RNS

81. totofy ( 16/04/2007 19:26)
fiffi merci , toi ngé hitako tany fa mody tsy mahalala an !:wink::-D:-D:-D
82. tahitati2005 ( 17/04/2007 07:54)
ds:

- 1 sambos = 1 € (aty aminay rehefa manao fety 1,50 € = sambos 3 + lasary)


Mety tsy ny stand-nay noho rehisahana eto (ny anay, ilay stand de tripes, Fiffi lol). Faha raha tao aminay kosa, dia tsy 1€ ny 1 sambos ! 2 € : 2 sambos + lasary, ou 3 sambos tsisy lasary.

Ny 1 sambos izany dia 0.66 €.

Tsy hafaka hilatra ao amin'ilay 1.50 € kosa angambany : ao koa angeha ny location 3 camions (dt 1 réfrigéré), miakatra avy any Montpellier, sy ny asa-tanana ny olona e.

Ny boissons koa, tsy 2.5€ izany daôly :
- coca : 1 €
-la bière 50 cl : 1.50 €
- la bière 75 cl : 2€
Mino aho faha ny prix du marché noho nataonay.

Ary ny jus naturel pressé 75 cl : 2€
Samy nahita faha à la commande noho ny presser-na azy, faha tsy toa itony jus "en pack" vidiana eny supermarché.

Ary ny cocktail voakazo 3, dia 2.5€.

Mila homena karama angeha ny bandy kely nanao ny jus e.

Misaotra tompoko.


83. Fiffi ( 17/04/2007 16:12)
tahitati2005: le tary ambony akia io lafo be io an ! le tao am stade....fa natsiro kosa an ! hummm indrindra le piment farci ! :)

totofy: dainnnnn koh ndry an ! de naninona zao raha mba nanantona anaha ? :roll:
84. totofy ( 17/04/2007 17:21)
fiffi :-D:-D:-D nareo sy lé namanareo nihinana tripes ngéh no hitako é :-D:-D:wink:
85. Fiffi ( 17/04/2007 17:53)
totofy: :miam::miam::miam: dainn koh ndry an ! de tena tsy lavitra anaha mintss ndry zany raha nahita anay nihinana an'io an ! de naninona zao raha mba niaraka nisakafo teo isika ? :roll::-D:-D
86. infinity ( 17/04/2007 18:17)
Fiffi: miam miam...aiza ny anjarako e?? sluRRRppp!!
87. Fiffi ( 17/04/2007 18:48)
infinity: ndry koh aza tany de tsy nahita anaha ve ? heu....rahoviana re zah no anao an'io eh ? de invitéko ndry an ! :):miam::miam::miam:
88. infinity ( 17/04/2007 19:30)
Fiffi: Hmmm...tena ho avy tokoa fa dia ilazao i L...an..!! hihihi

Mbola variana be t@ bol koa tany d tsisy fotoana mintsy e...!
89. Fiffi ( 17/04/2007 19:33)
ok ! :)
90. Fiffi ( 17/04/2007 19:33)
de i totofy koh ve te-ihinana ? :)
91. salmo1 ( 18/04/2007 13:40)
Mbola tsy azoko hatram'zao, inn zany RNS:?:
92. Fiffi ( 18/04/2007 14:24)
fa nareo ve mahay mamaky teny sa tsia eh ? http://www.rns-cen.com/ :roll::roll:
93. salmo1 ( 18/04/2007 15:11)
Fiffi: azohazoko ihany fa tsy de azoko lôtra
94. Fiffi ( 18/04/2007 19:52)
de avereno vakiana de ho azonao......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5043