RNS

61. Ralay ( 11/04/2007 17:43)
Fiffi:Nifandiso isika zany fa vao avy niresaka t@ oully mintsy zah zany de nandalo njy :lol:
62. Fiffi ( 11/04/2007 18:05)
63. fasaly ( 11/04/2007 18:44)
:cry:
64. Oully ( 11/04/2007 21:11)
Ralay:

Fiffi:Nifandiso isika zany fa vao avy niresaka t@ oully mintsy zah zany de nandalo njy :lol:



(Nahatsiaro ny fahiny Ralay a!)Azo heverina koa anie hoe nifanena an'eritreritra daholo isika eh!!! ny vatana fotsiny sisa no amin'ny herintaona indray. Rehefa niditra tao amin'ny chapiteau n'ny stand aloha tokony ho nifanena taminay raha tsy hoe tamin'ny oran'ny pause angamba. Toa nisy an'izany mpankafy tononkalo serasera izany hono nandalo teo fa tsy hainay hoe iza? TSY MAINTSY nifanena isika fiffi an, ataoko mihitsy hoe tsy maintsy:?
Asiana coin kely hoe "fihaonana" angamba ny stand nay amin'ny herintaona, na manao version n'i sipagasy hoe "izaho no oully" :oops:
Ho an'izay liana dia tongava mijery ny fety sos rado ao amin'ny fiap paris 14e amin'ny asabotsy, any indray manao revanche eh. Mety tsy aharaka mamaly eto intsony angamba ry namana malala isany fa dia amin'ny manaraka indray. Sinon amin'ny herintaona eh. Bizz daholo.
65. Oully ( 11/04/2007 21:25)
Samoana:

Oully/ ndry kosa angamba tsy nividy tandrok'omby de nateliny ny hafatra:-D


Na dia samy nitana stand tao aza izahay dia mahagaga ilay toe-tsaina gasy samy mifampijerijery fotsiny dia samy maka ho azy. Nifampitsikitsiky sy nifampiarahaba ihany anefa nony nifarana ny rns, trop tard!!!!
Amin-ny herintaona indray samoana an! arabaina aloha nahazo loka na izany aza. Ary i samoana junior nanao ahoana? toa mila valiny ilay fanontaniako nefa mety tsy ho arako intsony mijery eto... bizz eh
66. fijo ( 11/04/2007 22:02)
ary aiza ny sary hafa le????:oops:
67. fasaly ( 11/04/2007 22:27)
:-D:-D:-Dmisy tsy afa po am sary any ho any e!
68. sasa ( 12/04/2007 04:47)
fasaly sotra tam le izy fa haiko ihany kay :-*:-*
69. fasaly ( 12/04/2007 07:11)
:wink::-*
70. Fiffi ( 12/04/2007 07:30)
Oully: ^:^=D=D tsy maintsy akia an ! :):-*:-*
Ralay: ary ndry toa tsy hitako koh tato am forum niteny hoe ho any an ! sa zah no tsy namaky tsara ? :roll: sa nanao surprise koh ? :)
71. Ralay ( 12/04/2007 13:25)
Fiffi:Efa aboné zah fa tsy mila miteny fa tonga foana:lol:
72. Fiffi ( 12/04/2007 20:05)
Ralay: dainnn koh ndry an ! de ahoana no mba ahafantarana an'zany zao ? :roll: :-*:-*
73. fijo ( 12/04/2007 21:30)
izao izy efa fantatra izany ko
74. Fiffi ( 13/04/2007 05:58)
zay vao nahafantatra koh ! :)
75. Ralay ( 13/04/2007 16:37)
Fiffi: dia @ manaraka antsoiko njy zany fa aza matahotra :lol:
76. Fiffi ( 13/04/2007 17:39)
Ralay: [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-coucou-salue.gif[/IMG] :) :-*:-*:-*
77. totofy ( 13/04/2007 19:38)
fa taiza no nisy RNS zany ?... tara zah klé :-D:-D:-D:-D:-D:-D
78. fijo ( 13/04/2007 20:32)
totofy an,mba ahilio amin'izay izy io fa tara be mihintsy kle
79. totofy ( 13/04/2007 21:04)
fijo :-D:-D:-D:-D:wink:
80. Fiffi ( 13/04/2007 22:22)
totofy: tena tara train be ndry zany an !
http://www.rns-cen.com/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.099