Inona no ataoko?
1. nikopol
(
03/02/2007 11:14)
tsy hitako intsony izay atao : mihinana siligoma eo imasoko ilay sipako :cry::cry::cry: Mbola tia ahy ve izy?
répondu par vale le 10/02/2007 14:45
4. andry08
(
03/02/2007 13:16)
Fa inona ny olana @ ilay mitsako siligôma aloha e?
mba te hitsako angamba izy .Sao dia ny haleine no tsy mety sa mba tiany io koh!
mba te hitsako angamba izy .Sao dia ny haleine no tsy mety sa mba tiany io koh!
6. Hubert
(
03/02/2007 14:10)
Mety ny haleine marina no tsy tsy mety kah!
Fa na izany aza e! mety manorisory an'i nikopol le mitsako satria te hanoroka leiry de sao voatsako ao ny...:-D
Fa na izany aza e! mety manorisory an'i nikopol le mitsako satria te hanoroka leiry de sao voatsako ao ny...:-D
7. Hubert
(
03/02/2007 14:14)
hay kosa nareo mifoka sigara @ sarinao ao io ry nikopol de mety tsy tiany koa izany. Mety ho antony iray.
Mety efa mba niteny anao izy nefa sarotra ny miala sigara, indrindra raha brusque; sa??? disoy za raha diso izany!
Mety efa mba niteny anao izy nefa sarotra ny miala sigara, indrindra raha brusque; sa??? disoy za raha diso izany!
8. Fiffi
(
03/02/2007 14:24)
maninona le sipa mitsako siligoma ?
maninona le sipa mifoka sigara ?
maninona le bandy misotro ?
maninona na le sipa na le bandy manao an'zany ?
de midika ve zany hoe ...na azo hametrahana fanontaniana hoe "mbola tia ahy ve izy" ? :roll::roll:

9. vale
(
03/02/2007 14:29)
niko> heeeuuu, aza raisina zvt hafa le izy,.. fa mety fahazarana ny azy angamba, tsy midika zany akory hoe variana @ le silgoma izy sns,:-D
..ary so de blaguen'i niko ndray ary ty sa:^)...hihi
..ary so de blaguen'i niko ndray ary ty sa:^)...hihi
10. andry08
(
03/02/2007 14:30)
tsy misy hidirany raha ireo voalaza ireo fa tsy tiany angamba ny olona mitsako ! sao dia mba mi-rumine ve sa???
11. vale
(
03/02/2007 14:47)
andry08> ka izay ange wa ny nitenenako oe mety fahazarana ny azy eee :?
12. vale
(
03/02/2007 14:50)
zah kou alou tsy de mahazoazo koa raha misy olona miresaka amiko de laozana mi:miam:siligaoma eh.ohatra ny hoe mi-rumine araka ny voalazanao:roll:, na koa hoe tsy manisy attention zay zvt resahako..
13. xxx
(
03/02/2007 15:05)
Fa ianao angaha no nividy ilay siligôma klé! aza be éxigeance fa avelao ny olona hiaina. tssss!
15. lanto
(
03/02/2007 15:34)
nikopol> tsy tia anao intsony izy izany saingy tsy sahiny ny miteny azy de aleony mitrako siligôma :miam: :lol:
20. simplex
(
03/02/2007 21:33)
aiza kosa no de ho fahotana fa mba reglement an'le fahasalamana hu hu hu