motika anio ?

21. ftma ( 17/01/2007 16:33)
cutie: madainga eo tsy misy ravitoto akory any :wink:
ahoana le katlesy? ovy sy totokena?

22. cutie ( 17/01/2007 16:36)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 17-01-2007 17:33:38
Lohateny : Re : motika anio ?
cutie: madainga eo tsy misy ravitoto akory any

:-D:-D:-D:-D:-D
misy koa:miam::miam::miam::miam:
23. lapino ( 18/01/2007 19:29)
booboo:
Pissoa > samborina klou ny bitro a, avy teo fatorana ny tongony sy ny sofiny dia maka kibay beeee @ zay dé paf ! :°):°) ...
Ko tsy ndeh !! :b:-D:-D


24. pissoa ( 18/01/2007 19:40)
misy misambotra eo elah fa ndama miafina :-P:-D
25. cutie ( 18/01/2007 20:02)
ny bitro nga mahay miafina:-D:-D:-D
26. pissoa ( 18/01/2007 20:17)
hay mou :oops::-D

lap, ndana mitsorika :-D:-D:-D
27. cutie ( 18/01/2007 20:20)
:-D:-D:-D:-D
28. ftma ( 18/01/2007 23:32)
motika anio ve izany resakareo izany y cutie an
rouleau d printemps
29. pissoa ( 19/01/2007 06:30)
K'efa we hisambotra bitro kou :roll:
30. booboo ( 19/01/2007 06:48)
@ ratoandro refa avy teo : kabaro sy hena kisoa


Lapino > :-D:-D paf paf paf :-D:-D
31. vale ( 19/01/2007 11:34)
hihihihi, booboo!
...
androany indray , ataovy trondro frites miaraka @ lasary vaoatabia! :miam::°)
32. ftma ( 19/01/2007 11:43)
pissoa toa lozany misambotra bitro
booboo: ohatry ilay kabaro hitantsik tary ve?
androany: crevette sy pousse de babou asiana curry kely hummmmmmm
33. booboo ( 19/01/2007 11:48)
ftma > ié :miam:
34. pissoa ( 19/01/2007 15:19)
ftma, ka le bitro mery miazakazaka be knou :roll:
Ao ary fa henjy be amizay zahay e :oops::-D

Otran'ile niombona sôsy sôsy tamin'kely irery ity dinika ity :-D:-D:-D

tamin'ny atoandro : vegetarian fried rice + kôkômbra. :lol:
35. ftma ( 19/01/2007 19:14)
pissoa: inona koa izany "vegetarian fried rice " mba azavao fa tena tsy azo :wink:
androany alina: ambin'ny anikeo atoandro :D
booboo za tsy sahy mividy kabaro aty fa tsy mitovy tsiro @ kabaro any amintsika
36. pissoa ( 19/01/2007 19:29)
ftma : vary + legumes endasina :roll: Tsy afaka manazava ny fanaovany azy satria ny ahy le mamatam-bonona (eny amin'ny sinoa) no tena haiko fa tsy le mikarakara loatra :oops::lol:
37. booboo ( 22/01/2007 13:58)
lasopy légumes sy mofo dipaina
38. mignone ( 22/01/2007 14:22)
tsonjo sy vary:-P
39. cutie ( 22/01/2007 15:34)
hevitra tsara ny an'i pissoa vegetarian fried rice zany :lol:
40. Samoana ( 22/01/2007 15:43)
kôteletan fried rice
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1907