/04/2007 17:42)
Mpandefa : karinah [ Valio ] 11-04-2007 18:58:50ny hakamaroany namako dia lhl dol indrindra fa any mada, @ilay namana vhv matetika miady faona!!
Lohateny : Re : de inn no hataonao?
za klou tsy d'accord @ le oe bandy ihany ny hatao namana e, misy de misy ny namana vhv fa tena mahatoky, ary mihoatra ny ray tampo mihintsy azany!
55. karinah
(
11/04/2007 19:34)
Aino> zah manana namana vhv efa hatry ny mbola vao samy 8ans zay ka h@ zao, tsy miady zany!!!!!!
56. karinah
(
11/04/2007 19:36)
in ny manjo an'i xxx kay e?:-D:-D, zvt hafa awona?:o vakio kely oe ny momba anah ao azafdy? :-P:^):^):^)
59. karinah
(
11/04/2007 19:53)
fasaly> sady betsaka fa tsy le ray io ireryfa io ny fantatro efa hatsy ny ela:P:}:}:}
