Tandremo..
1. xxx
(
22/01/2007 05:45)
\"New Age adherents held hands in thousands of locations throughout the world, meditating, and chanting, all to \'spiritually\' move the world into the New World Order, and to \'spiritually\' prepare the world for Shamanistic control. Ask any New Age adherent about Jesus Christ (the Only Mediator to God) and the Word of God (the Bible) today, and he or she will scoff that it is absolutely ineffective and irrelevant. They will tell you that the peoples of the world are moving toward a much higher human consciousness level, well above the \'hatred\' and \'fear\' of traditional Christianity. Besides, most of traditional Christianity has now joined forces with the One-World Church by joining the Ecumenical Movement! \"
*****************
Misy maro eto amin\'ity forum ity izay manetsiketsika ny resaka \"spirituality\" tafiditra--fanahy iniana na tsy nahy-- ao anatin\'io New Age Movement io izay mahazo vahana tokoa amin\'izao fotoana izao, indrindra ny eto etazonia.
Ny foto-keviny:
1- Fandavana ny finoana an\'i Jesosy Kristy ho hany lalana tokana nomen\'Andrimanitra ho antsika olombelona izay tafasaraka taminy noho ny maha mpanota antsika rehetra.
2- Fandavana ny Soratra Masina ho tenin\'Andriamanitra manankery.
3- Fanambarana ny fivavahana eran\'tany ho iray. (One world religion) mba hanomanana ny fahatongavan\'ilay Anti-Kristy sy ny New World Order.
...
Ny ao ambadik\'izany rehetra izany dia Lucifer (satana). izay lazain\'ny Tenin\'Andriamanitra fa Rain\'ny Lainga, mpamitaka, mamono...
>>> Miha betsaka no manenjika an\'i Jesosy Kristy ho hany famonjena tokana nomen\'Andriamanitra antsika ary koa ireo manenjika ny teniny izay voarakitra ao anaty Soratra Masina.
Tadidio Jesosy tsy nitondra fombafomba na koa fivavahana (religion) mba ho arahin\'ny olona fa Famonjena no natolony ho an\'ny olona rehetra mba anafaka antsika amin\'ny ozon\'ny fahotana.
\"Ity [jesosy Kristy] no zanak\'ondrin\'Andriamanitra izay manaisotra ny fahotan\'izao tontolo izao\"
Tsotra dia tsotra ilay famonjena kanefa dia ny mampalahelo fa asarotin\'ny Satana amin\'ny resaka fivavahan-diso isankarazany.
Raha misy fanontaniana dia io ny mailaka:
fitiavana_namana@yahoo.com

répondu par cutie le 27/01/2007 01:17
2. LazaDaddy
(
22/01/2007 06:39)
xxx> purpose driven lies, fake growth movement...
>>>> "it's not about you", it's about Saddleback
Mock warren /Rock warren ...

5. xxx
(
22/01/2007 16:18)
The Plan of the New World Order ::
to promote \"peace\". Such a wonderful goal during this End of the Age, but coming from Luciferians.
Speaking of Antichrist, God reveals, \"Through his policy also he shall cause craft to prosper in his hand; and he shall magnify himself in his heart, and by peace shall destroy many: \" {Daniel 8:25}
The word, \'craft\' refers to witchcraft, the occult, which the Antichrist will practice as an Adept. And, notice, that he will use the false hope of peace as a device to \"destroy many\". \"
... the day of the Lord so cometh as a thief in the night. For when they shall say, Peace and safety; then sudden destruction cometh upon them, as travail upon a woman with child; and they shall not escape.\" {1 Thessalonians 5:2-3}
\"satria hianareo mahalala marimarina fa ho avy toy ny mpangalatra amin\'ny alina ny andron\'ny Tompo. Raha misy olona manao hoe: Miadana sy mandry fahizay, dia hanjo azy tampoka ny fandringanana, toy ny fahararian\'ny vehivavy raha miteraka, ka tsy ho afa-mandositra mihitsy izy.\" 1 tes 5:2-3
You will know the approximate time when Antichrist will arise, from this prophecy; when people the world over believe they have finally achieved \"Peace and Safety\", then Antichrist will come and suddenly destroy many.
THE ENTIRE NEW WORLD ORDER PLAN IS BEING PROMOTED AS THE ONLY WAY THIS WORLD CAN FINALLY ACHIEVE PEACE AND SAFETY!!!!
DO NOT BE DEVEIVED, THIS IS THE END OF THE AGE!!!.
>>>>
Izao no voalazan\'ny tenin\'Andriamanitra ny amin\'ilay Anti-Kristy izay ho avy hanohitra an\'i Jesosy Kristy:
\"Ary ny fahafetseny koa no hahatanteraka ny fitaka eny an-tanany; ary izy hiavonavona am-po ka handringana ny maro amin\'izay tsy ampoiziny; ary hitsangana hanohitra ny Andrianan\'ny andriana [Jesosy Kristy] izy, kanjo ho torotoro kosa, nefa tsy hisy tanana hamely azy tsinona.\" Daniel 8:25
Ho antsika izay mino sy manaiky an\'i Jesosy Kristy ho Tompo sy Mpamonjy antsika dia izao no tenin\'Andriamanitra ampaherezana antsika androany:
\"Ary nazera ilay dragona, dia ilay menarana ela, izay atao hoe devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; dia nazera tamin\'ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy .
Dia nahare feo mahery tany an-danitra aho nanao hoe: Ankehitriny dia tonga ny famonjena sy ny hery sy ny fanjakan\'Andriamanitsika, ary ny fahefan\'ny Kristiny, satria nazera ilay mpiampanga ny rahalahintsika. Dia ilay miampanga azy eo anatrehan\'Andriamanitsika andro aman\'alina.
Ary izy ireo naharesy azy noho ny amin\'ny ran\'ny Zanak\'ondry sy ny teny filazana Azy.. \"
Apok 12:9-11.
Ho any izay mbola tsy nanantona an\'i Jesosy Kristy dia mbola miantso antsika izy androany:
\"Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandòndòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko\" Apokalypsy 3:20
Jesosy Kristy tsy miantso antsika hanaraka fombafombam-pivavahana (religion-spirituality-etc..) fa ny fampidirantsika Azy ao am-pontsika ary ny hanaovantsika ny sitrapon\'Andriamanitra Ray izay any an-danitra.
Izao no teniny: \"ento ny ziogako, ka mianara Amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an\'ny fanahinareo hianareo.\"
Matio 11:29

6. prime
(
23/01/2007 07:10)
Tsy mitsahatra ny misaotra anareo mampatsiahy sy mampahafantatra...
cutie> inona no mahagaga anao?...:lol:
cutie> inona no mahagaga anao?...:lol:
7. LazaDaddy
(
23/01/2007 08:08)
cutie> tsy tokony atao mahagaga izany retsy a. Ny olona "surpris(e)" no tokony ho zendana amin'izany. Izay mandray am-po ny faminaniana sy fampitandremana voarakitra ao @ Baiboly angamba tsy zava-baovao aminy izany :).
Sa moa indry tsy mamaky Baiboly? Vao maika tokony hamporisika an-dry hianatra ny Teny sy hafatra voarakitra ao ny fahamarinan'ny Teny faminaniana ao toy izao :):-*

8. prime
(
23/01/2007 13:51)
Rehefa mihakaiky ny farany dia maro ny famantarana miseho... anisan'ny goavana ito lazain'i xxx etoana ito...
9. cutie
(
23/01/2007 14:31)
Mpandefa : prime [ Valio ] 22-01-2007 09:47:14
Lohateny : Re : Tandremo..
Misaotra anareo... efa mihakaiky tokoa ny farany...
Efa oviana za no naheno an'io :roll::roll::roll:
Efa hatramin'ny mbola kely , ka tsy haiko tsony na mbola mitombona io na tsia :oops:
10. xxx
(
23/01/2007 19:25)
Cutie>
Ianao dia mbola anisan'ireo "mpaniratsira" lazain'ny tenin'Andrimanitra fa ho avy aniratsira::
"fa fantatrareo voalohany indrindra fa amin'ny andro farany dia hisy mpaniratsira avy haniratsira, mandeha araka ny filany
ka manao hoe: Aiza ny teny fikasana ny amin'ny fihaviany? Fa hatrizay nodian'ny razana mandry dia maharitra tsy miova ny zavatra rehetra; eny , hatramin'ny nanaovana izao tontolo izao aza.
Fa minia jamba ireo ka tsy mahalala.."
Ianao dia mbola "minia jamba" ka raisinao ho vazivazy ny tenin'Andriamanitra.
Enga anie Andriamanitra hahatonga saina anao..
Tsy mankahala anao aho cutie fa tia anao ary mampitandrina anao kosa.. :-*
Efa oviana za no naheno an'io
Efa hatramin'ny mbola kely , ka tsy haiko tsony na mbola mitombona io na tsia

11. cutie
(
23/01/2007 19:29)
Ianao dia mbola anisan'ireo "mpaniratsira" lazain'ny tenin'Andrimanitra fa ho avy aniratsira::
Ary enao mpitsara
aza mitsara mba tsy ho tsaraina
Sady efa koboko koa i xxx we iza :lol:
12. cutie
(
23/01/2007 20:20)
xxx
Tsy mampihontsona ze filazanao ny momba ahy fa Atra rery ihany no mahita ny ataon'ny tsirairay :lol:

13. kiranil
(
23/01/2007 23:32)
Izao cutie a, ianao no nilaza ampahibe maso eto fa diso Andriamanitra niteny hoe:
\"Efa tonga ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan\'Andriamanitra; mibebaha hianareo ka minoa ny filazantsara\" Marka 1:15.
Fa izao anefa no tsy mbola tsy fantatrao na tsy noraharahianao :
\"izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin\'ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro. Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon\'ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin\'ny fibebahana izy rehetra.\" II pet 3:8-9
Tsy tia an\'izaniza ho very izy fa ny mba ahafatarantsika fa mila mibebaka isika matoa mbola tsy tonga ny fotoana farany.
>>>>
\"Fa izao no lazain\'ny Iray avo sy manerinerina, izay monina mandrakizay, masina no anarany: Ao amin\'ny fitoerana avo sy masina no onenako, ary ao amin\'ny torotoro fo sy ny manetry tena, hamelombelona ny fanahin\'ny manetry tena sy hamelombelona ny fon\'ny torotoro fo;\" Isaia 57:15
Ao amin\'ny olona manetry tena (mibebaka) ilay Andriamanitra Masina izay resahako eto..
:-*

15. cutie
(
24/01/2007 00:14)
Izao cutie a, ianao no nilaza ampahibe maso eto fa diso Andriamanitra niteny hoe:
za koa tsy hifamaly aminao
fa mahatsiaro an;le nolazain'zay pasitera zay fotsiny ahy matoa niteny an'ty
Efa oviana za no naheno an'io
Efa hatramin'ny mbola kely , ka tsy haiko tsony na mbola mitombona io na tsia
16. LazaDaddy
(
24/01/2007 01:08)
cutie:noheveriko fa mpino Kristianina i Cutie kinanjo "mpisalasala" fa tsy mpino
Efa oviana za no naheno an'io
Efa hatramin'ny mbola kely , ka tsy haiko tsony na mbola mitombona io na tsia
17. cutie
(
24/01/2007 01:13)
ary fomban'ny atao we mpino kristiana ve no mitsara we ty kristiana de ty tsy izy :roll::roll::roll:
19. LazaDaddy
(
24/01/2007 02:13)
cutie:raha olombelona no nametrahako fanantenana dia efa ela aho no diso fanantenana. Saingy ilay Andriamanitra ametrahako ny fanantenako tsy mandiso fanantenana ahy mandrakizay :)
diso fanantenana nga :-D
20. cutie
(
24/01/2007 03:58)
xxx
Ny tiako marihina fotsiny de zao :
Bdb ny karazana finoana eto ambonin'ny tany , ary reo finoana samihafa reo samy mitady an'Atra daholo .
Inoako koa fa reo oul samy manan ny finoany reo samy manan ny tanjony to live happiness and worship God.
Ka manin no lazainareo fa refa tsy kristiana ( tsy ao anatin'ny group nareo ) de tsy avotra, tsy voavonjy , going to hell sy ny tariny :roll::roll::roll: