Famaliana dinika

21. sitlo ( 09/04/2007 15:46)
masaka le tongotr'omby oh :-D
22. Vahinala ( 09/04/2007 16:24)
ok ftma, fa anatra d ho raisina, ndraindray kosa ange mbo mafinaritra le mifanalanala eny atsefatsefany eny e, fa zany hoe tsy avadika aza ny resaka na izany aza.:wink:
23. ftma ( 09/04/2007 16:46)
Vahinala: mahazo mifanala anie e za aza mba manala fa mba valiana koa ilay sujet
sitlo: rahoviana no hoanina le togotr'omby :wink:
simplex: efa hoe izao fotsiny ko :-*
cutie: mba valiana aloha ilay fanontaniana vao mivanitika :-D
24. cutie ( 09/04/2007 16:58)
cutie: mba valiana aloha ilay fanontaniana vao mivanitika

ok:-D:-D:-D:-D:-D
25. kelly13 ( 09/04/2007 17:04)
za klou d mpanodina resaka e hihihi! eloka ibabona hono mody rariny hé hé hé :oops:
26. Vahinala ( 09/04/2007 17:08)
ftma > Okay ary e8)
27. rush ( 09/04/2007 17:24)
tsy mahagaga!raha vao tonga ireo olona mpamadi-dresaka ireo dia izay no nataony!ry sitlo,ry srtrech,ry kelly13,ry vahinala!aza gaga raha tsy dia mamaly dinika intsony ny olona fa tena lasa mandreraka be ny fihanihaniana hataonareo ireo!indrindra moa ry strech sy ry silto sy ry kelly13!tena mahasorena e!
28. ftma ( 09/04/2007 17:37)
Mbola misy mpamadi-dresaka iray tsy namaly :wink:
cutie: lazao any izy :D
29. Vahinala ( 09/04/2007 17:38)
kay za ko zany tena anisanle mpamadidresaka be, za kosa aza mba mamaly ilay olana foana ko:oops::oops::oops:
30. Vahinala ( 09/04/2007 17:39)
kelly13:

za klou d mpanodina resaka e hihihi! eloka ibabona hono mody rariny hé hé hé :oops:



tratra tsika 2 :oops::oops:, aleo manao endry be amzay
31. xxx ( 09/04/2007 17:53)
ftma:

Mbola misy mpamadi-dresaka iray tsy namaly :wink:

aza hitako ka za :-P:-D:-D:-D
32. ftma ( 09/04/2007 17:59)
xxx: mety tsy ianao ka, cutie ihany mahalala azy fa ry zareo mpisari-adala eto
kelly13, Vahinala: sady serieuse no mba manala azy ka :-* manjary tsy misy hiomezana indray :wink:
33. cutie ( 09/04/2007 18:34)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 09-04-2007 19:37:07
Lohateny : Re : Famaliana dinika
Mbola misy mpamadi-dresaka iray tsy namaly
cutie: lazao any izy

tsy koboko iza zany :roll:
34. xxx ( 09/04/2007 18:35)
i vale na i kariah
35. cutie ( 09/04/2007 18:35)
Fa
bitsibitsiho ahy any @ hafatra aza e :wink::lol:
36. sitlo ( 09/04/2007 18:38)
rush moa oviana no tsy sorena, ianao mitovy an'ito mihitsy http://www.dailymotion.com/relevance/search/don%27t%2Blet%2Bthe%2Bman/video/xdhoq_fatboy-slim-dont-let-the-man, fa tiako aloha le hira na dia izany aza
37. ftma ( 09/04/2007 18:46)
sitlo: :-D mampihome le hira
cutie: ratonga anie izany e tsy mila bitsibitsiana :wink:
Ireo tsy tia mamadi-dresaka izany mba miezaka mandray ilay sujet e amin'izay mitohy ny resaka
38. sitlo ( 09/04/2007 18:58)
fa aiza ilay hoe matotra eh,

izay olona miresaka rehetra lazaina fa vokatry ny nataon'ny mandray anjara foana no aton'ny tsy fandraisandry zareo anjara.
Kianina aloha hoe manao resa-jaza, dia zao ndray hoe mamadi-dresaka. Nareo no tsy tia hiresaka koa ny olona no terena hanakatra zay tianareo any.
8-)

39. cutie ( 09/04/2007 19:23)
cutie: ratonga anie izany e tsy mila bitsibitsiana

mety tsy hitany , sady mbola miasa ratonga @ zao :lol:
40. ftma ( 09/04/2007 19:32)

Kianina aloha hoe manao resa-jaza, dia zao ndray hoe mamadi-dresaka. Nareo no tsy tia hiresaka koa ny olona no terena hanakatra zay tianareo any.

sitlo: izaho tsy manakiana fa mba mandefa soso-kevitra anie e, mbola tsy voadikako le izy fa be loatra :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5334