Araka ny fijerin'ny vahiny anao dia vy aiza no fihavinao?
21. mits
(
07/02/2007 22:15)
mandreraka io ka!!! ny sasany manontany fa avy aiza???
mamaly hoe:madagascar...... misy no milaza hoe fa inona zany magadascar zany hahahah!!
ny sasany tsy mahafantatra manazava @ zay avy any afrika ...tsy mino izy akory atao??
fa nanomboka t@ lay cartoon Madagascar iny alou dia be mpahafantatra i dago e!!
ao no milaza fa smabatra fa milay be hono fa maintso be daholo ny any dago!!!
raha tsy nisy aniny D.A iny angamba dia asa!!

22. niryna
(
08/02/2007 06:29)
SOBIKA:
hahahha!
ndrô ka tsy fantany koa Gasikara nge ka mbola tany andalampandrosoana eh; vao miandalana ny fahafantaran'ny any ivelany azy;miteny ianao hoe Continent Afrcicain jereny ianao tsy dia tena le ;-) sady tsy le be molotra be koa ;misy koa arakaraka ny tany hiavina na mafana amorontsiraka na ampovoantany mangatsiaka dia misy karazany koa ny volo ny pôzipôzy koa aiza kosa azany ny vahiny no tsy ho gaga :D
Miteny hoe avy aty madagasikara ianao ,tsy misy mahalala,ataoko hoe afrikana midahoahoa toa tsy mino tokony.Lazainy fa ny afrikana dia ireny teneninao ireny foana.Raha ny mpiara-miasa moa dia ataony tsy misy izay tsy mahafantatra ny manodidina
23. niryna
(
08/02/2007 06:31)
tywa68:
niryna:
Ny firenena malagasy izany dia tsy misy mahalala firy afatsy ireo firenena hivezivezen'ny malagasy.
Rehefa misy olona mijery anao dia heveriny hoe avy aiza ianao?
Samia ary mba manala sorisory kely eto miteny izay noeritreretan'ny olona ny fihavianareo
8):lol:8O:x:roll::°)8-):-P:{:^)^^;-):-o:snif::miam::b
Raha mijery ahy izy dia tsy haiko fa rehefa manontany dia valiako hoe gasy ! tsy ratsy ilay fanotaniana an ! :-D:-D
Izaho koa aza mba gaga nahita eritreritra kely teo ary ny sary tato ihany no nampiasaiko kou:D
24. niryna
(
08/02/2007 06:33)
xxx:
izaho rehefa misy manontany dia faly ery milaza fa gasy ray gasy reny. Tsy mbola nahazo olana t@io hatr@ izao fa be aza ny namako vahiny no te hitovy loko hono satria sady tsy fotsy be no tsy mainty.
Sady manonofy rizareo ny hahita izany nosy Madagasikara izany.:D
Misy maro no miandry ny te-andeha aty amintsika fa ilay frais no mazana koa.Rehefa manontany izy hoe hafirina ny tonga any dia ataoko hoe roa andro.kepoka be izy.
25. niryna
(
08/02/2007 06:35)
Fiffi:
ka ry zareo mandoro tena aza vitany mba hitovizana @ lokontsika....
fiffi a ny tena mandositra masoandro manao satroka ry zareo lanivola mandoro vatana tsy ampy iray volana akory dia miverina ny hodiny.
26. niryna
(
08/02/2007 06:37)
pissoa:
- Misy mihevitra hoe aziatika (indrindra rehefa manao satroka) ... izay karazany rehetra : sinoa, japs, avy any philippine ... :-w:-D
- Misy mihevitra hoe avy eto Afrika Atsimo (afaka misandoka :-P:-D )
- Misy mihevitra hoe avy any Etiopia
- Misy mihevitra hoe avy ao Môrisy
(tsy haiko na ny tarehiko ny sampona na ny olona mitsy no :-w no mahatonga ahy mety ho avy amin'ireo rehetra ireo :-D)
dia jejo be zah avy eo manitsy hoe avy any Madagascar! (rehefa friendly ilay olona) :-D:-D:-D
pisopisokelin'i neny anie io e ,tsy sampona izany ny tarehy.
27. niryna
(
08/02/2007 06:39)
xxx:
omeo paraky izy refa tsy mahalala e! @ izay fanina tsara :^)
xxx ny karana aty aminay anie mihinana paraky.ohatran'ireny fihinanan'ny olona atao eo anelan'ny lela sy ny nify ireny.
28. niryna
(
08/02/2007 06:42)
Stretch:
za ndray de vôoso potaka oe, thailandaise, mbay ery, mandreraka , fa ny ol aty aminay nefa mahafantatra an dago tsara mintsany , de vô miteny oe M/kar , de kôpy ry mena sofina , fa le gidro no tonga de fantany :x :x
lemur hoy ry zareo aty,ary hanaovako ny ahy ny tee-shirt misy an'ireny zavakanto malagasy ireny,jejo kely ery aho mampidera ilay gidro kely:lol:
29. niryna
(
08/02/2007 06:47)
mits:
mandreraka io ka!!! ny sasany manontany fa avy aiza???
mamaly hoe:madagascar...... misy no milaza hoe fa inona zany magadascar zany hahahah!!
ny sasany tsy mahafantatra manazava @ zay avy any afrika ...tsy mino izy akory atao??
fa nanomboka t@ lay cartoon Madagascar iny alou dia be mpahafantatra i dago e!!
ao no milaza fa smabatra fa milay be hono fa maintso be daholo ny any dago!!!
raha tsy nisy aniny D.A iny angamba dia asa!!
Voatery nijery iny cartoon iny mihitsy kosa aloha e ,iny ihany izao no mba haingana hitenenany.Moa tsy fantatrareo fa feno akanjo vita avy any Madagascar eny amin'ny mpivarotra lehibe sady lafobe.Misy chocolat vita Madagascar mihitsy ny anarany.Lasa nataon'ny olona fitadiavam-bola ilay izy.Ny vanille moa dia tena lafobe mihitsy E ry taniko ,ry tanindrazanay malala o.:D:D
30. niryna
(
08/02/2007 06:53)
Izaho indray dia ataon'ny olona fa avy any filipina.Misy maro ao am-piangonanay ary tena mitovy toetra ny gasy sady tonga dia mahay miaraka aminy isika.Ny teny fotsiny no tsy hitovizana fa izaho mino mihitsy fa misy safiotrany ny taranantsika.Na ny fiarahabana ny taona aza dia misy hoe taon.Misy teny maro ary mitovy ny tenin-tsika ary ry zareo manondrana ravitoto avy any aminy tsara lavitra noho ireny katsakatsa moa no filaza azy,sy ny ravitoto afrikana.Saingy tsy mihinana ravitoto izy fa raha misy manambady gasy ka tiany tanteraka ny ravitoto.Ny timbre misy ireny lehilahy manao malabary ireny.Miditra ny restaurant-ny ianao tena tsy ahalalana hoe gasy e
31. Fiffi
(
08/02/2007 07:09)
niryna::-w:-w ny an'i nyrina zany ve zay olona somary mitovy na misy hitovizana @ nyrina de misy safiotrany ny taranaka ? :roll:
fa izaho mino mihitsy fa misy safiotrany ny taranantsika.
32. mbaliana
(
08/02/2007 10:18)
za aloha mahita fa manana hitovizana amin-dry zareo betsaka isika na endrika na toetra .. tadidio fa isika koa ange manana fihavina avy any Polynesie e...
33. LazaDaddy
(
08/02/2007 11:43)
niryna:Izy [size=16]vahiny[/size] indray ve no tokony tsy ahafantatra hoe avy aiza ny [size=16]tompon-tany[/size]? Mba ahoana koa ary izany fipetraky ny fanontaniana izany?
Araka ny fijerin'ny vahiny anao dia vy aiza no fihavinao?
34. chakkakkely
(
08/02/2007 12:29)
za lazain ny olona fa avy any philipines na malaisie , indray mandeha azy aza nisy niteny hoe karana ve nefa aza za petakoriny koa ihihihih
dia rehefa lazaiko hoe avy any madagascar dia tonga dia le film iny no lazainy ana , hihihihi dia faly be manontany hoe tena otran ireny ve ny any ? dia hoy za hoe ie fa mbola stara lavitra noho ireny aza dia mitsiriritra daholo ny andeha ho any
dia le resaka mandoro tena mba hitovy loko am tsika koa dia tena mahavarina ahy mintsy fa eto akaikinay eto an misy dia tena mahavatra mintsy mandeha any nefa avy eo ny lokony mena be tsy fantatra zany , sady mena no marron tsy hay zany lasa mivadika orera hihih dia isaky ny mahita ana dia ny teint ako foana no resahana

35. fasaly
(
08/02/2007 12:52)
niryna:
Ny firenena malagasy izany dia tsy misy mahalala firy afatsy ireo firenena hivezivezen'ny malagasy.
Rehefa misy olona mijery anao dia heveriny hoe avy aiza ianao?
Samia ary mba manala sorisory kely eto miteny izay noeritreretan'ny olona ny fihavianareo
8):lol:8O:x:roll::°)8-):-P:{:^)^^;-):-o:snif::miam::b
ny ahy ataoko fanina mintsiny vao hatoroko ny firnenna nihaviko
ny ahy kalou de heveriny fa tany am ry filipinina tany na tay landy ireny;-)
36. chakkakkely
(
08/02/2007 14:45)
za ary indray mandeha zay sendra nandeha tena an dalana dia nisy thailandaise angamba iny sa tsia haiko dia vao nahita ana lavitra izy dia nitsikitsiky be , dia nanatona dia niarahaba tamin ny teniny sns teo dia za nitsikitsiky fotsiny satria tsy nisy azoko zay nolazainy hihiih dia avy eo moa tonga ny train dia lasa za
na ry zareo avy any thailand aza sty mahay manavaka ny olona avy any aminy hihihihi , ny ana alo fantatro foana na gasy iny na tsia eh aty koa moa tena mahalana be vao mahita gasy zany ,
za aza isaky ny toerana alehako dia tsy maintsy miteny foana ny olona hoe zay zay vao nahita gasy hatrizay hihihihihihi

37. andry08
(
08/02/2007 16:37)
ny ahy koa dia vitsy ny gasy fa fantany aho na dia tsy mahafantatra aza aho. Ny handrina hono no hahafantarany azy.:?::?:tsy be handrina ny gasy fa io hono no milaza fa gasy ny olona.
na izany aza dia mbola tsy nisy nilaza fa tay, tay landy aiza ny tena! Soa ihany fa raha misy miteny izany aloha dia mahazo ny zavatra tadiaviny izy e!:D:D
na izany aza dia mbola tsy nisy nilaza fa tay, tay landy aiza ny tena! Soa ihany fa raha misy miteny izany aloha dia mahazo ny zavatra tadiaviny izy e!:D:D
38. niryna
(
08/02/2007 16:46)
Fiffi::-w:-w
[quote=niryna] fa izaho mino mihitsy fa misy safiotrany ny taranantsika.
ny an'i nyrina zany ve zay olona somary mitovy na misy hitovizana @ nyrina de misy safiotrany ny taranaka ? :roll:
Araka ny lovantsofina dia hoe olona avy any filipina,indonesia,malaysia sns no niaviantsika ,mety tsy hoe safitra angamba no fiteny azy fa ahitsiko kely
Ireo no mpihavy tonga teto amintsika araka ny tantara.Sa mety mbola nisy hafa?
39. niryna
(
08/02/2007 16:49)
mbaliana:
za aloha mahita fa manana hitovizana amin-dry zareo betsaka isika na endrika na toetra .. tadidio fa isika koa ange manana fihavina avy any Polynesie e...
Io no adinoko ry mbaliana a
40. niryna
(
08/02/2007 16:52)
chakkakkely:
za lazain ny olona fa avy any philipines na malaisie , indray mandeha azy aza nisy niteny hoe karana ve nefa aza za petakoriny koa ihihihih
dia rehefa lazaiko hoe avy any madagascar dia tonga dia le film iny no lazainy ana , hihihihi dia faly be manontany hoe tena otran ireny ve ny any ? dia hoy za hoe ie fa mbola stara lavitra noho ireny aza dia mitsiriritra daholo ny andeha ho any
dia le resaka mandoro tena mba hitovy loko am tsika koa dia tena mahavarina ahy mintsy fa eto akaikinay eto an misy dia tena mahavatra mintsy mandeha any nefa avy eo ny lokony mena be tsy fantatra zany , sady mena no marron tsy hay zany lasa mivadika orera hihih dia isaky ny mahita ana dia ny teint ako foana no resahana
sady masaka toy ny kitoza no miepaka ny tavany,be koa anefa ny voan'ny cancer hoditra vokatry ny tsy fanosorana ny menaka fiarovana ny masoandro,ny maity hoditra toy ny afrikana hono no kely voan'io cancer hoditra io satria efa manana fiarovana hoditra naturaly hi,hi,hi,