fa maninona loatra?
41. simplex
(
29/12/2006 13:31)
Laza:
Olona "mpanenjika Baiboly" no resahina dia mahana avy hatrany ny "sasany" miaro tena sy manodin-dresaka. Raha tena tsy "mpanenjika Baiboly" tokoa tsy hitako izay hiarovan-tena sy hanovana resaka eto. Raha tsy izay mamorona adihevitra hafa.
- Tsy izay mamoaka hevitra rehetra akory dia mpanenjika.
- Raha tsy tiana haneho hevitra ny olona, naninona no nosokafana ny adi-hevitra ? :-w
Laza:
Raha "mpanenjika Baiboly" moa ianao dia tsy maninona arosoy ny adihevitra fa zonao izany satria ianao no votoatin-dresaka
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fampiasana azy hi-cautioner-na acte iray.
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fi-interpreter-na azy stricto-sensus voire subjective. Lalana ve ny Baiboly ?
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fiheverana fa ny tenin'A/tra ambony no A/tra.
8)8):-*
42. LazaDaddy
(
29/12/2006 13:39)
simplex> ekeko tokoa ireo resakao ireo. Fa ny adihevitra eto dia ireo "mpanenjika Baiboly" mihitsy.
Izaho koa dia miombona amin'i Soanja @ ilay heviny etsy ambony

soanja:Fa ny "mpanenjika ny Baiboly" manda an'io no resahina eto. Misy olona tonga dia miaka-pofona mantsy raha vao miresaka Baiboly isika. Raha toa ka diso "interpretation" araka ilay voalazanao dia adidintsika Kristianina ny manitsy fa tsy ny Baiboly avy hatrany no enjehina raha Kristianina :)
Ny baiboly dia boky tena anisan'ny ilaina indrindra raha hitodika amin'izany atao hoe Finoana saingy tsy io no fanaperana. Andriamanitra no fanaperana.
43. ikaretsaka
(
29/12/2006 13:51)
izay ahay.... namaste laza! =D ela ny ela ...
Misaotra nanaiky sy nahazo ireo zavatra ireo ny niafarany!
nohazavain'Andriamanitra ihany ny fo amam-panahinao ny farany! voavaly ny vavako.
Ad maiorem Dei Gloriam ^:^
Voavohy ny hevitra tian-ko hampitaina lava be tato .. IREO NO TIANA VOIZINA be tato
Hoy i soanja:
Ny baiboly dia boky tena anisan'ny ilaina indrindra raha hitodika amin'izany atao hoe Finoana saingy tsy io no fanaperana. Andriamanitra no fanaperana.
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fampiasana azy hi-cautioner-na acte iray.
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fi-interpreter-na azy stricto-sensus voire subjective. Lalana ve ny Baiboly ?
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fiheverana fa ny tenin'A/tra ambony no A/tra.
Misaotra nanaiky sy nahazo ireo zavatra ireo ny niafarany!
nohazavain'Andriamanitra ihany ny fo amam-panahinao ny farany! voavaly ny vavako.
Ad maiorem Dei Gloriam ^:^
Voavohy ny hevitra tian-ko hampitaina lava be tato .. IREO NO TIANA VOIZINA be tato
44. LazaDaddy
(
29/12/2006 13:54)
Mety misy olona milaza aminareo fa miresaka aminy mivantana Andriamanitra. Kanefa fantatrareo avy hatrany fa lainga sy fisandohana no ambarany raha manenjika ny Baiboly izy. Satria Andriamanitra tsy hanenjika izay mitory ny Vaovao Mahafaliny voarakitra ao amin'ny Baiboly mihitsy.
45. ikaretsaka
(
29/12/2006 14:27)
:
jesoa no milaza ny tenany eo fa tsy niteny izy hoe ny baiboly ( iray izay)
Avy amin'andriamanitra ny teny fa tsy avy ao amin'ny baiboly ihany (2 zay)
Tonga nofo ny Teny... fa tsy Tonga boky! ary mitoetra ao amintsika mandrakariva! fa tsy mijanona any anaty bibliotheque na etagere na tsy haiko aby(telo izay)
----> ny tenin'i jesoa rehetra io.. fa tsy izay voalaza ao anaty ny baiboly ihany...
ikaretsaka> dia mba manasa anao koa hoe "porofoy fa misy Tenin'Andriamanitra hafa ankoatry ny baiboly"...
---->
tsy mahay mitsipona aho fa na izany aza tsy maninona!
faran'ny evanjelin'i jaona...
(2 Thess. 2:15)
(Col. 2:8)
"...Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako." Jaona 14:6
jesoa no milaza ny tenany eo fa tsy niteny izy hoe ny baiboly ( iray izay)
"Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra." Jaona 1:1
Avy amin'andriamanitra ny teny fa tsy avy ao amin'ny baiboly ihany (2 zay)
"Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina* tamintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra miendrika ho an'ny Lahitokana avy tamin'ny Ray, sady feno fahasoavana sy fahamarinana. [*Gr. nitoetra an-day]" Jaona 1:14
Tonga nofo ny Teny... fa tsy Tonga boky! ary mitoetra ao amintsika mandrakariva! fa tsy mijanona any anaty bibliotheque na etagere na tsy haiko aby(telo izay)
Fa hoy koa Jesosy : "...Tsy ny olona rehetra no mahay mandray izany teny izany, fa izay nomena ihany;" Matio 19:11
----> ny tenin'i jesoa rehetra io.. fa tsy izay voalaza ao anaty ny baiboly ihany...
ikaretsaka> dia mba manasa anao koa hoe "porofoy fa misy Tenin'Andriamanitra hafa ankoatry ny baiboly"...
---->
tsy mahay mitsipona aho fa na izany aza tsy maninona!
faran'ny evanjelin'i jaona...
(2 Thess. 2:15)
(Col. 2:8)
49. LazaDaddy
(
29/12/2006 19:45)
soanja atsy ambadika atsy:
Betsaka ny mpianatro raha vao resahina hoe baiboky tonga de miteny hoe an an tsy mila an'izany izahay fa omeo boky hafa ref.
Soanja> ny tena mampalahelo indrindra dia ny fisandohan'i Satana sy fampiasany "kristianina" hanenjika Baiboly toa an'io. Satria isika mihevitra araka ilay tenin'i Rasiligaoma hoe "raha samy Kristianina tsy misy manenjika Baiboly". Dia arosony @ izay ilay fitaka toy ilay voalazan'ikaretsaka etsy ambony nataoko hoe hevitr'i Satana: "ny mpanenjika Baiboly izany tsisy" hoy ikaretsaka.
Diniho tsara anie io voalazanao io ry Soanja dia ampitahao @ lazain'ireo milaza azy ho kristianina eto @ serasera e! (tsy hiresaka ny athe araka ny nambaranao akory aho) Ny hanjavonan'ny Baiboly no katsahin'ny "namana" sasany eto na dia misalotra "anarana kristianina" aza izy ireo.
- "Fa maninona no Baiboly no atao reference fa tsy Coran"
- "Angaha ny fivavahana sy finoana tsimaintsy kristianisma fa maninona no Baiboly foana no tenenina?"
- "aza asiana resaka Baiboly fa samy mahay an'io daholo isika"
- "samy manana ny interpretation-ny fa aoka tsy hisy hiresaka Baiboly"
50. xxx
(
29/12/2006 20:04)
LazaDaddy =))=))=))
Dia inona hono no hifandraisan'ny karazana reference
sy ny firesahan'ny tsirairay amin'Andriamanitra ni-prvoquernao olona iray tamin'ny maraina ?

LazaDaddy:
Mety misy olona milaza aminareo fa miresaka aminy mivantana Andriamanitra.
51. LazaDaddy
(
29/12/2006 20:10)
LazaDaddy:
Mety misy olona milaza aminareo fa miresaka aminy mivantana Andriamanitra. Kanefa fantatrareo avy hatrany fa lainga sy fisandohana no ambarany raha manenjika ny Baiboly izy. Satria Andriamanitra tsy hanenjika izay mitory ny Vaovao Mahafaliny voarakitra ao amin'ny Baiboly mihitsy.
52. kelly13
(
29/12/2006 20:35)

LazaDaddy>efa naverinao imbetsaka io fa aza mi radoter fa azavao aminay tsy mahazo resaka ny tena tinao tenenina @ hoe "mpanenjika baiboly", na hoe ny "mpanenjika ny tenin'Atra"! aôna izany manenjika ny Teniny izany? manaratsy azy v? sa inona!
misaotra
53. LazaDaddy
(
29/12/2006 20:40)
kelly13>
Izao ny "mpanenjika Baiboly"
Soanja> ny tena mampalahelo indrindra dia ny fisandohan'i Satana sy fampiasany "kristianina" hanenjika Baiboly toa an'io. Satria isika mihevitra araka ilay tenin'i Rasiligaoma hoe "raha samy Kristianina tsy misy manenjika Baiboly". Dia arosony @ izay ilay fitaka toy ilay voalazan'ikaretsaka etsy ambony nataoko hoe hevitr'i Satana: "ny mpanenjika Baiboly izany tsisy" hoy ikaretsaka.
Diniho tsara anie io voalazanao io ry Soanja dia ampitahao @ lazain'ireo milaza azy ho kristianina eto @ serasera e! (tsy hiresaka ny athe araka ny nambaranao akory aho) Ny hanjavonan'ny Baiboly no katsahin'ny "namana" sasany eto na dia misalotra "anarana kristianina" aza izy ireo.
- "Fa maninona no Baiboly no atao reference fa tsy Coran"
- "Angaha ny fivavahana sy finoana tsimaintsy kristianisma fa maninona no Baiboly foana no tenenina?"
- "aza asiana resaka Baiboly fa samy mahay an'io daholo isika"
- "samy manana ny interpretation-ny fa aoka tsy hisy hiresaka Baiboly"
Izao ny "mpanenjika Baiboly"
soanja atsy ambadika atsy:
:
Betsaka ny mpianatro raha vao resahina hoe baiboky tonga de miteny hoe an an tsy mila an'izany izahay fa omeo boky hafa ref.
Soanja> ny tena mampalahelo indrindra dia ny fisandohan'i Satana sy fampiasany "kristianina" hanenjika Baiboly toa an'io. Satria isika mihevitra araka ilay tenin'i Rasiligaoma hoe "raha samy Kristianina tsy misy manenjika Baiboly". Dia arosony @ izay ilay fitaka toy ilay voalazan'ikaretsaka etsy ambony nataoko hoe hevitr'i Satana: "ny mpanenjika Baiboly izany tsisy" hoy ikaretsaka.
Diniho tsara anie io voalazanao io ry Soanja dia ampitahao @ lazain'ireo milaza azy ho kristianina eto @ serasera e! (tsy hiresaka ny athe araka ny nambaranao akory aho) Ny hanjavonan'ny Baiboly no katsahin'ny "namana" sasany eto na dia misalotra "anarana kristianina" aza izy ireo.
- "Fa maninona no Baiboly no atao reference fa tsy Coran"
- "Angaha ny fivavahana sy finoana tsimaintsy kristianisma fa maninona no Baiboly foana no tenenina?"
- "aza asiana resaka Baiboly fa samy mahay an'io daholo isika"
- "samy manana ny interpretation-ny fa aoka tsy hisy hiresaka Baiboly"
54. Rasiligaoma
(
29/12/2006 22:27)
izany hoe raha mitory fivavahana kristianina izany dia TSY MAINTSY HOE BAIBOLY FOTSINY no ampiasaina ve?
Amiko io sarotra be ihany.
SATRIA IO SAMY MANANA NY FOMBANY IO
ny ahalalana aní kristy no tanjona, sa tsy izany?
azo ampiasaina daholo ny zavatra rehetra raha izany!
sa aiza sy avy aiza no misy regle anízany hoe tsy maintsy baiboly? i JK aza indraindray mampiasa ny lalana romanina rehefa mitory teny!
sa?
tsy haiko aloha fa za tsy intelligent ohatranao e

55. Achia
(
30/12/2006 20:26)
Ny tena zava misy eto koa de zao e ! misy ny namana raha vao omenao teny ao anaty baiboly izy ka mifandiso @ eritreriny zay teny omenao azy de baibolista ianao zay . Ny anareo baibolista de zao foana tsy misy afatsy ao anaty baiboly nefa ne ka Kristiana hono ilay namana e! Ka aiza ary ny olana tsy ampy ary ve ny fahalalana an'ATRA sa tsy voamporofon'ny olona sasany ny maha marina izay voalaza ao anaty baiboly ao
56. ikaretsaka
(
30/12/2006 20:32)
dia ilay tenin'i simplex manao an;izao angamba no mahavaly an'io ry Aicha
Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fampiasana azy hi-cautioner-na acte iray.
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fi-interpreter-na azy stricto-sensus voire subjective. hanazavanao ny idee anao Lalana ve ny Baiboly ?
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fiheverana fa ny tenin'A/tra ambony no A/tra.
57. pissoa
(
31/12/2006 08:21)
Achia, tsy izany mitsy ny tena olana ato fa ny olona sasany tsy mahay mamaky teny ... na mahay ihany fa manao sivana beeeee ! Izay tiany vakiana ihany io. OK - tsisy olana fa izay mihitsy anie no izy e ! Jereo ny dinika nandeha faraparany teto ... :lol:
Ny sasany indray dia fampitahorana ny afobe foana no averimberina fa tsisy hafa tsy izay ngambany ao amin'ny baiboly. Oooo, I'm scared! :b:-D:-D:-D

58. kelly13
(
31/12/2006 12:27)
hay rehefa tsy mila baiboly zany fa mangataka boky hafa hanaovana référence d manenjika baiboly!!! :-w
d araka ny tenin'i pissoa, rehefa tsy mahay mamaky teny le oul zany d atao hoe mpanenjika baiboly???
toa ôtran'ny atao tery vay manta le fanarahana baiboly ra izany satria raha tsy mila na tsy mahay azy d classer-na ho mpanenjika ny tenin'Atra!
enga anie ka ho diso za!

59. ikaretsaka
(
31/12/2006 13:54)
hatra tokana :
I Prime ve mivavaka ? (Amin'Andriamanitra no tiako ambara mazava ho azy fa sao io indray no hotaritina sy hitanisana andalana amiko eo )
Kelly13> mety ilay definition voalohan'ny hoe "mivavaka" araka ny voalazan'i pissoa no tsy mitovy sy samy manana ny fahitany an'io
Misy olona ngamba manao hoe mivavaka=voafetra sy tsy mety raha tsy mamaky baiboly

pissoa:
Inona ny mivavaka ? Mivavaka = Miresaka amin'Andriamanitra + ... (Izay tianao hanampiana azy).
1 - Manana baiboly foana ve amin'ny fotoana rehetra tiana hivavahana ? (Izaho aloha tsia, indraindray izaho any anaty haizina be no mahatsiaro miresaka amin'Andriamantira. Ianao tsy haiko ...)
2 - Rehefa tsy eo ary ilay baiboly. Mety misy "resaka" mandeha ve raha sanatria Andriamantira efa nanapa-kevitra ny himoana no hiresahana ?
3 - Efa noteneniko tary ambadika dia averiko eto indray. Ny olona tsy mahay mamaky teny ve izany tsy rarahin'Andriamanitra, tsy hitenenany fa hiavonavonany fotsiny ? (Rain'ny zanany rehetra Izy hoa fa tsy Rain'ny be saina sy ny mahay mamaky teny fotsiny )

60. soanja
(
31/12/2006 15:36)
ikaretsaka:

Mahafehy na mahavaly azy tanteraka ny tenin'i Pissoa sy Ikaretsaka eto. Namaste!