Inona no ataoko?
42. vale
(
05/02/2007 16:43)
hihihihi:wink:, kiali: :roll:de any anaty poketrako na ny paosiko nefa misy siligaoma foana,hihihihhi:wink:
43. paris10
(
06/02/2007 22:43)
fanalana fofona io fa aza taitaitra e!mba tiany alainao le siligoma dia zaraina e!miaraka mitsako akia a!
45. paris10
(
07/02/2007 15:32)
vale:inona no ihomezanao eo?dain aona?refa manana sipa ianao dia lazao aho raha tsy miara-mitsako siligoma 1 ianareo 2!:*
49. simplex
(
07/02/2007 21:12)
paris10: :{:{:{:{
silgoma efa misy rora v d mbola ho tsakoina indray, tsy mitovy @ tsy minana ihany? :miam::miam:
hifampizarana kou zany ny sigara :-w
:@:@
silgoma efa misy rora v d mbola ho tsakoina indray, tsy mitovy @ tsy minana ihany? :miam::miam:
hifampizarana kou zany ny sigara :-w
:@:@
50. paris10
(
08/02/2007 20:07)
simplex nga tsy mbola manana sipa?refa mifanoroka ange akia d mifanome rora e! :-D:-D:-D
52. paris10
(
09/02/2007 14:19)
oay kosa fijo e!tsy tena tia nikopol raha siligoma d atao bleme,zà mieritreritra oe timide le sipa,matahotra zvtr izy,d any niko zany no manala ny tahotra sy mampianatra azy!
54. vale
(
10/02/2007 14:45)
paris10> ka tsy azonareo ange aky lay izy fa ts de lay siligaoma loatra angamba izany no tsy tian'i nikopol e, fa lay rasipa mitrako2 :lol: )mandritra ry zareo miaraka:roll:, ohatra ny hoe tsy mifantoka izany, fa tena marina klou fa raha vao manary eritreritra iny ianao, na hoe tsy te hi s'ennuyer de mitrako2 siligaoma e :°) hihihihihi
