de inn no hataonao?

21. fasaly ( 10/04/2007 18:30)
diamondra: na manambady aza ny vevavy afaka maka sipan'ni namany izy raha te hanao fa tsy mahasakana azy izany ....
ilay hoe mpivavaka koa, misy mody hoe mivavaka mivavaka anefa atao fanafenana toetra ratsy izany fivavahana izany .....tsy mahasaka azy koa izany raha te hangalatra ny sipan'i namany izy,
ny tiko lazaina tsy misy hoe vevavy manambady na tsia fa refa te hanao ny hadalàny izy de hataony zé takatry ny sainy ao e!:°)
22. sitlo ( 10/04/2007 18:35)
marina ny an'i fasaly, fa tsy ny mpivavaka rehetra na dia izany aza. :wink:
23. fasaly ( 10/04/2007 18:39)
zà nge tsy miteny hoe ny mpivavaka rehetra e!
fa ny tiko marihina eo fotsiny de hoe rehefa oul mpivavaka akory de ho anjely dool ka azo atokisana am zé hataony rehetsa;-):-P
24. sitlo ( 10/04/2007 18:44)
marina dia marina tokoa. :?
25. fasaly ( 10/04/2007 18:48)
:? efa nahafatatra oul otrzay aho mantsy! mpandray fanasan'i tompo aby zareo mande mivafvaka isan'alahady anefa.......manandevo ny havany mahantra ohatra:x manambany ny tsy manana:twisted:
manodikodina volampokonolona:evil::-D:-D:-D:-D
fa aleo ihany manao namana bandy de tsy atahorana ny resaka fangalarana sipa e! koike PD lay bandy ka haka anlay bandy sipanao ndray:x
26. fanaina ( 10/04/2007 18:54)
ka raha samy tsy misy tiana ho very.
27. fanaina ( 10/04/2007 18:56)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-04-2007 17:57:18
Lohateny : Re : de inn no hataonao?
Efa nitranga tamiko .
mampalaelo enao izany.
28. fasaly ( 10/04/2007 18:56)
de reveo manja zany aky aino a! aza asina olana fa reveo manja rah zakanjy:wink:
29. xxx ( 10/04/2007 19:21)
Raha misy rano eny akaikinareo eny de ndana any mitsoraka.8)8)8)
30. fasaly ( 10/04/2007 19:23)
i salmo ndray io zao:roll:
31. paris10 ( 10/04/2007 19:40)
matetika ny mpinamana dia mitovy "gout" @ sipa, na bandy io na viavy an!zany no mahatonga ny fangalarana sipa !d @ zay koa le 1 tsy manaka-davitra fa misy eo akaiky koa!
32. karinah ( 10/04/2007 19:44)
sitlo:

Io ry zareo tsy misy lehibe noho ny vatolampy fa rehefa tsy miteny dia angeren'ny vorona ah.
Ianao ve dia hangina fotsiny izao fa tsy maintsy mikiakiana aloha.
zah mbô gaga, koa rah tsy victoire rasoam.. aza!!:°):wink:


33. karinah ( 10/04/2007 19:45)
xxx>:-D:-D:-D:-D
34. karinah ( 10/04/2007 19:49)
fanaina:

ka raha samy tsy misy tiana ho very.
sarotra be zany Aino a, hihihi,.. raha samy tsy tina ho very de aleo zareo hiaraka de hitanao fa hanantona anao moramora eo izy 2 avy eo:lol::lol::roll: :oops::P:wink:


35. ikaretsaka ( 11/04/2007 03:18)
ka raha samy tsy misy tiana ho very

tonga de meteza ho rafin'ilay akamanao ko!:-D
36. diamondra27 ( 11/04/2007 06:22)
fasaly:

zà nge tsy miteny hoe ny mpivavaka rehetra e!
fa ny tiko marihina eo fotsiny de hoe rehefa oul mpivavaka akory de ho anjely dool ka azo atokisana am zé hataony rehetsa;-):-P



ka tsy mbola tena mpivavaka marina izy izany fa io lazaindry io hoe: manao fitaovana an'Atra fotsiny.Sy fanatika be fotsiny.
Za koa anisany tsy tia mainty ireny satria manakana ny olona tsy hino an'Atra izy ireny.

Averiko ihany fa le tena mpivavaka no nolazaiko hoe: ataovy namana: le mpampanao cellule na mpampianatra sekoly alahady ireny etc...fatandry eny ihany izy hoe: ity tena manankina @ Atra ny fiainany.
37. diamondra27 ( 11/04/2007 06:30)
aino: za taloha nanana namana vhv de nahita namana vhv hafa izy de saropiaro be za, fa nanontaniako izy hoe: ndry ho'aho lasa miaraka be @ i X foana rehefa recreation fa tsy maka anah tsony, de ozy hoe: za hinamana aminy hono , de navelako ry zareo niaraka ho mpinamana fa za nanamboatra saina. Hatr@izay de tsy tia namana vhv intsony aho satria tsy tiako ilay voafitaka.
Izany aza namana tsotra maika fa hoe: sipako izany no alain'ny namako. Mahaiza mionona fotsiny de mi- se remettre en question e! de @ manaraka aza tantaraina amin'ny namandry daholo izay intimité nareo fa tokony tazomina ho nanareo 2 ihany satria mety ho izay ihany koa no mampitsiry ilay fitiavany ny sipandry. Sady entiny hikolokolina ny fitiavandry zareo izany satria efa tantaraindry azy daholo ze zavatra tian'ny sipandry sns , de moramora aminy ny mandamina sy milalao ilay fitiavana.
38. kelly13 ( 11/04/2007 06:52)
fanaina:

ka raha samy tsy misy tiana ho very.



aza mampijaly tena zany, tsy namana matou namitaka
39. salmo1 ( 11/04/2007 07:02)
fasaly:
i salmo ndray io zao:roll:
ny azy wa zah fôna, mandreraka mintsy ity jobany ra matrix ity kle
40. pimaso ( 11/04/2007 07:37)
aino > raha le namana aloa no mivadika dia tsy milay izy izany , avela any izy roa,
fa raha le sipa no mijerijery ny akama dia izy mihitsy izany no tsy milay fa mila soloina, dia aleo hifanarahana @ bandy akama fa atao kapo-dahy indray mandeha izy dia samy vita,
tsotra be, @ izay tsy ta hierika bandy mpiakama intsony,
tsotra be!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5954