Hay ve????

61. lamie
(
12/03/2007 14:08)
nga moa misy antikristy eto @serasera?sady rehefa mhay mitazona ny finoany dia tsy voarebirebin'ireny sa ahoana hoy ianareo?

62. prime
(
13/03/2007 06:32)
lamie> Izaho angaha moa miteny hoe misy antikristy eto amin'ny serasera raha tsy manome famaritana ara-tsoratra masina ny atao hoe antikristy mba iambenan'ny tsirairay, indrindra fa izay milaza tena ho mpino kristiana mba tsy ho tratran'ny masirasiran'izao tontolo izao ka mila mandinin-tena ndrao efa any ivelan'ny vala... ndrao efa mpanenjika an'i Kristy...
Ilay fihazonana ny finoana dia tena zava-dehibe tokoa, miombon-kevitra aminao aho, fa ilaina ihany koa ny mijery fitaratra dia mahita, ka na madio aza ny tava dia mety misy tasy kely etsy sy eroa azo fafàna na diovina, izay no antony mba iverenana amin'ny Tenin'Andriamanitra hatrany na dia efa mandroso be amin'ny finoana aza... ny tena halan'ny devoly mantsy dia ny olona milaza ho mpino sy efa mandroso amin'ny finoana ary tena hazainy mihitsy mba ho lavo... izay no tena tokony iambenana bebe kokoa ho an'izay mieritreritra ho efa mandroso lavitra eo amin'ny finoana...

63. lamie
(
13/03/2007 07:20)
hoy prime:ny antikristy dia zay fanahy milaza fa tsy misy Kristy,anti marina izy zany fa aona zany ireo manana finoana hoe "tsy mbola nisy zany kristy zany fa andrasana ny fiaviany"?sekta io,nefa mitory ny tenin'Andriamanitra tsisy toa azy,etsy sy eroa,ry zareo,ary mitazona io finoany io???

64. prime
(
13/03/2007 09:33)
lamie> Indrisy fa dia ny Tenin'Andriamanitra dia hentitra, fa Jesosy no Kristy, tsy misy Kristy hafa ho avy izany intsony fa Izy ilay efa tonga, maty ka nalevina dia nitsangana tamin'ny maty ary mbola hiverina amin'ny vononahiny...

65. rush
(
13/03/2007 12:01)
fa maninona kay i prime no mafy loha tahaka izao e?efa lazaina im-piry fa tsy misy zany hoe antikristy izany e! zay hiany manko ny anareo miaraka @ niryna hoe rehefa tsy mifanaraka @ hevitrareo dia anti zao sy anti zao!tadidio fa tsy misy izany hoe antikristy izany e!

66. prime
(
13/03/2007 14:35)
\"Iza no mpandainga, afa-tsy ilay mandà an\'i Jesosy tsy ho Kristy? Izy no antikristy*, dia izay mandà ny Ray sy ny Zanaka. [* Na: ilay antikristy]\" I Jaona 2:22
\"ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky an\'i Jesosy dia tsy mba avy amin\'Andriamanitra; ary izany no fanahin\'ny antikristy, izay efa renareo fa ho avy, sady efa eo amin\'izao tontolo izao sahady izy.\" I Jaona 4:3
\"Fa maro ny mpamitaka efa lasa any amin\'izao tontolo izao, dia ireny tsy manaiky fa efa tonga tamin\'ny nofo Jesosy Kristy. Izy no mpamitaka sy antikristy.\" II Jaona 7
Iza no mafy loha ny manambara ny marina araka ny Tenin\'Andriamanitra sa ny fiziriziriana tsy mety mino izay voasoratra?... aoka aloha hazava...

rush:... Teny voasoratra aiza ireo ambony ireo ry rush?... Tenin\'iza ireo?... Sahinao ve ny miteny hoe tsy misy izany? izany hoe mandainga izany ve ny Tenin\'Andriamanitra?...