Famaliana dinika

61. cutie ( 11/04/2007 02:02)
oups ,hay le oul no asaona mamorona dinika:-D
62. ftma ( 11/04/2007 09:31)
mpamadika resaka no mahita azy we mahafinaritra fa le tompon'le dinika tsy mahita an'zany

cutie: inona ny mahafiaritra amin'ilay mamadika resaka?
ratonga: inona io :*=)) de aza mamadika resaka intsony fa raha misy tiana anontaniana an'i cutie alefaso hafatra :wink:
63. ratonga ( 11/04/2007 12:25)
ftma: sary kely io :*ko o in dray ary, sady mampimé tokotrany o!:-D, mbà omeo ah ary ny adiresin'i cutie anoratako any é!;-), :*aza tezitra fa somonga ny ah é!:wink:
64. ftma ( 11/04/2007 19:58)
ratonga: cutie ka de tonga any :wink:
:-*
65. cutie ( 11/04/2007 23:50)
ftma
mbola tsy nanoratra akory i ratonga:cry:
cutie: inona ny mahafiaritra amin'ilay mamadika resaka?


manome ambiansy :-D
66. hery ( 12/04/2007 07:28)
tsy maninona io fa mba hitarafana ny fiainan'ny sasany any antokantranony any koa e :-)
67. fasaly ( 12/04/2007 07:37)
kay kay tena mitaratsa be mitsy zany ve???:?:-P
68. mamzelkely ( 12/04/2007 07:55)
za talou mpamadi-dresaka fa efa enjy zao :°):-D satri ts de manam-potôna trouny :-D:-D
69. ratonga ( 12/04/2007 09:35)
ambiansy sy lalonana bé vé zany ny any @ cutie ry hery:-D:-D, sady bdb fitaratra (galéry dé glasy):lol:
70. cutie ( 12/04/2007 16:05)
:-D:-D:-D:-D:-D
71. ftma ( 12/04/2007 16:46)
tsy maninona io fa mba hitarafana ny fiainan'ny sasany any antokantranony any koa e

Misy mamadika meuble any izany :wink:
72. ratonga ( 12/04/2007 18:50)
=))=))=))
73. cutie ( 12/04/2007 21:29)
:-w ftma
valio @ zay za
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3293