maraina mivavaka, hariva mangalatra akoho

1. LazaDaddy ( 13/03/2007 05:48)
Mahonena ny mahita ny resaka ataon’ny sasany any @ dinika hafa any fa feno fialonana, fankahalana, fanompoan-tsampy sy fahavetavetana (na fankatoavana ireo). Kanefa rehefa eto @ resaka fivavahana sy finoana dia mitonona ho Kristianina ihany koa!
répondu par prime le 27/03/2007 06:59
2. rush ( 13/03/2007 06:02)
aza mitsara mba tsy ho tsaraina e!ary mba ovay koa ny toe-tsaina fa forum ity e!io ataonao indrindra no voalohany @ dinikanao!
3. rush ( 13/03/2007 06:29)
fa i LazaDaddy kay kristiana avy aiza no tsy mahazo miresaka na mamaly dinika hafa ankoatran'ny fivavahana sy finoana?raha kritiana manko ianao tsy hanao an'izao dinika izao akory.
4. prime ( 13/03/2007 06:48)
LD> Inona ry Laza no resaka any?:lol:... mampalahelo izany...
5. pissoa ( 13/03/2007 07:43)
mampalahelo fa na eto amin'ny finoana sy fivavahana ihany aza dia hita ireo zavatra ireo amin'ny mpidinika maro :lol:
6. sakaizakely ( 13/03/2007 08:14)
LD, ieeeeeee ! norma zany ko : alohan'ny andeha hangalatra akoho dia mivavaka mba tsy ho tratra ;-)
7. hery ( 13/03/2007 08:37)
"Tompoko sy Andriamanitro"
8. rakaroka ( 13/03/2007 09:00)
Hi!hi!hi!:lol::lol::lol:Ha:ha!ha!
Tsy 'nareo koa tsinona lay "gasy" vao tonga aty
sahirankirana izay tsy manana ny amidy "ticket métro" anefa tsy maintsy mandeha mamonjy "fotoana" etsy sy eroa, indrisy!:cry::cry:dia mivavaka no atao
mialoha ny hidirana "métro" e : mba tsy ho voasambotra! tsy isainy ho heloka kosa 'ngamba aloh ny tahaka izany ry LD an:-o:-o:wink:
9. simplex ( 13/03/2007 09:17)

k ra akoho tsisy tompony kosa v d mbola mangalatra ihany e :-w

Laza: tsy ny zavatra soratana no tena important fa ny zavatra atao ;-):-*
10. prime ( 13/03/2007 09:31)
Manaporofo ny zavatra tena tsy zakan'i Ikaretsaka ny toy izany, "mpitari-bato mivilam-bava" hoy izy izay...
11. sakaizakely ( 13/03/2007 09:53)
ha ha ! hadinondRakaroka ny nanao xxx t@ ity indray mitoraka ity

tratra ihany rehefa farany :^)

fanaonao ihany matoa fantatrao ka !
12. jhouhlambout ( 13/03/2007 10:06)
13. sakaizakely ( 13/03/2007 10:19)
jhouhl> efa tsy azo ifohana sigara intsony izao eto @ serasera. Mba hajao ny lalàna ;-)
14. Fiffi ( 13/03/2007 12:28)
mahagaga le dinika......
15. ikaretsaka ( 13/03/2007 14:57)
LazaDaddy:

Mahonena ny mahita ny resaka ataon’ny sasany any @ dinika hafa any fa feno fialonana, fankahalana, fanompoan-tsampy sy fahavetavetana (na fankatoavana ireo). Kanefa rehefa eto @ resaka fivavahana sy finoana dia mitonona ho Kristianina ihany koa!



ka izay ilay hoe misy liberal deluree
open minded sy laid back.

fa tsy narrow minded sns.

mila itarina ny domaine de ...famafazana fa tsy eo ihany no miverina

tadidio fa i jesoa aza niaraka @ mpanota sy ny janga sy ny samaritanana sns..

fa ny fariseo no manao hoe "mpivavaka" nefa
16. ikaretsaka ( 13/03/2007 15:03)
Prime> samihafa ny manao sy miara mihosona..

raha mpitari bato fotsiny ianao no vilam-bava dia tsy mety hoe manondronondro sy mibaiko hoe izao no atao de zao ..... fa raha miara mihosona @ ilay mpitondra vato ianao no manoro ny hoe aty entina ny vatonareo dia miloloha ny vato mandeha any miaraka aminy dia hafa izay.. ary tsara kokoa
asa azonao?
17. simplex ( 13/03/2007 15:25)
ika:
Prime> samihafa ny manao sy miara mihosona..

Amen ^:^^:^
18. rakaroka ( 13/03/2007 15:28)
sakaizakely:

ha ha ! hadinondRakaroka ny nanao xxx t@ ity indray mitoraka ity

tratra ihany rehefa farany :^)

fanaonao ihany matoa fantatrao ka !


Koa tsy "voatsara" eo indray hoe tsy nety "tsara lé vavaka raha tratra izany?... Tena "Amen" lé izy ka!:lol::lol::lol::):):wink:
19. lapino ( 13/03/2007 15:30)
LD:
fankahalana,
Za aloha tena misy olona raisiko ho fahavalo tokoa (fa tsy amin'ny namana ato an, tsy gasy mihitsy koa :-p ). Ary tena reko marary mihitsy ilay hoe :
"Tiava ny fahavalonao" noho izany.
20. simplex ( 13/03/2007 15:43)
lap:
tena reko marary mihitsy ilay hoe :
"Tiava ny fahavalonao" noho izany

mat 1 coup kosa v mbola mivadika ihany le :roll: marary ny foko kle :snif::snif::b
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2274