motika anio ?

1. booboo ( 16/01/2007 11:10)
Inona no kalinao androany ? Mety angalana hevitra @ andro manaraka rehefa lany fika iny mantsy .... :°)
répondu par xxx le 16/02/2007 13:20
2. ftma ( 16/01/2007 11:23)
lapin au poivre vert (dago) hummmm
3. booboo ( 16/01/2007 11:25)
Ftma > hihihi nen'azy hoà dia matsiro beee fôna ny motika ! kôkam-bilany anà ô hihihihihihi
4. ftma ( 16/01/2007 11:38)
lapin novidiako niaraka t@ Di anie izany e aleo andrahoana fa nareo mbola ho ela vao hiverina :wink:
5. simplex ( 16/01/2007 12:02)
kay letia ee,
bitro velona zany sa bitro @ kilao :lol::lol:


6. tywa68 ( 16/01/2007 12:54)
booboo : tena tianao mihitsy ty "motika" ty an !
Ftma : ny gana au poivre no efa reko ; hay koa ny lapin azo atao an'izany ? tena matsiro zao zany an !
Eny hoa fa mampilendalenda ê ! :wink:
7. pissoa ( 16/01/2007 15:47)
mianjy ny soratrareo fa tsy talentako zany mahandro kaly zany kle :oops::-D

'meo za sopapa booboo refa omen'ny oul ndry a :°)
8. Samoana ( 16/01/2007 15:49)
mba mamonoa bitro tywa fa aza milendalenda ny an'ny sasany fotsiny a !
9. miarina ( 16/01/2007 16:14)
Ny ahy izao khimo no ho karakaraiko androany alina
10. Samoana ( 16/01/2007 16:38)
trondro ny ahy no andeha holafihana ovy sy voatabia ary atsofoka lafaoro. Ampiana totona tongolo gasy sy curry kely ary menaka oliva mba handrenesan'ny manodidina azy tsara:-D
booboo/ Ampazahoy vôsarimakirana raha mbola misy ambiny ny tany ôôôô!!!!!
11. booboo ( 16/01/2007 17:43)
Pissoa > dein fetsy be! hihihihihihi ... io efa misy iraika : lapin au truc. Atoroko ny fanajedahana bitro ve ? hihihihihihihi

Miarina > inona zany khimo ? raha afaka atoronao eto ny recettes dia tsara beee mihitsy :wink:

Samoana > :-D:-D (efa gli ny vôsarimakirana)
12. pissoa ( 16/01/2007 18:02)
booboo:
Pissoa > dein fetsy be! hihihihihihi ... io efa misy iraika : lapin au truc. Atoroko ny fanajedahana bitro ve ? hihihihihihihi

Atoroy malaky le fanajedahana bitro :-D:-D:-D
13. ftma ( 16/01/2007 18:36)
simplex: bitro maty fa aiza ko no hinanana bitro velona
samoana: tena njy ve no hikarakara izany? asiana hena koa izany?
androany alina lasopy: laisoa, poivron, caroty, anandrano, voatabia rehefa masaka mixer-na hummmmmm
booboo, samoana: tongava maka voasarimakirana fa mitondra takalony an
14. Fiffi ( 16/01/2007 19:07)
zah avy nanao tartiflette teo ..:miam::miam::miam:
15. booboo ( 16/01/2007 19:21)
tarte aux tomates & thon

Pissoa > samborina klou ny bitro a, avy teo fatorana ny tongony sy ny sofiny dia maka kibay beeee @ zay dé paf ! :°):°) ...

16. vale ( 16/01/2007 19:32)
Motika gasy aloha ny ahy izao ny nataoko androany anandrano sy hen'omby, asiana voatabia kely sy tongolo be ,:miam: sady mampafana ery an! hihihi:wink:
17. ftma ( 17/01/2007 14:14)
henakisoa sy voanjobory maina + salady
18. majakely ( 17/01/2007 14:18)
nanendy katlesy de nanao lasary karoty:miam:
19. cutie ( 17/01/2007 15:11)
ny ahy zao henakisoa sy ravitoto:lol:
20. cutie ( 17/01/2007 15:12)
nanendy katlesy de nanao lasary karoty

miam be zany :miam::miam::miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1507