Hay ve????

21. majesty ( 16/02/2007 06:55)
fijo:le hevitry ny teny hoe masina mintsy no tsy azon'ise ny famaritana azy raha ny fahazahoako an'io resaka io
22. Fiffi ( 16/02/2007 07:23)
fijo:
tsy misy ny anti kristy,satria tsy kristy i jesosy fa jiolahy voaheloka.
ka raha mino jiolahy nareo afera hafa izay.
voaheloka t@ tsy rariny.....nefa na izany aza maty izy ho fanavotana antsika.......

23. xxx ( 16/02/2007 07:27)
majesty:

fijo:le hevitry ny teny hoe masina mintsy no tsy azon'ise ny famaritana azy raha ny fahazahoako an'io resaka io

Sady tsy afaka manome azy ronono i majesty fa izy mihitsy no manizingizina mankahala.Io angaha no atao hoe tohatra fiakaran'ny fanahy ratsy.

24. prime ( 16/02/2007 10:32)
Ny antiKristy dia milaza fa tsy marina avokoa izay voalazan'ny baiboly ary tsy i Kristy no fototry ny resaka ao...
25. Fiffi ( 16/02/2007 20:11)
ka ny anti-kristy tsy maintsy mahita zavatra ho lazaina foana ...na de misy zavatra marina hita maso sy azo tsapaihin-tanana aza de ny fiziriziriana hiany no zavatra hataony..indrisy......
26. fijo ( 16/02/2007 21:31)
prime za kosa tsy milaza hoe diso daholo ny voalzan'ny baiboly.boky tantara io ka misy zavatra marina ao.fa be koa ny noforonina.
voaheloka amin'ny tsy rariny????ary i jose bove ve izao ohatra voaheloka amin'ny rarinysa tsia.cas mitovitovy mantsy ireo.
amiko rehefa nandika izay lalana nisy tamin'ny fotoana niainany sy ny toerananisy azy izy dia meloka.satria manakorontana ny fiaraha monina misy azy.
27. xxx ( 17/02/2007 00:56)

=))=))=))koa raha tsy tantaran'ikotofetsy sy mahaka ity
Raha izaho ianareo tsy handany andro ireo anti-christ intsony,tsy hisokatra mihitsy ny sainy satria Andriamanitra irery no hiantso azy fa tsy afaka ny hanova ny hatezerany ao am-pony.8-)8-)
28. niryna ( 17/02/2007 06:54)
xxx:

[quote=fijo]
prime za kosa tsy milaza hoe diso daholo ny voalzan'ny baiboly.boky tantara io ka misy zavatra marina ao.fa be koa ny noforonina.
voaheloka amin'ny tsy rariny????ary i jose bove ve izao ohatra voaheloka amin'ny rarinysa tsia.cas mitovitovy mantsy ireo.
amiko rehefa nandika izay lalana nisy tamin'ny fotoana niainany sy ny toerananisy azy izy dia meloka.satria manakorontana ny fiaraha monina misy azy.

=))=))=))koa raha tsy tantaran'ikotofetsy sy mahaka ity
Raha izaho ianareo tsy handany andro ireo anti-christ intsony,tsy hisokatra mihitsy ny sainy satria Andriamanitra irery no hiantso azy fa tsy afaka ny hanova ny hatezerany ao am-pony.8-)8-)message

Mbola afaka miova ny olona tsirairay raha tiany izany ary raha sitrapon'ny Tompo no hanova azy ka:P

29. xxx ( 17/02/2007 07:11)
fijo:

prime za kosa tsy milaza hoe diso daholo ny voalzan'ny baiboly.boky tantara io ka misy zavatra marina ao.fa be koa ny noforonina.
voaheloka amin'ny tsy rariny????ary i jose bove ve izao ohatra voaheloka amin'ny rarinysa tsia.cas mitovitovy mantsy ireo.
amiko rehefa nandika izay lalana nisy tamin'ny fotoana niainany sy ny toerananisy azy izy dia meloka.satria manakorontana ny fiaraha monina misy azy.

Tena tsy azonao ilay nahatongavan'i Kristy teto antany , ianao mantsy zatra loatra any @ politika , milaza ianao fa jiolahy nandrava tsena i Jesosy tsy maninona izany raha izay no fahazoaao azy nefa dinio ihany hoe inona no antony nadravany tsena . Mitovy mihitsy ny fisainanao sy ny jiosy t@ izany . Raha ny nahatongavan'i Jesosy teto antany dia tsy handrombaka ny fanjakana eto @ izao tontolo izao fa hanavotra ny olona izay manota , ary efa izay no nanoratana azy

30. Fiffi ( 17/02/2007 16:29)
niryna:
Mbola afaka miova ny olona tsirairay raha tiany izany ary raha sitrapon'ny Tompo no hanova azy ka:P
ahoana koh zany ? :roll: sady hoe afaka miova ny olona raha tiany.........nefa hoe RAHA SITRAPON'NY TOMPO NO HANOVA AZY ????:roll:

Fa nga ny Tompo manao an'zany hoe "TSY SITRAPONY no hanova ny olona zany ? :roll::roll:

31. rush ( 19/02/2007 08:49)
d ahoana zany ? d angataka @ Tompo niryna na za , na ny hafa hoe Tompo o , mba mangataka @ nao izahay mba hiova , d raha tsy sitrapony de ozy hoe "TSIA" zany ?
32. prime ( 19/02/2007 10:52)
niryna> Hazavao misimisy kokoa ny hevitrao fa tsy mazava tsara...
33. Fiffi ( 20/02/2007 22:31)
miandry fanazavana.......
34. prime ( 21/02/2007 08:27)
fijo> Marina tokoa aloha fa Jesosy Kristy dia somary anti-social ihany t@ fotoan'androny, nefa tsy manafoana ny mahaAndriamanitra Azy velively izany...
35. majesty ( 21/02/2007 11:34)
Mahafinaritra le loha-hevitra fa raha tsy mbola mazava amin'reo ilay atao hoe antikristy dia tsy hazava ntsony mandrakizay fa aleo faranana :)
36. Fiffi ( 21/02/2007 11:40)
majesty:
Mahafinaritra le loha-hevitra fa raha tsy mbola mazava amin'reo ilay atao hoe antikristy dia tsy hazava ntsony mandrakizay fa aleo faranana :)
heu....aza faranana zany kah ! tsy misy farany mihintsy tsinona ny fanontaniana.....

37. fijo ( 21/02/2007 23:28)
prime an,ka hafa be anie letsy izany hoe sady "anti social"no mbola andriamanitra e.
izany hoe andriamanitra izany tsy tia fiarahamonina koa???????loza be ny anareo
38. prime ( 22/02/2007 10:32)
fijo> Ilay maha "anti-social" an'i Kristy tsy resaka fandikan-dalàna na tsy fitiavana fiaraha-monina fa fanitsiana sy fanavaozana ny fiaraha-monina araka ny Tenin'Andriamanitra... Mazava ho azy fa halan'ny olona izany satria manankorontana ny fanaony...

Fa Andriamanitra dia Fitiavana ary Kristy izany Andriamanitra izany...

Izay no hamafisin'ny Tenin'Andriamanitra manambara an'i Kristy mitondra fahazavàna ho an'izao tontolo izao manao hoe :

"Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin'ny maizina; fa ny maizina tsy nandray azy*. [*Na: Tsy mahasakana azy]" Jaona 1:5

"Tao ny tena Mazava* Izay mahazava ny olona rehetra tonga amin'izao tontolo izao**. [*Na: Izy no tena Mazava] [**Na: Ny Mazava marina, Izay mahazava ny olona rehetra, dia tonga amin'izao tontolo izao]" Jaona 1:9

"Fa izay rehetra manao ratsy dia mankahala ny mazava sady tsy manatona ny mazava, fandrao hita miharihary ny asany." Jaona 3:20...

Izay fanehoana ny ratsy fanaon'ny olona izay no tsy zakan'ny olona ka mahatezitra azy ireo amin'i Kristy, tsy i Kristy no mankahala ny fiaraha-monina fa ny fiaraha-monina no tsy mahazaka Azy ka maha "anti-social" Azy...
39. fijo ( 22/02/2007 23:41)
hoadray.ny lalana mifehy ny fiarahamonina anie ka ny mpiaramonina no mandrafitra azy e.ka raha ity enao tonga handrava fa hoe tsy mifanaraka amin'ny tiana io,dia olomeloka izany enao.
tadidio fa tamin'ny fotoana niainany ani etsy nisy nihevitra an'i jesosy hoe zanak andriamanitra izy e.efa taty aorian aio vao tonga.
heritrereto hoe iny i maihol fa handrava ny lalana ny fiarahamonina gasy fa tsy mifanaraka amin'ny tianan andrimanitra.mino aho fa nareo kristianina ireo no hanagadra azy voalohany
40. soanja ( 23/02/2007 02:56)
fijo:

tsy misy ny anti kristy,satria tsy kristy i jesosy fa jiolahy voaheloka.
ka raha mino jiolahy nareo afera hafa izay.

Fijo a, mba omeo anie le fanazavana fa jiolahy i Kristy/Jesoa eo imasonao, na hoe inona ireo heloka be vava hitanao fa nataony ka mendrika azy ny hofantsiana amin'ny hazo fijaliana? Misaotra mialoha.

Mbola mino ve zany i Fijo fa h-nisy Kristy (hafa)fa tsy ity Jesoa ity?

Cutie>:wink::wink::wink:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4711