fa maninona loatra?
1. LazaDaddy
(
29/12/2006 03:22)
misy marary fo mihitsy eto rehefa misy miresaka Baiboly ny namana.:) Fa maninona loatra? Mampahatsiaro ahy ilay mpamosavy nibaradaka notantarain'ilay mompera izay tamiko hoe: "Izahay mpamosavy dia tsy mahavanon-draha raha toa ka mamaky Baiboly ny olona tianay amosaviana, izany no ankahalanay ny Baiboly" (Notantarain'i Mompera Gilbert Rakotoarimanana)
1) Angaha raha tsy ao @ Baiboly ihany Andriamanitra no mifanerasera amintsika dia voarara ny miresaka Baiboly? :-P
2) Ivelan'ny Baiboly koa dia tsarovy fa mitabataba be mihitsy i Satana, ka tandremo sao tsy feon'Andriamanitra no henonao!
3) Ny Baiboly dia arofanina, ahafantarana na Andriamanitra tokoa ilay miresaka amintsika andavan'Andro io na tsy Izy. Raha Andriamanitra dia tsy hanohitra ny Teniny mihitsy ka izay no ilaina ny Baiboly.

répondu par Rasiligaoma le 02/01/2007 21:49
2. LazaDaddy
(
29/12/2006 03:37)
Izao ny fanamarihana kely mba tiako ho dinihin'izay "hendry"
Mety misy olona milaza aminareo fa miresaka aminy mivantana Andriamanitra. Kanefa fantatrareo avy hatrany fa lainga sy fisandohana no ambarany raha manenjika ny Baiboly izy. Satria Andriamanitra tsy hanenjika izay mitory ny Vaovao Mahafaliny voarakitra ao amin'ny Baiboly mihitsy.
Tompon'Andraikitra feno amin'io teniko io aho :)

3. ikaretsaka
(
29/12/2006 03:43)
1) Angaha raha tsy ao @ Baiboly ihany Andriamanitra no mifanerasera amintsika dia voarara ny miresaka Baiboly?
Ataoko fa tsy misy fandrarana teto @ serasera teo .. ary tsy mbola nisy niteny MIHITSY teto hoe aza miresaka baiboly ...
Resaho ny baiboly fa aza forcena ny olona hanaraka anao !..... raha mantany ny hoe angaha io IHANY no nandeha teto...
samy mamoy ny heviny io
raha forcena na ampitahorina ankolaka ny olona hoe fitsarana be e...maty raha tsy manaraka ny ataonareo eeee sns.... tsy mety izany!
PUBLICITE izany fa tsy finoana....
2) Ivelan'ny Baiboly koa dia tsarovy fa mitabataba be mihitsy i Satana, ka tandremo sao tsy feon'Andriamanitra no henonao!
IO dia miankina @ spirituality an'ny tsirairay, ao anatiny baiboly koa aza i satana mitabataba be mihitsy...ooooooay sady ampiasainy koa io ho fitaovana handrotehany anao.. jereo fotsiny ny tantarany ao rehefa maka fanahy sns...
3) Ny Baiboly dia arofanina, ahafantarana na Andriamanitra tokoa ilay miresaka amintsika andavan'Andro io na tsy Izy. Raha Andriamanitra dia tsy hanohitra ny Teniny mihitsy ka izay no ilaina ny Baiboly.
Arofanina daholo , torak'izany ny sakramenta, ny saple, litania, komonio, vavaka amin'ny alalan'ny olomasina , sns.....
samy manampy (reconfort) ary samy miaro ny fanahinao tsy ho very aby ...
izay ny tanjona.. ny tsy hahavery ny Fanahy
Ary samy manana ny fombany mba tsy hahavery ny fanahiny! fa tsy heo iry ihany no mety na itsy ihany
4. LazaDaddy
(
29/12/2006 03:47)
Izao ny fanamarihana kely mba tiako ho dinihin'izay "hendry"
Mety misy olona milaza aminareo fa miresaka aminy mivantana Andriamanitra. Kanefa fantatrareo avy hatrany fa lainga sy fisandohana no ambarany raha manenjika ny Baiboly izy. Satria Andriamanitra tsy hanenjika izay mitory ny Vaovao Mahafaliny voarakitra ao amin'ny Baiboly mihitsy.
Tompon'Andraikitra feno amin'io teniko io aho

5. ikaretsaka
(
29/12/2006 03:58)
Mety misy olona milaza aminareo fa miresaka aminy mivantana Andriamanitra. Kanefa fantatrareo avy hatrany fa lainga sy fisandohana no ambarany raha manenjika ny Baiboly izy
AOKA HAZAVA
ny filazana hoe tsy ampy=tsy fanenjehana...fa fanamarihana...
porofoy ao anaty baiboly ary hoe (alaivo ny toko sy andininy... miteny fa izay ao anaty baiboly ihany ny tenin'andriamanitra?? na ny hoe ao ihany dia ampy??)
Raha izay koa dia tompon'andraikitra amin'io teniko io aho dia azonareo ompaina daholo ireo Traditions, sy lalana rehetra napetraka t@ izay 2000 taona izay!
aza rarahiana ny tenin'i Joany ary @ faran'ny evanjeliny...
aza rarahiana i paoly raha nilaza hoe "izay teny sy fampianarana navoakany mpampianatra rehetra momban'andriamanitra aminao no hinoy"

6. LazaDaddy
(
29/12/2006 04:01)
mahatsiaro voatohitohina angaha ikaretsaka @ ilay hoe "manenjika Baiboly"? Tsy nisy nanonona anarana anie teto e! =)) =)) =))
7. LazaDaddy
(
29/12/2006 04:05)
Averiko indray:
Mety misy olona milaza aminareo fa miresaka aminy mivantana Andriamanitra. Kanefa fantatrareo avy hatrany fa lainga sy fisandohana no ambarany raha manenjika ny Baiboly izy. Satria Andriamanitra tsy hanenjika izay mitory ny Vaovao Mahafaliny voarakitra ao amin'ny Baiboly mihitsy.
Izay "mpanenjika Baiboly" dia mahatsiaro ny tenany.

8. ikaretsaka
(
29/12/2006 04:05)
mahatsiaro voatohitohina angaha ikaretsaka @ ilay hoe "manenjika Baiboly"? Tsy nisy nanonona anarana anie teto e!
tsy mahatsiaro voatohitohina fa manampy sy manamarika (manome precision) @ ny lazainao aza
zahako:
AOKA HAZAVA
ny filazana hoe tsy ampy=tsy fanenjehana...fa fanamarihana...
9. LazaDaddy
(
29/12/2006 04:07)
izay mpanenjika Baiboly dia mahatsiaro ny tenany. Ary mazava ho azy fa voatohitohina amin'ito resaka ito satria izay manenjika Baiboly no resahina. Ny ankoatr'izay tsy tokony hanana olana :)
Mety misy olona milaza aminareo fa miresaka aminy mivantana Andriamanitra. Kanefa fantatrareo avy hatrany fa lainga sy fisandohana no ambarany raha manenjika ny Baiboly izy. Satria Andriamanitra tsy hanenjika izay mitory ny Vaovao Mahafaliny voarakitra ao amin'ny Baiboly mihitsy.
Mety misy olona milaza aminareo fa miresaka aminy mivantana Andriamanitra. Kanefa fantatrareo avy hatrany fa lainga sy fisandohana no ambarany raha manenjika ny Baiboly izy. Satria Andriamanitra tsy hanenjika izay mitory ny Vaovao Mahafaliny voarakitra ao amin'ny Baiboly mihitsy.
11. ikaretsaka
(
29/12/2006 04:11)
zay mpanenjika Baiboly dia mahatsiaro ny tenany. Ary mazava ho azy fa voatohitohina amin'ito resaka ito satria izay manenjika Baiboly no resahina. Ny ankoatr'izay tsy tokony hanana olana
Mety misy olona milaza aminareo fa miresaka aminy mivantana Andriamanitra. Kanefa fantatrareo avy hatrany fa lainga sy fisandohana no ambarany raha manenjika ny Baiboly izy. Satria Andriamanitra tsy hanenjika izay mitory ny Vaovao Mahafaliny voarakitra ao amin'ny Baiboly mihitsy.
miala any indray ny Publicite sy affirmation gratuit
13. ikaretsaka
(
29/12/2006 04:16)
LD> ilay concept mihitsy ny tsy azonao...
ny filazana hoe tsy ampy anie tsy manenjika e..
raha miteny ve za hoe tsy ampy ny akanjonao na tsy ampy ny sakafonao dia manenjika anao sy tsy manampy anao?
raha miteny aho hoe ratsy ny sakafonao na ratsy ny akanjonao.... dia izay za no manenjika...
nefa za tsy niteny an'izay!
azo @ zay?

14. LazaDaddy
(
29/12/2006 04:25)
Fa inona ny olan'ikaretsaka? Tsy misy resaka "ampy" sy "tsy ampy" eto fa resaka hafa indray izany. Izay "mpanenjika Baiboly" no resahina eto. Ka raha manana olana amin'ito resaka ito, sy miziriziry ianao dia fantaro fa ianao ihany no manasokajy ny tenanao ho "mpanenjika Baiboly".
15. ikaretsaka
(
29/12/2006 04:27)
manao remarque fotsiny za fa tsy manana olana ka:-D
hoe tsy misy mpanenjika baiboly izany ato fa milaza fotsiny hoe "tsy ampy" no misy ato!

16. LazaDaddy
(
29/12/2006 04:29)
izay mpanenjika Baiboly dia mahatsiaro ny tenany. Ary mazava ho azy fa voatohitohina sy MIKEZAKA MANAMARIN-TENA amin'ito resaka ito satria izay manenjika Baiboly no resahina. Ny ankoatr'izay tsy tokony hanana olana
Mety misy olona milaza aminareo fa miresaka aminy mivantana Andriamanitra. Kanefa fantatrareo avy hatrany fa lainga sy fisandohana no ambarany raha manenjika ny Baiboly izy. Satria Andriamanitra tsy hanenjika izay mitory ny Vaovao Mahafaliny voarakitra ao amin'ny Baiboly mihitsy.
Mety misy olona milaza aminareo fa miresaka aminy mivantana Andriamanitra. Kanefa fantatrareo avy hatrany fa lainga sy fisandohana no ambarany raha manenjika ny Baiboly izy. Satria Andriamanitra tsy hanenjika izay mitory ny Vaovao Mahafaliny voarakitra ao amin'ny Baiboly mihitsy.
17. ikaretsaka
(
29/12/2006 04:31)
za ange nanao remarque fotsiny hoe tsy misy ato fa hallucinations anao izany e...
raha diso ve ianao sy ny eritreritrao dia tsy mba azo teneniko?:oops:

18. LazaDaddy
(
29/12/2006 04:37)
izay mpanenjika Baiboly dia mahatsiaro ny tenany. Ary mazava ho azy fa voatohitohina sy MIKEZAKA MANAMARIN-TENA amin'ito resaka ito satria izay manenjika Baiboly no resahina. Ny ankoatr'izay tsy tokony hanana olana .
ikaretsaka voatohitohina:
miala any indray ny Publicite sy affirmation gratuit
ikaretsaka manamarin-tena:angaha nisy nilaza teo hoe ikaretsaka? Milaza ny tsy anontaniana an! =))
nefa za tsy niteny an'izay
19. ikaretsaka
(
29/12/2006 04:38)
LD> ary lety tsy azo anaovana remarque mihitsy an... na efa 2007 aza ve zao ry lety ry lety?
Ny bandy mba manao fanitsiana.. de laaaaaaaaaastika be lety!

20. ikaretsaka
(
29/12/2006 04:58)
Hoy i ikaretsaka voatohitohina:
miala any indray ny Publicite sy affirmation gratuit
raha manao an'io aho tsy mahatsiaro voatohitohina fa manitsy an'ialahy hoe tsy mety ny affirmation gratuit an'ialahy .... aza manendrikendrika aloha fa jereo sao diso le cause...
Hoy i ikaretsaka manamarin-tena:
nefa za tsy niteny an'izay
tsy manamarintena za fa mi preciser