Tandremo..
42. xxx
(
25/01/2007 21:27)
Pissoa> .. tohizo ny lalana mampandripandry ny sainao raha izay no hitanao fa mety aminao fa tsy misy an-kanery mintsy eto tompoko..
Marina ny teninao ry pissoa fa mpihatsaravelatsihy tokoa aho taloha ny nanekeko an'i Jesosy ho Mpamonjy ahy, fa sainga efa nohamarinin'i Jesosy aho:
"nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy,
ary efa niala t@ izay ratsy fanaoko aho:
satria nahoana?
"..hoy Izy taminy:Indro, efa sitrana hianao; aza manota intsony, fandrao hanjo anao izay ratsy noho ny teo." Jaona 5:14
mazava be izany fa Jesosy mihintsy no milaza ny tena mpanaraka azy fa tsy tokony hanota intsony..
MPIHATSARAVELATSIHY hoa matetika ny mpiteny an'io Jesoa fa tsy fiangonana io
Marina ny teninao ry pissoa fa mpihatsaravelatsihy tokoa aho taloha ny nanekeko an'i Jesosy ho Mpamonjy ahy, fa sainga efa nohamarinin'i Jesosy aho:
"nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy,
ary efa niala t@ izay ratsy fanaoko aho:
satria nahoana?
"..hoy Izy taminy:Indro, efa sitrana hianao; aza manota intsony, fandrao hanjo anao izay ratsy noho ny teo." Jaona 5:14
mazava be izany fa Jesosy mihintsy no milaza ny tena mpanaraka azy fa tsy tokony hanota intsony..
43. xxx
(
25/01/2007 22:01)
ary ianao io ve ry pissoa tsy mbola niatsaravelatsihy mintsy hatrizay?
ary raha toa aza ka hoe efa mba nanota ianao na dia hoe indray fotsiny aza ianao teo amin'ny fiainanao, ny "fiangonana" lazainao io ve manamarina anao eo anatrehan'Andriamanitra?
Ito teny ito no tsy noraharahinao:
"Ary amin'izany dia tsy misy fanamelohana ho an'izay ao amin'i Kristy Jesosy." Rom 8:1
Mazava be io fa izay ao @ Kristy Jesosy no tsy voaheloka fa tsy izay ao @ fiangonana. na izay manaraka religion..
Jereo ito raha sendra mahasoa ny sasany:
http://jesus-is-savior.com/False%20Religions/false_religions.htm
Raha tsy mahasoa anao dia aza mijery fotsiny fa aza atao mahatapaka lalandra.
:-*

44. xxx
(
25/01/2007 22:04)
>>>> Religion is the WORST thing that has ever happened to this world; Countless Billions of souls have been doomed to hell by false religion. Learn what the Bible has to say on the matter. We expose many false religions...not to be unkind...but because the truth has been hidden from the world's masses. Just remember, religion didn't die on the cross for you.
http://jesus-is-savior.com/False%20Religions/false_religions.htm
http://jesus-is-savior.com/False%20Religions/false_religions.htm
46. cutie
(
25/01/2007 22:52)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 25-01-2007 07:45:04
Lohateny : Re : Tandremo..
hoy cutie:
Voalaza teo :
Efa oviana za no naheno an'io
Efa hatramin'ny mbola kely , ka tsy haiko tsony na mbola mitombona io na tsia
Sao dia ny mbola fiandrasany an-njy tsy hisalasala intsony fa hanolo tena tanteraka ho azy no tsy mbola ahatongavany akia
hihihihihi
ndraso alou fa mbola ho valiako toi :lol:
47. cutie
(
26/01/2007 02:02)
: pissoa [ Valio ] 25-01-2007 09:08:07
Lohateny : Re : Tandremo..
xxx na Kiranil :
Tsy "ianareo" no namorona ny helo. Marina izany. Resahina betsaka ao amin'ny Baiboly io.
Ny marina faharoa koa dia tsy "ianareo" no tokony handefa ny olona any. Na inona na inona lazain'ny baiboly, ny fandefasana olona any amin'ny helo dia none of ur business. Saingy izay no mitranga matetika, na eto na tsy eto. Ohatra amin'izany io efa lazain'i cutie io
Hoy i cutie:
xxx
Ny tiako marihina fotsiny de zao :
Bdb ny karazana finoana eto ambonin'ny tany , ary reo finoana samihafa reo samy mitady an'Atra daholo .
Inoako koa fa reo oul samy manan ny finoany reo samy manan ny tanjony to live happiness and worship God.
Ka manin no lazainareo fa refa tsy kristiana ( tsy ao anatin'ny group nareo ) de tsy avotra, tsy voavonjy , going to hell sy ny tariny
tsy anjaranareo mihitsy no milaza, na mandefa ny tsy Kristianina any amin'ny Helo. Fa ianareo no iza na inona na inona lazain'ny Baiboly ?
Ny Soratra Masina dia natao ho an'ny tsirairay mba hinoany an'Andriamanitra, hitiavany Azy, hitadiavany Azy bebe kokoa hatrany ; fa tsy natao ho anao sy ny toa anao hitenitenanana ny hafa toy ny hoe
- Enao misy Devoly,
- Ianao le tenenin'Andriamanitra hoe sandoka,
- Ianao tahaka izao ao amin'ny Baiboly pejy izao,
- ...
Heveriko fa tsy tenin'i cutie hoe "tsy haiko intsony raha mbola mitombina" no tokony ho taritina eto. Fa inona no fitandremana ataon'ny tsirairay ? Inona ny fitandremana ataonareo mampitandrina ireo ? Raha ny eto amin'ny serasea mantsy no jerena, dia toa lany andro milalao "deminer" ianareo mpiseho mpampitandrina ireo (miala tsiny). Izany hoe ilaozana mijery ny olona hoe
- Ito misy devoly
- Ito le sandoka
- Ito le lazainy atsy
- Ito mandeha any amin'ny afobe
- ...
Fa ianareo mba ahoana ? Sao ianareo ilay tena mpitsara sandoka ? Sao ianareo mijoro ho andriamanitra sandoka mitsara lava ny ataon'ny hafa ? Sao ianareo no andriamanitra sandoka milaza sahady ny hafa hoe ho any amin'ny helo ? (tsy natao ho valiana fa natao hodinihina)
Hoy i Niryna izay hoe raha mitsara araka ny Baiboly ony izy dia tsy maninona Fa i Niryna sa Andriamanitra no natao hitsara sy handefa any amin'ny afobe na araka ny baiboly na tsia ny fitsarana ?
Anareo no mandinika. Tandremo ... hoy lava ianareo eto amin'ny forum miaraka amin'ny andalana be dia be. Fanontaniana : Ianareo ve mitandrina ? (toy ny mahazatra, tsy ilako valiny ny fanontaniana toy izao fa natao ho eritreretin'ny tsirairay fotsiny, dia aza misy mahatsiaro votsindrona fa hevitra fotsiny io fa tsy tsindrona tsy akory )
Manohana tanteraka
voalazan-jy no tiako lazaina hatramizay , fa za tsy mahay mamoaka azy:-D
Ny ampiako kely fotsiny de :
Atra de mbola miresaka @ oul rehetra @alalan'ny zavatra rehetra fa tsy baiboly irery ihany. Za akory tsy manda mitsy we tsy ilaina ny baiboly.
i xxx miteny we jesus ihany no lalana mankany @ famonjena.
Jesus amiko Atra, dikan'zany refa mino an'Atra za , sy ny oul sasany na tsy kristiana aza de efa ampy ahy zay.
Mpitaratra avy ety ivelany fotsiny manko no tena ankamaroan'reo mpilaza ho kristriana, lazaian fa fivavahan-diso ze fivavahana tsy manaraka n'i kristy .
Ka efa niainanareo ve alou le lazaina fa fivavahan-diso , vo mitsara we , ny anay kristiana ihany no marina satria zao sy zao no voalaza ao @ baiboly.
Ary nareo milaza we tenin'Atra ny baiboly , bdb ny oul no nanoratra an'io boky io fa tsy ny avy ao @ gospel no lazainareo .
48. cutie
(
26/01/2007 03:00)
Sao dia ny mbola fiandrasany an-njy tsy hisalasala intsony fa hanolo tena tanteraka ho azy no tsy mbola ahatongavany akia
humm mety ho marina zany a :-D
Ka taloha t@ mbola kely koa ange le pasiteranay , tsy mitsahatra ny miteny foana isaky ny hirava ny fiangoanan we, de rampitso dray isika mihanona raha tsy tonga androany alina ny Tompo.
Ka tena fatahorana ny ahy t@ io , matahotra sao ho avy tokoa izy nefa za mbola tsy vonona, de any @ afobe zany ny iafarana :-D
De efa zay foana ny tao an-doha we , tsy avotra tsony fa any @ afobe.
Taty aoriana nefa , zay vo nisokatra ny maso :) nony niditra katekomena. Ka lasa tao an-doha njay le we Atra fitiavana , ka efa nafoniny ny zanany lahitokana hamonjy antsika. Dikan'zany ho voavonjy ihany zany za ty :-D
Hotohizako @manaraka :-P
49. xxx
(
26/01/2007 03:07)
Taty aoriana nefa , zay vo nisokatra ny maso nony niditra katekomena. Ka lasa tao an-doha njay le we Atra fitiavana , ka efa nafoniny ny zanany lahitokana hamonjy antsika. Dikan'zany ho voavonjy ihany zany za ty
Aminao dia voavonjy automatic daholo ny olona satria hoe efa nafoin'Andriamanitray ny zanany..
zory ny lalanao ary fa tsy misy hanohitta anao intsony eo..
Aminao dia voavonjy automatic daholo ny olona satria hoe efa nafoin'Andriamanitray ny zanany..
zory ny lalanao ary fa tsy misy hanohitta anao intsony eo..
51. cutie
(
26/01/2007 03:11)
sady tsy azon'ny xx le lazaiko
satria i xxx efa zatra manao baibolista loatra.
Misy hevitra hafa fonosin'io zavatra lazaiko io .
Fa za koa tsy handany andro hanazava sao de tonga any njay ny mpitsimpona soratra avy ao @ baiboly avy eo :-D

52. kiranil
(
26/01/2007 05:44)
Miangavy an\'i Cutie sy Pissoa tsy hamaky ny tohin\'ny eto sao dia ho manafitafitohana anareo tsy fidiny eto eo ny mamaky izany. ary izaho efa nilaza teo aloha teo fa tsy hiezaka andresy lahatra anareo tsy mahazaka ny olona milaza tenin\'Andrimanitra ao @ Baiboly ary ianareo koa efa nilaza fa efa hitanareo ny \"lalana\" ka zory ary ny dianareo..
***********************************************
voalohany, tsy misy an\'izany hoe \'mitsipona\' izany milaza ny tenin\'Andriamanitra mifanaraka @ resa-tsika eto fa tsy soratana eto daholo akory ny baiboly iray manontolo.
\"Misy làlana ataon\'ny olona ho mahitsy, Kanjo làlana mivarina any amin\'ny fahafatesana no iafarany. \" ohabolana 14:12
Mazava be izany teny izany fa tsy misy hevitra ambadika tahaky ny lazain\'ny sasany hoe \"hevitra fonosin\'ny zavatra lazaiko\"!!
Anjarantsika izay tonga mamaky eto fotsiny no mijery hoe iza no azo ianteherana sy hinoana fa lalana mahitsy:
-ny \"hevitra fonosin\'ny zavatra lazain\'ny sasany\" ve sa
- ny tenin\'Andriamanitra velona raketin\'ny Baiboly?
Raha ny sasany mantsy mety tsy manana hevitra akory na mety milaza zavatra mifanohitra mintsy aza amin\' ito manaraka ito :
\"Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan\'Andriamanitra? Aza mety hofitahina hianareo: fa :
- ny mpijangajanga sy ny
- mpanompo sampy sy ny
- mpaka vadin\'olona sy ny
- sodomita [homosexual] sy ny
- mpangalatra sy ny
- mpierina [tia vola]sy ny
- mpimamo sy ny
- mpanaratsy ary ny
- mpanao an-keriny
dia tsy mba handova ny fanjakan\'Andriamanitra.
Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa hianareo, efa nohamasinina hianareo, efa nohamarinina hianareo, tamin\'ny anaran\'i Jesosy Kristy Tompo sy tamin\'ny Fanahin\'Andriamanitsika.\" I kor 6:9-11
1-\"aza mety hofitahina\".
2-nefa \"efa nohamarinina hianareo, tamin\'ny anaran\'i Jesosy Kristy Tompo sy tamin\'ny Fanahin\'Andriamanitsika\"
Jesosy Irery ihany no manamarina [mamela heloka] ny olona mino an\'i Azy amin\'ny fo, manaiky amin\'ny vava, mibebaka ary miala amin\'ny ratsy, ary mankato ny teniny.. fa tsy ny fiangonana na zavatra hafa izay aparitaky ny fivavahan-diso izan-karazany mameno ny tanana.
http://jesus-is-savior.com/False%20Religions/false_religions.htm
FARANY :
Matio 22:29 Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny soratra masina na ny herin\'Andriamanitra.
Ny hevitra entiko eto dia tsy hevitro manokana sanatria fa hevitra azoko araky ny fitarihin\'ny Fanahy Masina ahy tamin\'ny famakiako ny Soratra Masina [Baiboly].
Tsy vokatry ny fandinihako ny omby aman\'osy sy ny bozaka aman\'ahitra eny rehetra eny akory.
misaotra indrindra.
kiranil.

53. pissoa
(
26/01/2007 07:44)
Hihihi - ngo de Kiranil no tohina amin'io teniko io dia tsy tia ny hamakiako sy ny hamaliako tsony :-D:-D:-D
Rehefa tsy tohiny tsony ise de teneno aho fa hamaly njay :-D:-D:-D
Rehefa tsy tohiny tsony ise de teneno aho fa hamaly njay :-D:-D:-D
54. pissoa
(
26/01/2007 08:40)
Marina ny teninao ry pissoa fa mpihatsaravelatsihy tokoa aho taloha ny nanekeko an'i Jesosy ho Mpamonjy ahy, fa sainga efa nohamarinin'i Jesosy aho:
"nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy,
ary efa niala t@ izay ratsy fanaoko aho:
satria nahoana?
"..hoy Izy taminy:Indro, efa sitrana hianao; aza manota intsony, fandrao hanjo anao izay ratsy noho ny teo." Jaona 5:14
mazava be izany fa Jesosy mihintsy no milaza ny tena mpanaraka azy fa tsy tokony hanota intsony..
Hihihi - ary tsy hitako ito teo fa le farany fotsiny no hitako. Izaho tsy miresaka ny taloha tsy hitako. Ny omaly hitako no resahiko anao.
Lazainao fa "I Kristy fa tsy ny fiangonana" no manavotra ny olona. Izaho miombon-kevitra amin'io. Fa ianao sady miteny hoe i Jesoa fa tsy fiangonana no mahavonjy - nefa manaratsy fiangonan'olona no ataoko hoe fiatsaram-belatsihy izany :-D:-D:-D Rehefa hoe i Jesoa no mahavonjy ny olona, dia ataovy ampy anao hoa ny fitoriana an'i Jesoa fa aza asiana flirony.
Inona no tokony hanarahan'ny olona an'i Jesoa : ny fitiavana sy finoana Azy sa ny tahotra sao ajedaky i Satana fotsiny ? Heveriko fa fitiavana sy finoana an'i Jesoa no antony hanarahana Azy. Ka rehefa tinao ho inoan'ny olona sy ho tiany i Jesoa, dia i Jesoa toriana sy ambara aminy, fa tsy izay ataon'ny hafa atsy andrefan-trano no atao allo allo eran'ny tanana ! :-D:-D:-D Lasa fitoriana HORS SIZE ny fitoriana ataonao :-D:-D:-D
Raha mbola tsy azo io teniko dia ataoko teny Anglisy ny farany :-D:-D:-D
55. cutie
(
26/01/2007 13:48)
:-D:-D:-D:-D
tsy misy oul miady hevitra aminao koa ange eo ry xxx e
samy milaza ny heviny io.
De samia koa maka ho azy , fa Atra rery ihany no mahita ny ataon'ny tsirairay.:lol:
tsy misy oul miady hevitra aminao koa ange eo ry xxx e
samy milaza ny heviny io.
De samia koa maka ho azy , fa Atra rery ihany no mahita ny ataon'ny tsirairay.:lol:
56. cutie
(
26/01/2007 14:08)
kiranil [ Valio ] 26-01-2007 06:44:43
Lohateny : Re : Tandremo..
Miangavy an'i Cutie sy Pissoa tsy hamaky ny tohin'ny eto sao dia ho manafitafitohana anareo tsy fidiny eto eo ny mamaky izany. ary izaho efa nilaza teo aloha teo fa tsy hiezaka andresy lahatra anareo tsy mahazaka ny olona milaza tenin'Andrimanitra ao @ Baiboly ary ianareo koa efa nilaza fa efa hitanareo ny "lalana" ka zory ary ny dianareo..
de mba vakio ko aty lazann'ny naman ty :)
Tsy ampy ny famakiana Baiboly fa ny fampiarana azy no tena ilaina. Raha te-hakatahaka an'i Jesoa dia io no tena zava-dehibe. Raha mifanohitra amin'ny zavatra toriany ny fiainan'ny toriteny dia tsy misy ilàna azy. Fa na tsy miteny aza ka mahasintona ny fijerin'ny olona ny fiainana dia efa fitoriana Vaovao mahafaly izay amiko
57. Zina
(
26/01/2007 16:30)
de mba vakio ko aty lazann'ny naman ty
Tsy ampy ny famakiana Baiboly fa ny fampiarana azy no tena ilaina. Raha te-hakatahaka an'i Jesoa dia io no tena zava-dehibe. Raha mifanohitra amin'ny zavatra toriany ny fiainan'ny toriteny dia tsy misy ilàna azy. Fa na tsy miteny aza ka mahasintona ny fijerin'ny olona ny fiainana dia efa fitoriana Vaovao mahafaly izay amiko
inn no tian-njy lazaina eto fa tsy mazava amiko
60. cutie
(
26/01/2007 16:36)
zina jereo ty
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45af18683c4e8
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45af18683c4e8