Araka ny fijerin'ny vahiny anao dia vy aiza no fihavinao?
61. kitjo
(
11/02/2007 08:20)
Ho ahy aloha tsy mitombona amiko izay e!
satria zahay aty miaraka foana ka miteny gasy foana ohatry ny fiteny gasy any Dago ihany
ny mahasamihafa fts dia inddra refa miresaka dia teny anglisy no tonga vetivety ao antsaina ka misy teny sasany mety ho voateny @ anglisy ...fa vitsy ihany...
ohatry ny hoe any Dago ianao miteny hoe "problem" fa tsy hoe "olana"
za sady tsy nihalava fa nihangeza aza d oh lasa nihafohy...hiihihiih
ny hoe niha-fotsy aloha dia mihafotsy tokoa fa keeeeeeeeeely fts..fa vao tonga Dago 3 andro aho dia miverina loko normal ihany.
Fa marina fa hitako tokoa io fa ny olona mipetraka aty ivelany refa any Dago mizesta b dol ny ankamaroany
Zaho rahateo moa mody in2 isan-taona eo dia tsy hitako lotra le fiovana fa ho an'ny sasany hoe tsy mody raha tsy 3 na 4 taona angamba io no mitombona!

62. niryna
(
11/02/2007 19:12)
Nandalo tao amin'ny ambassade malagasy aho no nahafantarako izany satria moa olona vao tonga no matetika ao na misy aza efa tranainy.Dia izany no resany rehefa nifanantsafa elaela teo ny tena dia lazainy fa mivadika ny lela.Mety ilay teny tafiditra daholo fa ilay mametrapetraka azy atambatra angamba no lasa hafahafa8O
63. tisera
(
14/02/2007 19:22)
matetika isika aty ivelany tsy dia maharaka loatra ilay fomba fiteny vaovao andavanandro any dago dia io no mahasamihafa azy raha araka ny eritreritro : toy ilay hoe zay zany mihitsy é! na maheno aza tsy dia mahay loatra hoe aiza ho aiza no tokony hampiasana ilay teny ; fa misy kosa aloha gasy tsy mifanerasera @ gasy dia zara raha miteny gasy dia manjary tsy ao tsara intsony ny fiteniny an ! ny dokotera mpitsabo ahy izao mantsy gasy manambady gasy ilay tsy miteny gasy ireny fa gasy teraka taty frantsa dia efa tsy dia miteny gasy loatra firy intsony izy fa rehefa miresaka aminay izy no miteny gasy fa izy akory tsy hoe mi-zesta fa hita mihitsy hoe ohatry ny "littéraire" be ilay firesany é! satria tsapa hoe tsy misosasosa be izany ilay izy ao am-bavany ao nefa izy tsy hoe mi-rouler "r" na manao ch ch an ! fa fantatra avy hatrany hoe tsy olona mipetraka any dago izy fa raha ohatra ahy aloha dia tena mbola ilay mahay miresaka gasy be mihitsy an!
64. niryna
(
15/02/2007 06:04)
tisera:

Misaotra noho ny toro-hevitrao.Misy olona ato izay lazain'ny tena bokainy daholo,"aiza koa no hisy gasy tsy mahay teny gasy izany."Misaotra anao nanome porofo mivaingana ny fisiany=D=D
65. xxx
(
21/02/2007 18:36)
Teny misy tsy mahay teny gasy ka,ny antony no samy hafa.Izaho indray lazainy fa colombiana :roll:
66. niryna
(
22/02/2007 06:05)
xxx:
Teny misy tsy mahay teny gasy ka,ny antony no samy hafa.Izaho indray lazainy fa colombiana :roll:
8O
67. Piksou
(
15/03/2007 14:49)
Avy Dago ka ihihi lol !!
Fa zao, za na eto Mada ary de tenenin'ny namako oe za ono sô de avy any Brésil e , Mexique e !!!
De teneniko oe za de avy eto MADAGASIKARA tsy misy fangarony, ze tany arina tany no tsy hay !! :D:D:D