maraina mivavaka, hariva mangalatra akoho

41. prime ( 14/03/2007 14:46)
Rasiligaoma> :-D:-D... izany moa no lohahevitra?...:-D:-D:-D
42. pissoa ( 14/03/2007 15:10)
io ndray ny phrase de secour an'i Prime fa mivoaka :-D:-D:-D:-D:-D
43. Fiffi ( 14/03/2007 15:26)
Rasiligaoma:
ary ahery nareo raha hitsipona isan'andalana rankizy... tia toy izao koa no ataonareo rehefa mitsipona baiboly nareo...
izay milailay ihany no alaina...
vao maika tsy azoko......


44. ikaretsaka ( 14/03/2007 16:23)
fiffi> jereo ny ataon'i prime @ hafatra faha 9 miala avy eto (miakatra any ambony) dia angamba ohatran'io no tian'i rasily lazaina hoe vao eto fotsiny aza isika dia raikitra ny ankitsimpona izay andalana mahaliana @ izay voasoratra mba hanamarinana ny (hevitry) ny tena .. mainka fa raha raha misy ankampiasa baiboly izany tsy mainka tahaka ny inona?
45. rush ( 14/03/2007 19:32)
LazaDaddy:
Mahonena ny mahita ny resaka ataon’ny sasany any @ dinika hafa any fa feno fialonana, fankahalana, fanompoan-tsampy sy fahavetavetana (na fankatoavana ireo). Kanefa rehefa eto @ resaka fivavahana sy finoana dia mitonona ho Kristianina ihany koa!
ary matoa ianao ry LazaDaddy nahatsikaritra an'io dia ianao koa izany anisan'izany e!satria ahoana moa no nahafantaranao fa ireo olona ireo mamaly any @ dinika hafa raha tsy tany koa ianao?manao rférensy @ resak'olon-dehibe sy @ fomba malalaka tsy misy bedy ve ianao @ io?dia midika izany fa efa namaky tany koa ianao e!misy koa olona dia misaho azy tena tongalafatra an! kristiana be tsy mamaly afatsy eto hiany hono e!


46. LazaDaddy ( 14/03/2007 23:01)
rush:
ary matoa ianao ry LazaDaddy nahatsikaritra an'io dia ianao koa izany anisan'izany e!
asa aloha :)
rush:
ahoana moa no nahafantaranao fa ireo olona ireo mamaly any @ dinika hafa raha tsy tany koa ianao?
mazava ho azy fa matoa aho mahita fankahalana, fialonana sy fanompoan-tsampy ary fahavetaveta dia nahita maso 8O
rush:
manao rférensy @ resak'olon-dehibe sy @ fomba malalaka tsy misy bedy ve ianao @ io?
izaho aza tsy tafiditra any @ resak'olondehibe ary tsy hiditra any, fa resaka @ dinika tsotra dia feno an'ireo, io lazain'i Pissoa io fa eto aza dia ahitana soritra an'ireo :?

Afa-po ve i rush sa mbola misy fanontaniana tsy mazava? :wink:

47. fijo ( 14/03/2007 23:52)
hoy prime:"izy efa miresaka aminareo foana..."ahoana moa no atao hoe miresaka ry prime?????amiko ny atao hoe miresaka ,dia na mifamaly teny am bava
,na mifamaly soratra,na mifamaly fihetsika.
tsy mbola naheno feon'nadriamanitra aho,tsy mbola nahita ny sorany ary tsy mbola nahita fihetsika nataony koa,ka mahagaga ahy izany
48. cutie ( 15/03/2007 01:17)
tena tara za tsy maharaka nin nin ato tsony
variana any @dinika hafa :-D:-D:-D:-D:-D
49. niryna ( 15/03/2007 06:14)
LazaDaddy:

[quote}
rush:
ary matoa ianao ry LazaDaddy nahatsikaritra an'io dia ianao koa izany anisan'izany e!
asa aloha :)
rush:
ahoana moa no nahafantaranao fa ireo olona ireo mamaly any @ dinika hafa raha tsy tany koa ianao?
mazava ho azy fa matoa aho mahita fankahalana, fialonana sy fanompoan-tsampy ary fahavetaveta dia nahita maso 8O
rush:
manao rférensy @ resak'olon-dehibe sy @ fomba malalaka tsy misy bedy ve ianao @ io?
izaho aza tsy tafiditra any @ resak'olondehibe ary tsy hiditra any, fa resaka @ dinika tsotra dia feno an'ireo, io lazain'i Pissoa io fa eto aza dia ahitana soritra an'ireo :?

Afa-po ve i rush sa mbola misy fanontaniana tsy mazava? :wink:


=D=D=D
Fisaka ny marina ka sarotra fantarina saingy samy mahalala isika na tia miady hevitra na diso ka tsy manaiky ny fahamarinana dia izay voasoratra ao anaty baiboly ihany.
50. pissoa ( 15/03/2007 06:53)
LD:
izaho aza tsy tafiditra any @ resak'olondehibe ary tsy hiditra any, fa resaka @ dinika tsotra dia feno an'ireo, io lazain'i Pissoa io fa eto aza dia ahitana soritra an'ireo

Tsy "fahavetavetana" aloha no noresahiko hitako eto ... fa izaho mahita olona feno fankahalana eto amin'ny dinika Finoana sy Fivavahana ! :wink:
51. Fiffi ( 15/03/2007 07:08)
ikaretsaka: misaotra anao fa azoko hiany an !
52. Fanambinana ( 15/03/2007 14:45)
Fijo: mpandainga sy mpanendrikendrika ary mpanalabaraka olona ialahy. Tranon-dainga, io ny porofo.


Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.
53. booboo ( 15/03/2007 14:47)
pfffffffffff ina azay ty ? sady HS no hatraty ka hatrary
54. Fanambinana ( 15/03/2007 18:14)
Averiko eto fa andriamatoa fijo dia sady feno fankahalana no tranon-dainga. Izay no mameno ny fiainany sy ny lohany, hita taratra izany amin'ny teny lazainy rehetra eto: endrikendrika, fanalana baraka, LAINGA
Io averiko eto ambany ny porofo tsy azony lavina intsony amin'ny maha olona MPANDAINGA azy.

Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.

Misaotra Rahery e
55. nikopol ( 15/03/2007 18:36)
=))=))=))

mba asiako fihomezany ny resaka fivavahana fa miala tsiny aho, azoko antoka fa tsy mifanohitra amin'ny fivavahana ny tsiky
56. Fanambinana ( 15/03/2007 18:46)
Averiko eto fa andriamatoa fijo dia sady feno fankahalana no tranon-dainga. Izay no mameno ny fiainany sy ny lohany, hita taratra izany amin'ny teny lazainy rehetra eto: endrikendrika, fanalana baraka, LAINGA
Io averiko eto ambany ny porofo tsy azony lavina intsony amin'ny maha olona MPANDAINGA azy.

Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.

Misaotra Rahery e
57. booboo ( 15/03/2007 19:11)
3 zay
58. prime ( 19/03/2007 13:10)
ikaretsaka:
fiffi> jereo ny ataon\'i prime @ hafatra faha 9 miala avy eto (miakatra any ambony) dia angamba ohatran\'io no tian\'i rasily lazaina hoe vao eto fotsiny aza isika dia raikitra ny ankitsimpona izay andalana mahaliana @ izay voasoratra mba hanamarinana ny (hevitry) ny tena .. mainka fa raha raha misy ankampiasa baiboly izany tsy mainka tahaka ny inona?
... Mbola angamba aloha izany:lol::-D:-D:-D Ny mampi:-D dia raha mamaly izay lazain\'ny namana eto indray no lazaina hoe \"mitsimpona\"... tsy azo atao angaha izany sa toko sy andininy aiza no mandrara an\'izany? raha misy izany hoe tsy azo atao izany, izao dia izao ihany dia ajanona io fomba io...:lol::-D:-D:-D

Olona samihafa no mitondra hevitra mikasika izay voalazako dia tsy maintsy raisina tsirairay ny hamaliana azy fa tsy safo bemantsina hoe vakio daholo na valio ankapobeny ...:lol::-D:-D
pissoa:
io ndray ny phrase de secour an\'i Prime fa mivoaka
... \"phrase de secours\" aiza e?:-D:-D:-D... Amiko rehefa mivilana ny adihevitra dia tsara ihany indray2 ny mamerina azy @ tena lohahevitra fa azo itarina anie izay voalaza... dia hitondra inona nefa?... eto izao i Fanambinana tsy manaiky mihitsy sa tianao hitohy io dia ndao ary dia izay hiafarany eo fa sao heverinao hoe matahotra ny anohizana resaka ary aho... ny dinika eto raha ny fahalalàko azy dia mba tokony hisy arofanina ihany ka tsara ny mamerina azy amin\'ny lohahevitra araka izay nitondra ny resaka fa izany tsy midika hoe mitsaoka an-daharana...:-D:-D:-D (azo atao koa nefa ny tsy mandray anjara intsony nefa mahasoa ve izany?)
59. ikaretsaka ( 19/03/2007 15:07)
prime> dia itsimpony toko sy andininy koa ao @ baiboly hoe azo atao ny mitsimpona e?:wink:
60. rush ( 20/03/2007 12:58)
fanambinana a!aza afangaro ny zavatra rehetra e! efa misy dinika momba an'io atsy fa aza be wawawa eto koa !faly hanenjika fotsiny ve eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0104