de inn no hataonao?

61. fasaly ( 11/04/2007 20:37)
tynah: mitovy tsika:wink: ary tsika roa samy be courant no be namana lelahy sao clone ko lol:-P:-D:-D

karinah: tsara zany ange e! misy otrzany aiza mou!:-P
62. karinah ( 11/04/2007 20:53)
fasaly> rah otran'i pecto dol klou aleko vhv "doly" k'ah:lol::lol::lol::P
63. Aino ( 15/04/2007 07:36)
Mpandefa : karinah [ Valio
sendra dia everinao fa saode izaho io xxx mamaly io?
64. luciana5 ( 15/04/2007 22:47)
:lol::lol:
za namako daholo, ankoatran sarkozy hatramin zao:lol::lol: vazivazy himezana;-)
65. xxx ( 18/04/2007 14:57)
efa nisy tamiko kou ty, fa tsy minamana tsony a, ary tsy miaraka tsony, na nifona aza ilay namako taty aoriana,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0944