Inona no ataoko?
23. Zina
(
04/02/2007 05:00)
nikopol [ Valio ] 03-02-2007 12:14:17
Lohateny : Inona no ataoko?
tsy hitako intsony izay atao : mihinana siligoma eo imasoko ilay sipako Mbola tia ahy ve izy?
ela mifoka sigara dia izy mitsako siligoma ka samy manana ny tiany hihihih
28. nikopol
(
04/02/2007 10:24)
mety ho lasa gidraka ve raha tonga de felahako ny tamaina amin'izy mitsakotsako iny?
32. kiali
(
04/02/2007 11:48)
tsy azonareo angeh le resaka fa ilay sipa eo ampanaovana firaisana ara-nofo no mihinana siligôma dia izay no tsy zakan'i ra-nik eh!:lol::lol::lol:
33. Aino
(
04/02/2007 12:24)
Mpandefa : nikopol [ Valio ] 04-02-2007 11:24:26aza manao any izany kosa eh!! nareo lhl aza anie efa tokony tsy hikasitanana ny vhv raha mety eh... ny vhv hono fanaja hoy Lôla
Lohateny : Re : Inona no ataoko?
mety ho lasa gidraka ve raha tonga de felahako ny tamaina amin'izy mitsakotsako iny?
34. Aino
(
04/02/2007 12:25)
Mpandefa : kiali [ Valio ] 04-02-2007 12:48:05:°):°) de ahoana koa izany:roll:
Lohateny : Re : Inona no ataoko?
tsy azonareo angeh le resaka fa ilay sipa eo ampanaovana firaisana ara-nofo no mihinana siligôma dia izay no tsy zakan'i ra-nik eh!
35. xxx
(
04/02/2007 12:30)
resaka siligôma ve dia hametahana olona?
Koa maninona raha lazaina izy hoe tsy tianao dia ampy fa tsy mampiasa violence be mampiakatra tribonaly?
Koa maninona raha lazaina izy hoe tsy tianao dia ampy fa tsy mampiasa violence be mampiakatra tribonaly?
36. Ruby
(
04/02/2007 13:33)
fa tena serieux ve io nikopol io miresaka sa mampiresaka eto fotsiny e. otran ny zavatra tsy mitombona izany le size..sa manana olana amin ny fahatezerana diso toerana sy mihoampampana rangahy ka mety hamono olona mitsam tsam?
so de nikopola no tokony handeha psy fa olona mitsako siligoma aza tsy zaka?
so de nikopola no tokony handeha psy fa olona mitsako siligoma aza tsy zaka?
37. Fiffi
(
04/02/2007 13:51)
nikopol:heu.....vao ny fitsakohina siligoma aza tsy tantinao de inona no maba ho tantinao @ zao fiainana efa sarotra zao ?
mety ho lasa gidraka ve raha tonga de felahako ny tamaina amin'izy mitsakotsako iny?
38. vale
(
04/02/2007 14:30)
kiali: marina?:°)
...raha izany kosa alou otran'ny ahatsiarovako film nojerevako izay lay ttara, le lhl mba mifantoka ery , moa ravhv laozany mitsako2 ny siligaomany, hihi..
otran'ny miasa irery izany le lhl,.. azoko @zay, ihihihihihihi:^)

39. Zina
(
04/02/2007 17:19)
fa tena serieux ve io nikopol io miresaka sa mampiresaka eto fotsiny e. otran ny zavatra tsy mitombona izany le size..
Ruby a zay no tsy serieux an'azy lesy a... te:evil: fotsiny ny rehetra lery hihihiih
40. pissoa
(
04/02/2007 18:09)
kiali:
tsy azonareo angeh le resaka fa ilay sipa eo ampanaovana firaisana ara-nofo no mihinana siligôma dia izay no tsy zakan'i ra-nik eh!
ahoana njay no nahaizan'i kiali an'zany ? Mitsikiiilo :-D:-D:-D:-D:-D
niko, omeny ny fijery any amin'ny tsy hita pesipesenina eo fa felaho eo izy :-D:-D:-D