motika anio ?
43. simplex
(
22/01/2007 21:25)
http://serasera.org/namana/iza:mignone :b:roll:8)
tsy miady @ piesiko aloha zany veg veg zany e. Aleo ihany tsonjo gasy :P:°);-)8)
tsy miady @ piesiko aloha zany veg veg zany e. Aleo ihany tsonjo gasy :P:°);-)8)
45. simplex
(
22/01/2007 21:37)
io ambony io e http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45acb288ce37f#m45b4c89708672
tsonjo gasin'i mignone no angalariko :-P;-):°):)
tsonjo gasin'i mignone no angalariko :-P;-):°):)
52. emi
(
24/01/2007 21:53)
sakafo androany
akoho natao tao anaty lafaoro ampiarahana @ovy madinika.ary ny hariva sosisy ampiarahana @ ti-samtsy adino ny manisy tongolo sy votaby
akoho natao tao anaty lafaoro ampiarahana @ovy madinika.ary ny hariva sosisy ampiarahana @ ti-samtsy adino ny manisy tongolo sy votaby
54. Samoana
(
25/01/2007 17:08)
[quote=diamondra27]
rice @ anana :-D:-D:-D
[/quote]
f'angaha lasa fady akoho njiko ry diam:-D ?
ny ahy izao poulet au riz (aleo ny laoka no betsaka toy izay ny vary no tsy ampy:D)
rice @ anana :-D:-D:-D
[/quote]
f'angaha lasa fady akoho njiko ry diam:-D ?
ny ahy izao poulet au riz (aleo ny laoka no betsaka toy izay ny vary no tsy ampy:D)
56. tywa68
(
02/02/2007 19:16)
booboo a : krepy no ndeha ataoko ê ! mbola misy ambimbary io raha misy noana ! inona ny laoka ? :-D (mbola eritreretina) !
57. booboo
(
02/02/2007 19:34)
Tywa68 > krepy inona ? zà kamo beeee hanao krepy 100 ...raha tsy zay manko tsy mahavoky hihihihihi
58. tywa68
(
02/02/2007 19:36)
ho lasa socca raha miraikitra sy may (variana @ sera²) =))=)) zà kosa aloha tsy mahavita 100 zany ê (mety mba misy 4 avy kosa e)
59. booboo
(
02/02/2007 19:41)
:-D:-D:-D:-D. zany ve hahavoky an'ilay zandrikely reny lé :-D:-D...lé olo-be iraika hafa tsy lazaina tsony :-D:-P
60. ftma
(
02/02/2007 22:42)
voatavo sy rambon'omby saingy tsy nahahinana fa manavy :(
tywa68: nisy nitongy tao zao fa tsy misy hena izany crepe izan
tywa68: nisy nitongy tao zao fa tsy misy hena izany crepe izan