RNS

1. fasaly ( 09/04/2007 19:55)
nahafianritra be tsy nisy otrzany ry zareo ny tany am RNS a! aleo hotondra tatitra eo ny manaraka e!:-P:^):^):-D
répondu par Fiffi le 18/04/2007 19:52
2. ds ( 09/04/2007 19:57)
:roll::-*
3. ftma ( 09/04/2007 20:21)
Fasaly: nga njy tany?
ds: miandry tatitra zahay fa aza :roll:
4. Vahinala ( 09/04/2007 20:27)
Sambatra nareo, tantarao e !
5. Fiffi ( 09/04/2007 20:30)
fasaly: nga njy tany :?::?:
6. Fiffi ( 09/04/2007 20:36)
fasaly , ds: heu....arak'le nazavaiko atsy am hoe aiza i Fiffi de: tany zah de niantso an'i sipagasy fa tsy nahita heu...tsy nijery ny forum hoe raha tsy any i sipagasy de ahoana sy aiza na iza sy iza avy ny ho any....de nilaza i sipagasy fa tsy salama de ...iny tsy afaka nahita na iza na iza tany iny!

Fa nareo nga tsy nandeha nandihy omaly alina ? raha tao manko nareo de mba mety nahita an'i fasaly zah de mba afaka nihaona hiany angamba...:(
7. Fiffi ( 09/04/2007 20:37)
fasaly koh ve manana ny tél-ko de tsy mba niantso anaha ? :(
8. Fiffi ( 09/04/2007 20:50)
de raha niangona koh nareo de nety nifankahita tao ! omaly maraina.....
9. salmo1 ( 09/04/2007 20:59)
Inn zany RNS:?:
10. Fiffi ( 09/04/2007 21:05)
jereo ao am google
11. fasaly ( 09/04/2007 21:14)
mifonaaaaaaaaaaaaaaa! reh! fa tsy tany aho a te hanentana anareo nandeha tany hitonja tatitra fotsiny a!:?:-P:-D:-D:-D:-D

fiffi: ni dance be njay zany ndriko:-D:-D
domazy aho tsy tany:cry::cry:
i samoana zao no handrasana:-P
12. salmo1 ( 09/04/2007 21:23)
Fiffi: za kamo be hanokatra google:D;-)
13. Fiffi ( 10/04/2007 06:57)
fasaly: dainnn koh ndry an ! :-D:-D:-D hay tokoa moh hoe handray vahiny 16 ?
14. tywa68 ( 10/04/2007 10:12)
Hay ve i fiffi tany e ? taiza ho aiza (basket ? sa hafa ?)
T@ alina vao tafiditra nijery basket kely sy boules :lol:
@ manaraka indray zany e !
15. Fiffi ( 10/04/2007 10:20)
nga ndry tany koh ? :roll: anjekaky ooo :{:{ niparitaka be zany isika satria le tsy nahatongavan'i sipagasy miaraka tam le sac à dos sera2 de tsy nahafantatra hoe am fomba ahoana indray no hihaonana ????
heu....ny basket aloha tena nojereko an ! ny karaté , ny volley ! de hitandry ve le zazakely nandihy ny ? :)
16. tywa68 ( 10/04/2007 10:53)
tena tsy nahita an'zany aho ry fiffi ! fa sendra nijery basket SOE contre n'ireny Maintso ireny (d variana mahita ny fahaizan'ilay Mouss fohy kely :-D) !
Ny ouverture vao ela loatra ilay kabary dia kamo nijanona, fa nisy ankizy nandihy ihany teo d ilay rangahy manao cow boy comme chaque année :lol: d nijery ny hafa sns... tsara andro aloha sady betsaka ny kaikitra tany e !

Ary i Booboo angaha tsy nandeha indray e ?
17. sasa ( 10/04/2007 10:55)
tantarao ry fasaly fa liana izahay an
18. Fiffi ( 10/04/2007 11:18)
sasa: ka tsy tany nge izy eh ! :(

tywa68: dray ! dray ! dray ! de asa akia raha tsy matin'ny hafanana le bandy iny tam le tenue-ny cowboy iny fa :{:{ :-D:-D:-D:-D blouson cuir be sy ny boty ve ? :-D:-D:-D
Fa zah kalou de anisan'ny niteheka be tam le zaza nandihy an ! hummmm....manja kosa an ! :)
19. Samoana ( 10/04/2007 14:09)
Miarahaba ny rehetra indray ary inoana fa nandia paska mahafinaritra avokoa isika rehetra.

- Tsy mety nifankahita izahay sy "ds" fa nifanao fangalam-piery hatrany. Soa fa nisy namany kalaza @ échec toa azy mba akamako @ kanetibe koa
- Tsy tafiditra tanaty répertoire kay ny n° phonen'i "sipagasy" ! Nandalo in-2 tao @ Mac'do izahay nierikerika nitady sipa milanja"serasera" an-damosina fa tsy nahatazana8)
- Nitady an'i "Oully" tao @ tranolamba saingy mety tsy mbola tafarina am-pandriana angamba izy ( sabotsy t@ 9 1/2 maraina ). Nametraka hafatra tamina namanay mpanao taozavatra @ tandrok'omby fa tsy hay raha mba tafita ihany
- Namango vorovoronkena aho fa mba nisy mpahandro izany tany ka nahatsiaro tokoa an'i "soanja" sy ireo namana hafa mpankafy garadobo:miam:
- Manelanelana ny lalao dia raikitra ny tafa sy ny dinika ahatsiarovana an'i ftma sy mbaliana, kelly13,...:P
- Voatonona tao koa ny anaran'i "fijo" teo am-pisotroana dite niaraka t@ ireo pariziana efa akama t@ herintaona
-Najedaka t@ sambôsa avokoa ny dotation d'encouragement 80 euros nomena ny finaliste ankoatra ny amboara. Nierikerika nitady an'i "booboo" ihany sao voasariky ny fofona izy:-D
-Nividy tapakila alim-pandihizana hijerena ny namana "infinity". Tsy afaka nande tany indray anefa ka dia natolotra tanora ireo billets
-Nalefa nilalao niaraka t@ zaza madinika ny zanatsamoinakely sô mba mitapô @ "andréa's kilonga" ihany
-Ny mpaka sary matihanina eto @ serasera nokarohiko tany @ gymnase koa fa tsy tazako e ! Voatery mionona @ tantara an-tsoratra ny tenanay:cry:
Marihina fa nandritry ny 2 andro dia tsy nahatazana ireo irak'i sarkô nalefan'i "bazylou" ny tenanay na indrepa aza. Nisy pôlisy iray ihany tany saingy namana mpankafy kanetibe toa anay fa tsy mpisambotra malagasy araka ny fanirian'i bazylou. Mampamangy hono ianao r'Ikalaf... a :wink:!
20. Samoana ( 10/04/2007 14:22)
fiffi/ hay mande tsy an-kiteniteny an ! 'saotra e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1081