Araka ny fijerin'ny vahiny anao dia vy aiza no fihavinao?
1. niryna
(
07/02/2007 06:39)
Ny firenena malagasy izany dia tsy misy mahalala firy afatsy ireo firenena hivezivezen'ny malagasy.
Rehefa misy olona mijery anao dia heveriny hoe avy aiza ianao?
Samia ary mba manala sorisory kely eto miteny izay noeritreretan'ny olona ny fihavianareo
8):lol:8O:x:roll::°)8-):-P:{:^)^^;-):-o:snif::miam::b

répondu par Piksou le 15/03/2007 14:49
3. latina
(
07/02/2007 07:49)
Misy tsy manontany tsy mivolana fa mivandravandra be ohatry ny hihinana fotsiny! hihihi! dinihany hatrany @ tongotrao, kitiany ny volonao, midanaka sanatria ohatr'ireny mijery biby any anaty zoo ireny ny sasany.
4. mpanota
(
07/02/2007 08:17)
Iza koa moa no tssy mahafantatra anay hoe Africain eh , fa tonga dia arany avy hatrany hoe avy any @ zone tropicale ireny eh :twisted:
5. SOBIKA
(
07/02/2007 08:18)
hahahha!
ndrô ka tsy fantany koa Gasikara nge ka mbola tany andalampandrosoana eh; vao miandalana ny fahafantaran'ny any ivelany azy;miteny ianao hoe Continent Afrcicain jereny ianao tsy dia tena le ;-) sady tsy le be molotra be koa ;misy koa arakaraka ny tany hiavina na mafana amorontsiraka na ampovoantany mangatsiaka dia misy karazany koa ny volo ny pôzipôzy koa aiza kosa azany ny vahiny no tsy ho gaga :D

7. tywa68
(
07/02/2007 08:43)
niryna:
Ny firenena malagasy izany dia tsy misy mahalala firy afatsy ireo firenena hivezivezen'ny malagasy.
Rehefa misy olona mijery anao dia heveriny hoe avy aiza ianao?
Samia ary mba manala sorisory kely eto miteny izay noeritreretan'ny olona ny fihavianareo
8):lol:8O:x:roll::°)8-):-P:{:^)^^;-):-o:snif::miam::b
Raha mijery ahy izy dia tsy haiko fa rehefa manontany dia valiako hoe gasy ! tsy ratsy ilay fanotaniana an ! :-D:-D
8. xxx
(
07/02/2007 09:03)
izaho rehefa misy manontany dia faly ery milaza fa gasy ray gasy reny. Tsy mbola nahazo olana t@io hatr@ izao fa be aza ny namako vahiny no te hitovy loko hono satria sady tsy fotsy be no tsy mainty.
Sady manonofy rizareo ny hahita izany nosy Madagasikara izany.:D

11. simplex
(
07/02/2007 10:36)
- misy mieritreritra hoe asiatika kanefa tsy dia mavo be loatra no tsy tena petakorona
- misy manao hoe karana kanefa somary asiatika no petakorona no tsy manana accent
mahita ny alavan'ny anarana d mitsiky hoazy ;-) zay vao manotany: Gasy
Avy aiza zany: Madagascar :P
Zay no atao hoe gasy petaka, Dago en force =D=D
8)

12. booboo
(
07/02/2007 10:51)
-misy miteny hoa avy any asie du sud-est iny ve ?
-misy koa vao mahita ilay anarana tondé mahay ho azy hoe malagasy hihihihihi

13. pissoa
(
07/02/2007 11:13)
- Misy mihevitra hoe aziatika (indrindra rehefa manao satroka) ... izay karazany rehetra : sinoa, japs, avy any philippine ... :-w:-D
- Misy mihevitra hoe avy eto Afrika Atsimo (afaka misandoka :-P:-D )
- Misy mihevitra hoe avy any Etiopia
- Misy mihevitra hoe avy ao Môrisy
(tsy haiko na ny tarehiko ny sampona na ny olona mitsy no :-w no mahatonga ahy mety ho avy amin'ireo rehetra ireo :-D)
dia jejo be zah avy eo manitsy hoe avy any Madagascar! (rehefa friendly ilay olona) :-D:-D:-D

14. naughtyboy
(
07/02/2007 13:45)
fantany reo mpanontany matetika oe toerana ekzotika
no iaviko fa ny olana de tsy fantatry zareo matetika ny misy an'lay nosy sambatra ndrindra mo reo amerlocks,sasany mieritreritra oe azia,australasia sns

17. Stretch
(
07/02/2007 19:26)
za ndray de vôoso potaka oe, thailandaise, mbay ery, mandreraka , fa ny ol aty aminay nefa mahafantatra an dago tsara mintsany , de vô miteny oe M/kar , de kôpy ry mena sofina , fa le gidro no tonga de fantany :x :x
18. mbaliana
(
07/02/2007 20:42)
hihi za ndray dia misy milaza fa latino-americaine e, na philippine e, ny ankizy namako ndray dia hoe avy any Bingladesh hono....
19. fijo
(
07/02/2007 21:16)
be no manotany hoe avy any Malaisie nga nareo?
de valiako hoe :"avy any Ma....dagasikara ka"