maraina mivavaka, hariva mangalatra akoho

61. prime ( 20/03/2007 15:19)
ikaretsaka> Ity ary misy iray e...:lol:

"Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana," II Timoty 3:16

Lavinao fa notsimponina indray izany dia diso sa marina aminao?:)...
62. ikaretsaka ( 20/03/2007 15:32)
prime> aaaaah:lol:" :-* izay soratra REHETRA" fa tsy izay voatsimpotsimpona fotsiny ... tsy izay voasoratra ao anaty baiboly irery ihany fa izay nomen'ny tsindrimandrin'andriamanitra rehetra!

(anisan'izany ireo azonao nandrindra ny exercice spiritual nao manokana)

ngamba samy mahay mamaky teny daholo kosa isika hatreto !:wink:

sa sarotra koa ny manavaka ny hoe rehetra sy ny avokoa @ hoe singatsingany sy ny hoe ireto ihany sy ny hoe izay voasoratra ato ihany?? ! hmmm?
63. rush ( 20/03/2007 15:37)
ka ny an'i prime ange tsy misy zavatra avy aminy fa tsy maintsy izay voatsimpona hiany no azony lazaina e!ohatrany hoe tsy hitako mihinttsy izay tena hevitr'i prime afatsy izay notsongaina!
64. ikaretsaka ( 20/03/2007 22:30)
aza adalaina aloha fa mbola mitsimpona izy
65. LazaDaddy ( 21/03/2007 01:25)
pissoa> marina tokoa ny teninao fa ito lohahevitra ito ihany dia ahitana soritra "fankahalana", fa tsy mila mandeha alavitra.

indrisy...
66. pissoa ( 21/03/2007 17:06)
LD : Ie - saingy mba misy mahatsapa tena koa nefa na zany aza :wink::-D:-D:-D

Prime : tsy vao androany i Prime no nanoratra an'io teny io teto e ! tsy d mila fanazavana lava be nge le izy e ! Io zao enao de efa "mivoana" sahady, sady manoratra laaaaaaaava be ery satria "tombony" ho anao le "mivoana" (hanamarinanao ny tenanao :-D:-D:-D) ... fa rehefa "ahitsy" ianao na "disoina" dia maika ery amin'ny hoe "tsy izay ny size" --- too bad!
67. ikaretsaka ( 21/03/2007 18:16)
pissoa, LD, Prime> ny tsy mitovy hevitra sy ny mankahala koa tena mila hay ny manavaka azy!
68. prime ( 23/03/2007 07:43)
ikaretsaka:
tsy izay voasoratra ao anaty baiboly irery ihany fa izay nomen\'ny tsindrimandrin\'andriamanitra rehetra!
... Tonga dia avadikao sahady moa izay voasoratra... ahoana ary izany fandraisanao azy izany... ianao ihany no manipika hoe \"soratra rehetra\" dia lasa avadikao tsindrimandrin\'Andriamanitra rehetra...8O Samy hafa anie izany e... asa aloha ny fandraisanao azy
ikaretsaka:
(anisan\'izany ireo azonao nandrindra ny exercice spiritual nao manokana)
... Mba omeo ohatra tamin\'ny \"exercice\"\'nao hoe raha tsy mahadiso!!!:)
rush:
ka ny an\'i prime ange tsy misy zavatra avy aminy fa tsy maintsy izay voatsimpona hiany no azony lazaina e!ohatrany hoe tsy hitako mihinttsy izay tena hevitr\'i prime afatsy izay notsongaina!
...=D=D=D Ianao no olona voalohany mahatakatra ny momba ahy sy ny nataoko hatramin\'izay... Izaho dia tsoriko aminao fa mety nanana ny hevitro manokana tokoa saingy efa nohomboina niaraka amin\'i Kristy teo amin\'ny hazofijaliana izany... hany sisa azoko atao dia ny milaza ny voambaran\'ny soratra masina ihany sisa... Tsy misy zavatra tokoa avy amiko... indrisy raha nandiso fanantenana anao... (izay voatsimpona ihany araka ny voalazanao no itoviako hevitra)
pissoa:
Io zao enao de efa \"mivoana\" sahady, sady manoratra laaaaaaaava be ery satria \"tombony\" ho anao le \"mivoana\" (hanamarinanao ny tenanao
... Lazao hoe inona ilay fanamarinan-tena raha tsy mahadiso azafady!!!:wink:... Ny mahalava azy dia tsy te-hamerina imbetsaka aho satria mi-rame be ny pc\'ko dia ezahiko valiana indray mandeha avokoa...:oops: ka ialàna tsiny fa tsy dia tiako loatra mihitsy ilay manoratra lavabe fa saingy misy contraintes techniques tsy maintsy dinganina...:-P
pissoa:
fa rehefa \"ahitsy\" ianao na \"disoina\" dia maika ery amin\'ny hoe \"tsy izay ny size\" --- too bad!
... Lazao hoe inona ilay diso dia ahitsy hoe ahoana?...:wink: Efa miteny aho fa izay voasoratra ao amin\'ny soratra masina ihany no iombonako hevitra... raha diso dia omeo ilay mahadiso azy...:-D:-D Dia raha mitombina ara-tsoratra masina dia ekeko ampahibemaso etoana hoe inona no nahadiso ny voalazako araka ny soratra masina... (tsy misy tsy mahamety izany) fa ambaraoa aloha hoe inona ilay diso dia inona ilay fanitsiana dia inona no tena marina araka ny sitrapon\'Andriamanitra... omena anao ny fitenenana...:lol:
69. ikaretsaka ( 25/03/2007 05:59)
prime:
Hoy i ikaretsaka:
(anisan'izany ireo azonao nandrindra ny exercice spiritual nao manokana)

... Mba omeo ohatra tamin'ny "exercice"'nao hoe raha tsy mahadiso!!!


manokana io: izany hoe personnel..resakao sy andriamanitra irery... : ny zavatra nolazainy tamiko tamiko tsy ho voatery mety aminao! :wink: fa raha te hanao ianao de http://www.jesuites.com/ignace/exercices1.htm ny planina dia manaova koa..
70. prime ( 27/03/2007 06:59)
ikaretsaka> Misaotra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2817