Avy aiza ny andro fitsaharana Alahady
1. mbelotavao
(
17/12/2006 09:53)
Miarahaba ny rehetra indray.
Ny ankabeazan'ny Kristianina izao dia tsy miasa fa mivavaka any ampiangonana rehefa andro Alahady.
Ny mahavariana anefa dia J.Kristy dia nanana ,fahazarana mankany @ Synagoga rehefa andro Sabata na Sabotsy
Dia toy izany koa ireo Apôstôly rehefa niakatra any an-danitra J.K

répondu par Mandefitra le 08/01/2007 05:29
2. Fiffi
(
17/12/2006 11:26)
Le dimanche est un cadeau de Dieu aux hommes, à l’origine sous la forme du sabbat, dont la tradition chrétienne fit le dimanche tel que nous le connaissons. L’ordre que nous donne Dieu d’honorer le sabbat remonte aux dix commandements : « Souviens-toi du jour du repos, pour le sanctifier. Tu travailleras six jours, et tu feras tout ton ouvrage. Mais le septième jour est le jour du repos de l’Eternel, ton Dieu : tu ne feras aucun ouvrage, ni toi, ni ton fils, ni ta fille, ni ton serviteur, ni ta servante, ni ton bétail, ni l’étranger qui est dans tes portes" (Exode 20, 8-10).
Tena tsy aiko ny mandika azy @ teny gasy fa hialan-tsiny.
De hoe andro iray zay natokana iarahan'ny Kristiana zay nasolo ny andron'ny sabata ka ny "empereur Constantin" no namoaka decret @ taona 321 hoe ny andro Alahady ho lasa andro fialan-tsasatra "officiel pour le monde romain" http://catholique-belfort-montbe.cef.fr/vie_spirituelle/eucharis.htm

3. Achia
(
17/12/2006 16:40)
Ary tsy mandainga mitsy ilay baiboly a! jereo ne ity faminaniana voalazn'i Daniel ty e! Daniel 7/25 Ary hiteny hanohitra ny Avo indrindra izy sy hampahory ny olomasin'ny Avo indrindra ary hitady hanova fotoana sy lalàna ... Dia io voalazan'i fifi io izany ary iCostantin ve manana fahefana hanova ny Andro sabata ho andro alahady ,apetrako fotsiny ny fanontaniana mba hisokafan'ny eritreritra
4. ikaretsaka
(
17/12/2006 17:00)
ie.. satria tamin'izany andro izany dia ninoana fa olon'andriamanitra i constantin
saingy tsy natao tao anaty baiboly fotsiny izy.

5. soanja
(
17/12/2006 17:53)
[quote=mbelotavao]
Miarahaba ny rehetra indray.
Ny ankabeazan'ny Kristianina izao dia tsy miasa fa mivavaka any ampiangonana rehefa andro Alahady.
Ny mahavariana anefa dia J.Kristy dia nanana ,fahazarana mankany @ Synagoga rehefa andro Sabata na Sabotsy
Dia toy izany koa ireo Apôstôly rehefa niakatra any an-danitra J.K
Miarahaba ny rehetra indray.
Ny ankabeazan'ny Kristianina izao dia tsy miasa fa mivavaka any ampiangonana rehefa andro Alahady.
Ny mahavariana anefa dia J.Kristy dia nanana ,fahazarana mankany @ Synagoga rehefa andro Sabata na Sabotsy
Dia toy izany koa ireo Apôstôly rehefa niakatra any an-danitra J.K
6. Fiffi
(
17/12/2006 17:54)
Achia: toa nanana akia izy matoa nahazo nanao an'zao sa ahoana ozy ndry ?
De io nolazain'i ikaretsaka io hoe tsy voalaza anaty baiboly fotsiny le izy...

7. ikaretsaka
(
17/12/2006 18:02)
Mba mivoaha kely hoa ivelan io baibolista baibolista io... tsy voatery heo tsy mamaky baiboly intsony ange e, fa mba vakiana ny tantara sasany hijerena ny anton'ny zavatra sasany!
njary minomino foana @ zavatra tsy fantatra ry reto an.. mba ^:^ e

8. Imahaka
(
17/12/2006 18:27)
mbelotavao, Achia> dia tezitra be ve Andriamanitra raha vao tsy Sabotsy no manaja azy? sa tsy tafiditra any an-danitra ze mivavaka alahady? Ary manandro Andriamanitra raha izany fa ny Asabotsy ihany no mety aminy :P
10. niryna
(
17/12/2006 20:49)
Rehefa nomena andro iray hiarahana midera Azy isika dia mino aho fa ho faly Atra.Teo amin'io fihovana andro sabotsy sy alahady io indrindra no mahatonga ny fivavahana misafotofoto eto amin'izao tontolo izao.Ireo mpivavaka ny Sabotsy manizingizina ny azy, ny fiangonana maro anefa lasa alahady daholo.Tsy any amin'ny andro alahady na alatsinainy no andro hitsaharana fa izay mahamety ny rehetra.Manana andro iray hianao hanomponao azy ,izay ihany no tadiaviny.Na ny vatan-tsika aza anie dia mila mitsahatra e,raha miasa andro Sabotsy izany ianao dia hangataka tsy hiasa foana? Taloha izany no nety fa izao tsy nisy intsony.
11. soanja
(
17/12/2006 21:13)
Ny ahy izao ny alarobia no natokako hanompona an'Andriamanitra. Avy mianatra Theolojia aho dia mankany ampiangonana ka mazoto be mihitsy satria vao teo no nahazo fahalalana. Ny maraina hanaovana asasoa tsy handraisam-bola.
14. mbelotavao
(
18/12/2006 02:09)
Fiffi >>
Hoy ilay tao @ diocèse Belfort-Montbéliard
Pourquoi la messe le dimanche ?
Depuis le dimanche de Pâques, les chrétiens ont choisi ce jour-là pour se rassembler afin de célébrer la mort et la Résurrection de Jésus-Christ. Pour les chrétiens, le dimanche est un jour consacré à Dieu, c'est le premier jour de la semaine.
Ianao anefa milaza fa t@ andron’I Empereur Constantin taona 321 no nanovana ny Sabata ho Alahady .
Inona no tena marina fa betsaka no fanina ?

15. Fiffi
(
18/12/2006 06:13)
mbelotavao: nanamafy ny fanontaniana fotsiny zah @ io kah !
Satria ny fanontaniana de hoe "Avy aiza ny andro fitsaharana Alahady" fa ny namana mamaly hoe ny ahy....Alarobia sns......:) Fa efa io ny valiny !

16. Mandefitra
(
18/12/2006 09:28)
Ny Sabata va re tsy Fitsaharana?"Mankanesa aty amiko ianareo zay miasa fatratra sy mavesatra entana,fa Izaho no hanome anareo fitsaharana".Na sabotsy na alahady tsy ny andro no inn fa ilay maha Fitsaharana azy, ilay fanatonana an i Kristy.Sady izy rahateo efa niteny fa "Tompon ny Sabata ny Zanak olona"
17. Achia
(
18/12/2006 10:03)
Ô ry karetska tena natao tao anaty baiboly mihitsy ka fa tsy novakianao angaha io Daniel 7/25 nomeko anao eo ambony io e! voasoratra mihitsy izy saingy any @ ilay tsy fahantanterahana no nanoratana azy .
Mahaka hoy ianao hoe tezitra ve ATRA raha tsy sabotsy no manaja azy , koa io no efa nomeny ko , ary ny hoe tezitra ve izy mba jereo anie ty e!
Tesaloniana 2/2:7,12 Fa miasa sahady ny zava-miafina dia ny tsy fankatoavan-dalàna kanefa mandrampanaisotra ilay misakana ankehitriny ihany . Ary dia haseo ilay tena mpandika lalana izay ho levonin'i Jesosy tompo @ fofonain'ny vavany ary ho fohanany @ fisehon'ny fihaviany , ny fihavin'ilehiny dia araka ny fiasan'i satana @ hery sy ny famantarana sy ny fahagagana mandainga rehetra ary ny famitahana momba ny tsy fahamarinana @ izay ho very satria tsy mandray ny fitiavana ny fahamarinana izay namonjena azy izy koa izany no nampananteran'ATRA fiasan'ny fahadisoankevitra @ hinoany lainga mba hohelohina avokoa izay rehetra tsy mino ny marina , fa nankasitraka ny tsy marina

18. Imahaka
(
18/12/2006 10:49)
Achia> Andriamanitra izany mamonjy ny olona arakaraka ny andro hivavahany? Manam-pitsofina izy izany refa Alahady?
mbelotavao> fa in ny olana na sabotsy io na alahady? Hazavao hoe in ny tombotsoa raha mivavaka Sabotsy dia inona ny voka-dratsiny raha mivavaka alahady?
Andro hivavahana avy moa dia...:P8):°):^)

19. soanja
(
18/12/2006 14:51)
Diso toerana le fanontaniako fa lasa tasty ambadika azafady fa ny tiako anontanina dia hoe misy teny ve ao amin'ny bible miteny hoe ny sabata dia ny andro asabotsy amin'Andriamanitra? raha misy io de mba teneno ahy ny ref.ny azafady fa ho faly be zah. Misaotra.
20. mbelotavao
(
19/12/2006 17:40)
Soanja>> Alohan'ny hanomezana anao ny toko sy andininy dia tiako raha mba valianao ity fanontaniana ity : Manaiky ve ianao fa ny andro alahady no nitsanganan'ny Tompo ? Misaotra.