fa maninona loatra?

61. cutie ( 01/01/2007 16:51)
za alou miombon-kevitra @ simplex e :lol:
62. Achia ( 01/01/2007 17:36)
pissoa:

Achia, tsy izany mitsy ny tena olana ato fa ny olona sasany tsy mahay mamaky teny ... na mahay ihany fa manao sivana beeeee ! Izay tiany vakiana ihany io. OK - tsisy olana fa izay mihitsy anie no izy e ! Jereo ny dinika nandeha faraparany teto ... :lol:

Ny sasany indray dia fampitahorana ny afobe foana no averimberina fa tsisy hafa tsy izay ngambany ao amin'ny baiboly. Oooo, I'm scared! :b:-D:-D:-D

:-D:-D:-D iza moa no tena mifidy teny vakiana ao anaty baiboly , ny baibolista sa ireo izay manakipy ny masony refa tonga eo @ ilay tsy mifanaraka @ sitrapony? izay ne no nanaovako ilay ohatra e! hoe notsofin'ilay rangahy ny jiro de nohaniny ihany ny paiso e! . Ary izany afobe zany anga moa tsy voalaza ao anaty baiboly koa

63. pissoa ( 01/01/2007 18:13)
Fa iza no miresaka baiboly amin'io teniko io ry Achia ... hita mitsy oe baibolista ka na tsy miresaka izany akory aza za de zay ihany no takan'ny sainjy :roll: Ze soratan'ny namana eto @ forum no noteneniko tamin'io fa angaha izay nosoratana ao amin'ny baiboly :D

Jereo any amin'ny dinika rehetra mikasika baiboly any, fa raha namaky tsara izay nosoratan'ny namana ny mpanokatra lohahevitra dia tsy nanao ity dinika ity akory ... dia raha namaky koa ny mpomba azy dia tsy nomba azy akory :-D:-D:-D

Misy resaka afobe ao amin'ny baiboly, fa tsy misy hoe "rehefa tsy mifanaraka amin'ny hevitry ry baibolista ny hevitrao dia mande any amin'ny afobe ianao" :-D:-D:-D
64. ikaretsaka ( 02/01/2007 03:30)
Misy resaka afobe ao amin'ny baiboly, fa tsy misy hoe "rehefa tsy mifanaraka amin'ny hevitry ry baibolista ny hevitrao dia mande any amin'ny afobe ianao"


hm.. hafa indray iny... ary mahay mamorona ireo ry pissoa an:-D
65. pissoa ( 02/01/2007 05:08)
Ika, poikany ! tsy mamorona za fa nisy nanao an'zany teo aloha teo tsinn ka ! Otran'ny refa tsy mitovy hevitra dia misy miresaka afobe sy ny karazany tampoka zany kou :-w:-D
66. ikaretsaka ( 02/01/2007 05:21)
ireo fa tsy ianao ka.. za agga anie
67. Zina ( 02/01/2007 18:42)
Achia [ Valio ] 30-12-2006 21:26:38
Lohateny : Re : fa maninona loatra?
Ny tena zava misy eto koa de zao e ! misy ny namana raha vao omenao teny ao anaty baiboly izy ka mifandiso @ eritreriny zay teny omenao azy de baibolista ianao zay . Ny anareo baibolista de zao foana tsy misy afatsy ao anaty baiboly nefa ne ka Kristiana hono ilay namana e! Ka aiza ary ny olana tsy ampy ary ve ny fahalalana an'ATRA sa tsy voamporofon'ny olona sasany ny maha marina izay voalaza ao anaty baiboly ao


marina mihitsy Achia a...
68. Rasiligaoma ( 02/01/2007 21:49)

misy aníty
Ny tena zava misy eto koa de zao e ! misy ny namana raha vao omenao teny ao anaty baiboly izy ka mifandiso @ eritreriny zay teny omenao azy de baibolista ianao zay . Ny anareo baibolista de zao foana tsy misy afatsy ao anaty baiboly nefa ne ka Kristiana hono ilay namana e! Ka aiza ary ny olana tsy ampy ary ve ny fahalalana an'ATRA sa tsy voamporofon'ny olona sasany ny maha marina izay voalaza ao anaty baiboly ao



De misy aníty
"rehefa tsy baibolista dia antikrista"



dia inona ihany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1129