Araka ny fijerin'ny vahiny anao dia vy aiza no fihavinao?
41. niryna
(
08/02/2007 16:54)
andry08:
ny ahy koa dia vitsy ny gasy fa fantany aho na dia tsy mahafantatra aza aho. Ny handrina hono no hahafantarany azy.:?::?:tsy be handrina ny gasy fa io hono no milaza fa gasy ny olona.
na izany aza dia mbola tsy nisy nilaza fa tay, tay landy aiza ny tena! Soa ihany fa raha misy miteny izany aloha dia mahazo ny zavatra tadiaviny izy e!:D:D
ny thailandaise petakorina kely mahafatifaty foy ny gasy.
42. andry08
(
08/02/2007 17:45)
dain!Tsy ho gasy velively fa aza hafangaro ny torchon sy ny serviette e!
43. Fiffi
(
08/02/2007 18:18)
niryna:zany filipina zany nanomboka ohaviana ? androany ve ? satria raha nijery ny tantaran'ny Malagasy zah de tsy nahita an'io voasoratra ao mihintsy.......:roll:
Araka ny lovantsofina dia hoe olona avy any filipina,indonesia,malaysia sns no niaviantsika
45. mbaliana
(
08/02/2007 20:13)
fiffi> fa anga koa moa hoe tena defini be le hoe avy any polynesie e.. mety indonesie mety toerana hafa fa tsy haihay zany
47. niryna
(
09/02/2007 06:20)
LazaDaddy:
niryna:Izy [size=16]vahiny[/size] indray ve no tokony tsy ahafantatra hoe avy aiza ny [size=16]tompon-tany[/size]? Mba ahoana koa ary izany fipetraky ny fanontaniana izany?
Araka ny fijerin'ny vahiny anao dia vy aiza no fihavinao?
ity ho an'i lz,diso kely ny teny gasy araka ny fijerin'ny tompontany anao dia avy aiza no fihavianao.
Toa tsy miheritreritra ho vahiny intsony aho ka izay angamba kou.Hay moa ny tena tsy any kou.Kanefa dia efa nicompy daholo ny rehetra fa samy namaly.Misaotra lz a
48. niryna
(
09/02/2007 06:21)
andry08:
dain!Tsy ho gasy velively fa aza hafangaro ny torchon sy ny serviette e!
Amin'ny cine io andry a ary misy mitarika sarety koa
49. niryna
(
09/02/2007 06:23)
Fiffi:
niryna:zany filipina zany nanomboka ohaviana ? androany ve ? satria raha nijery ny tantaran'ny Malagasy zah de tsy nahita an'io voasoratra ao mihintsy.......:roll:
Araka ny lovantsofina dia hoe olona avy any filipina,indonesia,malaysia sns no niaviantsika
Mbola nanontany olona filipina iray indray aho androany fa mitombona io misy mangana mitovy ny antsika io ny zazakely vao teraka hono
50. niryna
(
09/02/2007 06:25)
fasaly:
niryna:
Ny firenena malagasy izany dia tsy misy mahalala firy afatsy ireo firenena hivezivezen'ny malagasy.
Rehefa misy olona mijery anao dia heveriny hoe avy aiza ianao?
Samia ary mba manala sorisory kely eto miteny izay noeritreretan'ny olona ny fihavianareo
8):lol:8O:x:roll::°)8-):-P:{:^)^^;-):-o:snif::miam::b
ny ahy ataoko fanina mintsiny vao hatoroko ny firnenna nihaviko
ny ahy kalou de heveriny fa tany am ry filipinina tany na tay landy ireny;-)
Dia fasaly no miaraka mihodikodina amin'io eo:lol:
51. niryna
(
09/02/2007 06:29)
chakkakkely:
za ary indray mandeha zay sendra nandeha tena an dalana dia nisy thailandaise angamba iny sa tsia haiko dia vao nahita ana lavitra izy dia nitsikitsiky be , dia nanatona dia niarahaba tamin ny teniny sns teo dia za nitsikitsiky fotsiny satria tsy nisy azoko zay nolazainy hihiih dia avy eo moa tonga ny train dia lasa za
na ry zareo avy any thailand aza sty mahay manavaka ny olona avy any aminy hihihihi , ny ana alo fantatro foana na gasy iny na tsia eh aty koa moa tena mahalana be vao mahita gasy zany ,
za aza isaky ny toerana alehako dia tsy maintsy miteny foana ny olona hoe zay zay vao nahita gasy hatrizay hihihihihihi
Rehefa mahita olona ka tsy teny mino ianao hoe gasy dia ataovy ilay sioka tokana fa tsy maitsy miherika izy."inona tokoa moa izy izay:roll::roll::roll:
"Sahobakaka manantody!"Tsy maitsy miherika izy.
52. niryna
(
09/02/2007 06:37)
Fiffi:
mbaliana: mety....fa le filipina no tsy hitako hoa an !
Mety tsy voasoratra izany aky a fa misy hitovizany be mihitsy a.Raha hafangaro ny filipina isika dia tsy fantatra mihitsy.Misy teniny maro misy hitovizany kely toy ny taona=taon, salama miarahaba angamba io avy amin'ilay salam alekum tsy haiko ny manoratra azy fa fiaraban'ny arabo.
Satria aho indraindray maniraka ny mpiara-miasa dia misaotra azy saingy tsy mitovy kosa aloha e Malamita salamata na Misaotra betsaka.draydraydray8)
Ary taiza koa izy no nahita malabary,sa isika no nangalatahaka ny malabariny sy ny lamba fitafiny? Timbre sendra nasehony ahy io.Na ny firenena aza dia toa miteny Manila.Io ve tsy toa tenigasy ihany koa, asa aloha e
53. andry08
(
09/02/2007 11:14)
@ ciné ahoana? Dia iza no mitarika ny sarety? Tsy hifangaro @ filipiana na zavatra hafa anie fa gasy e! Izaho tsy manana doute kely akory hoe avy aiza na avy aiza fa gasy dia ampy, avy any dago ary manana adiresy mazava!:D:D
57. kitjo
(
09/02/2007 16:19)
zay moa aty dia tsisy anavahana azy amindry zareo tompon-tany aty...maleziana..indoneziana..filipino..thai sns
fa refa atao frizE ndray ny volo dia lazainy fa breziliana na tahitiana...
fa rehefa maika na olona tsy cool lotra d lazaina fts oe Madagasikara ka reehfa tsy hainy dia lazaina fts oe Afrikana..
Raha ol mahafinaritra fa maika enao dia atao hoe akaikin' i Afrika fa aty ivelany..anelanelan' i Afrika sy Maorisy
rehefa le olona cool b reny dia afaka manazava ela beeeee.....ara-jeografika dia Afrikana...firazanana Indoneziana sy maleziana avy ao Macassa, Bugis ary Java...

58. kitjo
(
09/02/2007 16:27)
fa misy namanay miscene zay sendra nandalo taty
sofera taxi (gaga @ le fitenintsika): you not local huh?
gasy: 'local" from Madagascar lah (singlish io)
sofera taxi (mihanahana be): Maa-ga-ga-sta?
gasy: an3 oa....Madagascar lty ah!(t@ teny gasy mitsy an)
sofera taxi (mikentrona): Maa-ga-ga-da-starty?
gasy (mivanitika): Madagascar Uncle! ataovy oe Ma-da-ga-scar...(@teny gasy oh an'io)
sofera taxi: oohhh...Ma-ga-ga-scar huh! where is it ah?
gasy: u know Antananarivo?
sofera: ah? don't know lah..nevery heard..in America?
gasy: no lah! in Italy...near Behoririka..u know?
sofera: dont know leh...a country huh?
gasy: yes...the capital is Isotry
d nitohy teo ny resaka fa nivanitika fts zay...tonga ihany ny farany...
oh zao ny Singlish aminy sady raha manao Anglisy manaraka tsipelina tsy fantany..

59. Fiffi
(
09/02/2007 19:31)
kitjo:=))=))=))=))
sofera: ah? don't know lah..nevery heard..in America?
gasy: no lah! in Italy...near Behoririka..u know?
sofera: dont know leh...a country huh?
gasy: yes...the capital is Isotry
60. niryna
(
10/02/2007 02:04)
Ny olona aty ivelany hono hafa ny fiteniny gasy na dia mihezaka ny niteny aza ny tena. Rehefa mitsidika ny tanana ny tena.Toa misafotofoto kely hono no miraikitra ny lela.Na ny hoditra aza dia lazain'ny olona hoe fotsy.Raha mividy zavatra indray tonga dia fantan'ny mpivarotra hono ary kapaina avobe ny vidin-javatra. Ohatra lasa maintikely sy fohy izany daholo ny olona. Mba nandinika izany ve ianareo/