Famaliana dinika
1. ftma
(
09/04/2007 12:23)
Feno dinika mahafinaritra tato ato ary tena mampazoto ny mamaky azy saingy misy manodina foana ilay resaka ka na ireo nametraka ny loha-hevitra aza tsy hita manohy ny resany intsony.
ho antsika mpamaly dinika: tsy mba azo ataovy ve ny mamaly ilay hevitra aloha vao mifananiany na mifadefa hafatra e?
Manjary very ilay lohateny rehefa misy resaka hafa eny anelanelany eny.
jereo fotsiny anie ity e http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4617c126e20c9

répondu par cutie le 12/04/2007 21:29
2. cutie
(
09/04/2007 12:25)
tsy namelana mitsy ve a :wink::wink::wink::wink:
hiezaka aza zahay sy ratonga e :lol::lol::lol::lol:
kisss njy zoky tiako :-*:-*:-*:-*:-*:-*
hiezaka aza zahay sy ratonga e :lol::lol::lol::lol:
kisss njy zoky tiako :-*:-*:-*:-*:-*:-*
3. ftma
(
09/04/2007 12:31)
cutie :wink: ka mandreraka njy sy ratonga ko :twisted: misy ilay atao hoe " handefa hafatra" rehefa misy tiana ho lazaina :wink:
Tsy nareo irery an fa be de be ;-
Tsy nareo irery an fa be de be ;-
4. cutie
(
09/04/2007 12:36)
ka le ao @ forum nge no tena milay fa tsy hafatra zany e :-D
laingako zany fa refa te hanontany zavatra tsy azo zany za de tokony handefa hafatra :wink::lol:
laingako zany fa refa te hanontany zavatra tsy azo zany za de tokony handefa hafatra :wink::lol:
5. ftma
(
09/04/2007 12:59)
cutie: arahiko maso njy zandrikeliko manomboka androany :wink: raha mbola hors sujet de ho hitanjy eo ny anaovako anjy :-*
9. sallai
(
09/04/2007 14:34)
cutie: efa sorena mihitsy zoky ftma aminjy :wink: tsy mba matotra hono fa na izany aza tiany ihany :-*
11. cutie
(
09/04/2007 14:43)
Mpandefa : sallai [ Valio ] 09-04-2007 16:34:53
Lohateny : Re : Famaliana dinika
cutie: efa sorena mihitsy zoky ftma aminjy tsy mba matotra hono fa na izany aza tiany ihany
za koa
tsy mba hitany efa mihamatotra ve hono zao zao hihihihihihihi
14. sitlo
(
09/04/2007 14:57)
io ohatra io aloha ry ftma tsy HS izany ah.
Dia nitady HS amboalohany aho fa tsy nahita lol 8)
Dia nitady HS amboalohany aho fa tsy nahita lol 8)
15. ftma
(
09/04/2007 15:02)
Afaka mifanala anie fa mba valiana le sujet e zao zao cutie efa mihahendry fa draidray izy sary kely be de be no hamenony resaka :-D
sitlo: izany an ndraso fa adikako eto daholo (raha vitako) ny HS nao :lol:
sitlo: izany an ndraso fa adikako eto daholo (raha vitako) ny HS nao :lol:
ndao mba atao HS ity dinik'i ftma ity evoakapoko eo ko ela simplex fa ataovy eo :-*
17. simplex
(
09/04/2007 15:23)
ftma:midika ve izany fa mety hahazo safosafo za ra hendry be tampoka eo :P:°):)
voakapoko eo ko ela simplex fa ataovy eo :-*
19. simplex
(
09/04/2007 15:32)
fa i ftma wa manao HS be e,
ity ny size:
d izao no soratany:
!daka ftma :-P;-)8)8)
ity ny size:
ftma:
Feno dinika mahafinaritra tato ato ary tena mampazoto ny mamaky azy saingy misy manodina foana ilay resaka ka na ireo nametraka ny loha-hevitra aza tsy hita manohy ny resany intsony.
ho antsika mpamaly dinika: tsy mba azo ataovy ve ny mamaly ilay hevitra aloha vao mifananiany na mifadefa hafatra e?
Manjary very ilay lohateny rehefa misy resaka hafa eny anelanelany eny.
jereo fotsiny anie ity e Jereo eto
d izao no soratany:
ftma:
simplex :-* mbola tsy hitako nanao HS aloha de mbola :-*
!daka ftma :-P;-)8)8)
20. cutie
(
09/04/2007 15:32)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 09-04-2007 17:02:11
Lohateny : Re : Famaliana dinika
Afaka mifanala anie fa mba valiana le sujet e zao zao cutie efa mihahendry fa draidray izy sary kely be de be no hamenony resaka
tsy mety e :-D