Famaliana dinika

41. cutie ( 09/04/2007 19:38)
:-D:-D:-D:-D:-D
oups io njay za:oops:
42. cutie ( 09/04/2007 19:39)
za alou refa zoky Fa no miteny de arahiko e :wink::-*:-*:-*:-*:-*
43. ftma ( 09/04/2007 19:45)
cutie: :-D marina ve izany lainga be izany :-P
Asa aloha nareo fa za rehefa miova le resaka dia lasa kamo hamaky ny tohiny e, rehefa lava loatra ko dia kamo
44. sitlo ( 09/04/2007 19:45)
kiana, soso-kevitra tsy maninona izay fomba ilazana azy. :wink:

fa tsy ianao loatra no tiako tenenina fa i rush.
45. Vahinala ( 09/04/2007 19:58)
sitlo > Kalmos kalmos twa :wink: sady mba miresaka matotra no mba manala koa zan ndraindray hozy i ftma e, tsisy feelin ndray kosa ra matotra loatra kle, sa diso ve za amzany !
46. sitlo ( 09/04/2007 20:23)
[center]^:^^:^^:^^:^^:^
^:^^:^^:^^:^^:^
^:^^:^^:^^:^^:^
^:^^:^^:^^:^^:^
^:^^:^^:^^:^^:^
^:^^:^^:^^:^^:^[/center]

:wink:
47. ftma ( 09/04/2007 20:24)
tsisy feelin ndray kosa ra matotra loatra kle, sa diso ve za amzany !
marina an'izany :-D
stilo: ok :-*
48. Vahinala ( 09/04/2007 20:27)
ftma:wink:
49. cutie ( 09/04/2007 20:44)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 09-04-2007 21:45:11
Lohateny : Re : Famaliana dinika
cutie: marina ve izany lainga be izany

marina koa
jereo nge ery ambony ery e , za no namaly 1 hihihihi
50. kelly13 ( 10/04/2007 12:58)
rush>d inn kou aveo? avadiko ny resaka an? :-D raiso mora oa ny fiainana fa inn ary ty! vao maika mampite hamadidresaka tssss
51. ratonga ( 10/04/2007 23:29)
k'ita wa ry kely:-D inn ary'ty;-)
ftma::*
52. cutie ( 10/04/2007 23:31)
tonga soa ratonga :wink:
53. ratonga ( 10/04/2007 23:45)
cutie: sô d bédy eo dray ary ra tsy miresaka ny suzé tery@ vôloany:lol:
54. cutie ( 10/04/2007 23:50)
valio aza e :-D
55. ratonga ( 11/04/2007 00:11)
inn mô le izy teo f kamo b ah ampiakatra lé asanséra:-D
56. cutie ( 11/04/2007 00:21)
tonga de valio hono le zize fa aza mamadika resaka eny antenantenany , fa efa misy ny atao we "hafatra" raha te hiresaka:-D
57. ratonga ( 11/04/2007 01:31)
ka lé resaka mivadika eny antenatenany mitry ngé no mafinaritra é, refa avy nikaon-dou ny bôbaka dé miala voly kely:-D:-D:-D
58. cutie ( 11/04/2007 01:33)
mandreraka hono koa
le mpamadika resaka no mahita azy we mahafinaritra fa le tompon'le dinika tsy mahita an'zany :-D
59. ratonga ( 11/04/2007 01:53)
dé mamorona dinika hafa ndray .....:-D
60. cutie ( 11/04/2007 02:01)
za tsy mahay :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3395