motika anio ?

61. tywa68 ( 03/02/2007 19:54)
ftma sy booboo : tsy maintsy misy vary sy laoka foana isan'andro ka, na d efa miharihary aza hoe krepy no atao sns...entrée hono io d raha misy ambiny, d dessert na petit-déj :-D:-D
62. ftma ( 05/02/2007 09:03)
tywa68: anaovy crepe asiana totokena akia izy @ manaraka fa aza mahandro loaka sy vary izany an
androany: akoho sy poivre vert de Mada hummmmmm
63. cutie ( 05/02/2007 15:03)
androany: akoho sy poivre vert de Mada hummmmmm

za ho any @ njy :lol:
za koa te hanao crepe fa in no ataoko anatiny akia ry ftma fa za tsy tia totokena :lol:
64. booboo ( 05/02/2007 16:02)
tywa68: anaovy crepe asiana totokena akia izy @ manaraka fa aza mahandro loaka sy vary izany an


hihihihihi ahoana zany ry Tywa ? hihihihihi
65. booboo ( 05/02/2007 16:04)
Cutie > champignons + crème fraîche + nofon'akoho voatetika, oay saika hadino ny fromage hihihihihi
66. cutie ( 05/02/2007 16:05)
booboo merci , hevitra mety :lol:
matavy be io zao , sady creme fraiche no fromage koa :lol:
67. booboo ( 05/02/2007 16:10)
Cutie > :°) matavy kely beeee fotsiny io fa tsy matavy be zany
68. cutie ( 05/02/2007 16:15)
hihihihi
ok
sady efa hitako fa hatsiro :miam::miam::miam:
69. pissoa ( 05/02/2007 16:17)
:-D:-D:-D

raha zah dia vohaiko ndray le izy efa mifonofono iny (raha mifonofono) dia tsindrohako fotsiny ny champignons :oops::-D ! Sa mety raha champignons tsisy + ry booboo ? :-D
70. cutie ( 05/02/2007 16:18)
:-D:-D:-D:-D
nga njy tsy tia crepe
71. cutie ( 05/02/2007 16:20)
afangaroy ao daholo ny vegetables ry pissoa a:-D
aza adino fotsiny le fromage :lol:
72. booboo ( 05/02/2007 16:24)
sy crème fraîche :-D
73. cutie ( 05/02/2007 16:26)
ie iny adinoko ny nanoratra azy :-D
74. booboo ( 05/02/2007 16:29)
Pissoa > oay, hadinoko fa manota fady :-D zany champignons tsisy + zany :-D:-D:-D
75. tywa68 ( 05/02/2007 17:02)
tsy maninona anie ny manao krepy fa ilay asiana mamy no tena pratique ho an'ny mpahandro e !
Moa tsy atakalondry zalahy vary na pâtes ilay izy koa ! d mila laoka ihany zany (ilay totokena iny no asiana légumes dia mety koa anie ê = lasa sambôsa bis zany :-D)

76. ftma ( 05/02/2007 19:50)
tywa68 mba ovaina ilay fomba ko :-D
cutie: tongava fa miandry za sady carnaval izao hanoboka :-*
77. cutie ( 05/02/2007 19:53)
cutie: tongava fa miandry za sady carnaval izao hanoboka

ho avy tsy ho ela :lol:
78. ftma ( 07/02/2007 12:47)
cutie: haingana fa manomboka ny carnaval de Nice sy ny fête de citron @ 18 :D
androany: lasopy voatavo sy salady fromage de chèvre
79. pissoa ( 08/02/2007 08:55)
androany hanao salade Ovy ! mbola tsy haiko ze fanampiny :-D:-D:-D
80. ftma ( 08/02/2007 10:14)
pissoa: salady ovy afagaro @ persil sy tongolo asiana jus voasarimakirana kely sy huile d'olive hummm mety koa raha asiana nofo-trondro na thon dia asiana maionaizy kely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3266