Hay ve????

1. prime ( 15/02/2007 06:43)
Ny atao hoe anti-Kristy dia ny fanahy rehetra izay milaza fa :
- Tsy nisy Kristy
- Tsy Jesosy ilay "Mesia"
- Na nisy aza Jesosy Kristy dia toherina ny asany satria mpandainga sy mpisandoka izany olona izany...
- Jesosy Kristy dia tsy Andriamanitra
- Jesosy Kristy dia tsy Zanak'Andriamanitra fa mpaminany fotsiny toy ny mpaminany rehetra...

Na i satàna nefa na ny devoly (Legiona mihitsy izy ireo tamin'io) dia samy niaiky avokoa fa Jesosy ilay tena Izy raha nesorina tamin'ilay demoniaka iray izy ireo ka nangataka ny hifindra tamin'ny kisoa...

Izany hoe ny anti-Kristy dia tsy satàna na devoly fa olona manam-panahy ohatra ahy sy ianao fa manana fanahy mpanohitra toy ireo voalaza ireo...
Ahoana ny hevitrao?
répondu par prime le 13/03/2007 14:35
2. Fiffi ( 15/02/2007 06:49)
prime:
Ny atao hoe anti-Kristy dia ny fanahy rehetra
fa maninona no lazaina hoe "fanahy" ? heu...tsy mety anga raha lazaina tsotra hoe "ny olona" ? marina fa hoe ny fanahy no maha-olona.....saingy tsy ny olona ve no mibaiko ny fanahiny ?


3. prime ( 15/02/2007 06:58)
aho etsy ambany:
Izany hoe ny anti-Kristy dia tsy satàna na devoly fa olona manam-panahy ohatra ahy sy ianao fa manana fanahy mpanohitra toy ireo voalaza ireo...
... fiffi misaotra amin'ny fanamarihana, fa vakio tsara hatramin'ny farany aloha fa izany lazainao izany no voalazako...

Dia mbola anti-Kristy koa izay milaza tena :
- ho Kristy
- sy ny maka ny toeran'i Kristy
- ary izay manandran-tena ho mitovy amin'i Kristy...
4. Fiffi ( 15/02/2007 07:07)
:oops:
prime: miala-tsiny fa tsy novakiko hatram-farany...
Tsy nisy Kristy
- Tsy Jesosy ilay "Mesia"
- Na nisy aza Jesosy Kristy dia toherina ny asany satria mpandainga sy mpisandoka izany olona izany...
- Jesosy Kristy dia tsy Andriamanitra
- Jesosy Kristy dia tsy Zanak'Andriamanitra fa mpaminany fotsiny toy ny mpaminany rehetra...
dia mazava ho azy fa tsy mpino ..
Indrisy fa misy dia misy ny anti-Kristy saingy samy manana ny fisainany ny olombelona ka tsy hanomezan-tsiny azy ireo zany ....
5. prime ( 15/02/2007 07:26)
fiffi:
dia mazava ho azy fa tsy mpino ..
... olona milaza ho mpino nefa no miteny aza hoe :
- Jesosy tsy Andriamanitra
- mitovy amin'i Kristy...

6. niryna ( 15/02/2007 07:44)
prime:

Ny atao hoe anti-Kristy dia ny fanahy rehetra izay milaza fa :
- Tsy nisy Kristy
- Tsy Jesosy ilay "Mesia"
- Na nisy aza Jesosy Kristy dia toherina ny asany satria mpandainga sy mpisandoka izany olona izany...
- Jesosy Kristy dia tsy Andriamanitra
- Jesosy Kristy dia tsy Zanak'Andriamanitra fa mpaminany fotsiny toy ny mpaminany rehetra...

Na i satàna nefa na ny devoly (Legiona mihitsy izy ireo tamin'io) dia samy niaiky avokoa fa Jesosy ilay tena Izy raha nesorina tamin'ilay demoniaka iray izy ireo ka nangataka ny hifindra tamin'ny kisoa...

Izany hoe ny anti-Kristy dia tsy satàna na devoly fa olona manam-panahy ohatra ahy sy ianao fa manana fanahy mpanohitra toy ireo voalaza ireo...
Ahoana ny hevitrao?



Bravo prime a =D=D tohizo ny fianarantsika ny soratra masina fa maro ireo olona manam-panahy manaiky ny hanenjika sy handrava ny tenin'Atra ato amin'ny serasera.Mitonona anarana maro ary mampiasa ilay xxx kanefa izy ihany ireo xxx efa ho dimy na mihoatra ireo.
7. Fiffi ( 15/02/2007 07:46)
izany angamba no nahatonga an'le hoe "mamelà azy fa tsy fantany izay lazainy"......
8. niryna ( 15/02/2007 07:52)
1Pet 1:3,9 Efa nomen'ny herin'Atra ho antsika ny zavatra rehetra momba ny fiainana ...fa izay tsy manana izany zavatra izany kosa dia toa jamba ka tsy mahajery lavitra sady manadino ny nanadiovana azy tamin'ny fahotany fahiny izy.
9. Fiffi ( 15/02/2007 07:58)
niryna:

fa maro ireo olona manam-panahy manaiky ny hanenjika sy handrava ny tenin'Atra ato amin'ny serasera.Mitonona anarana maro ary mampiasa ilay xxx kanefa izy ihany ireo xxx efa ho dimy na mihoatra ireo.
tsy HS kosa ve zao ry niryna ? :roll:


10. prime ( 15/02/2007 10:18)
Ny antiKristy dia koa dia sahy milaza fa mitovy amin'ny andriamanitra rehetra nisy (Zeus...) sy ireo olon-kendry izay nisy i Kristy (Dai Lama, Mohamet, Freud, Platon...) fa tsy miavaka ho Andriamanitra na Zanak'Andriamanitra izany...
11. Fiffi ( 15/02/2007 13:00)
prime:
Ny antiKristy dia koa dia sahy milaza fa mitovy amin'ny andriamanitra rehetra nisy (Zeus...) sy ireo olon-kendry izay nisy i Kristy (Dai Lama, Mohamet, Freud, Platon...) fa tsy miavaka ho Andriamanitra na Zanak'Andriamanitra izany...
prime: zany hoe raha azoko tsara ny lazainao io de: ireny olon-kendriny ireny no raisiny ho Andriamanitra ? heu....raha izany manko...sao de tsy Andriamanitra no signification-ny ?


12. majesty ( 15/02/2007 13:49)
prime :D ekena tanteraka =D=D=D
13. niryna ( 15/02/2007 16:00)
[quote=prime]
Ny atao hoe anti-Kristy dia ny fanahy rehetra izay milaza fa :
-
Tsy nisy Kristy

Kanefa ny fasana foana sy Izy niseho t@ ny olona 500 sy ny mpianany dia efa porofo mivainga ny fisiany
-
Tsy Jesosy ilay "Mesia"

teny notsongoina t@ Hebrew Mashiah,AramaicMeshiah,ary GreekMessias.Ny dikany io teny io dia "anoint one" na diloilo fanosorana masina.Kristy na Christ na Hebrew Christos dia samy ilazana ny Mesia avokoa. Isa 61:1Ny Fanahin'i Jehovah Tompo no ato amiko.Satria Izy efa nanositra ahy hitory teny mahafaly amin'ny mpandefitra
-





14. lamie ( 15/02/2007 17:12)
mpino daholo ny olona rehetra ka!samy mino @ asany fa hisy voka-tsoa, na @ tsara na @ ratsy;na ireo tsy kristiana aza, ny ratsy tsy maintsy maniratsira ny tsara mba hisintona sy handrava ny hatsarana!
15. cutie ( 16/02/2007 02:32)
Mpandefa : lamie [ Valio ] 15-02-2007 18:12:57
Lohateny : Re : Hay ve????
mpino daholo ny olona rehetra ka

marina zany, le inoana fotsiny no mety tsy mitovy :lol:
16. soanja ( 16/02/2007 02:55)
Betsaka koa ny olona na fanahy hilaza fa Anti-Kristy ianao. Aza manahy mihitsy satria ny finoanao ihany no hahavonjy anao fa tsy ilay olona milaza izany anao akory. SATRIA Andriamanitra dia ao anatinao ary izy no hanoro anao ny lalana mahitsy sy mitondra any aminy. Raha mahatsapa ianao fa jamba na tsy mahatsapa azy na tsy hainao mahatsapa azy dia eo no ilanao ny fampiasana ny teny voalazan'ny boky na meditation na asa tsara hanasoavana ny mpiarabelona. Minoa ahy ianao fa hihaona ianao sy i Kristy raha manao ezaka amin'ireo ianao.
17. cutie ( 16/02/2007 03:03)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 16-02-2007 03:55:13
Lohateny : Re : Hay ve????
Betsaka koa ny olona na fanahy hilaza fa Anti-Kristy ianao

:-D:-D:-D:-D
tsy njy alou ny hemehezako ry soanja a, efa kopy njy :wink:
18. fijo ( 16/02/2007 06:04)
tsy misy ny anti kristy,satria tsy kristy i jesosy fa jiolahy voaheloka.
ka raha mino jiolahy nareo afera hafa izay.
19. majesty ( 16/02/2007 06:12)
ary mahay soratra masina daholo zany olona ato zany an,humm mafinaritra fa tohizo
20. fijo ( 16/02/2007 06:14)
ny soratra tsy misy masina,fa boky sy tantara daholo no novakiana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1661