Avy aiza ny andro fitsaharana Alahady
61. mbelotavao
(
05/01/2007 03:37)
Pissoa>> Azafady fa tsy takatrin'ny saiko mihitsy ny tianao ambara (Aza mangalatra ao @ didifolo anie no teneniko e! fa tsy enao velively no mangalatra...)
62. Zina
(
05/01/2007 04:20)
Achia>>Mahereza fa tsy maintsy ho fantatra mazava ihany izay tena ambaran'ny tenin'Atra .Vitan'Atra io e! Satria mifanaraka @ Sitrapony.
Zany mihitsy
63. Achia
(
05/01/2007 18:23)
Tsimaintsy mijoro aho mijoro aho Jesoa
Tsimaintsy mijoro aho fa manana anao รด ...
Ye isika rehetra e! zany ry mbelo a!
Tsimaintsy mijoro aho fa manana anao รด ...
Ye isika rehetra e! zany ry mbelo a!
64. Mandefitra
(
08/01/2007 05:29)
hoy Achia
Ary toko sy andininy mampisotro toaka daholo ne zany avoakanao zany e! satria io lazainao io zao de ohatra ny manao hoe kai Kristy aza nisotro ko ! ka nde koa isika hamely jama na vodka .Raha mandinika tsara ianao de tsy any @ le fisotroana le izy fa any @ le hoe '..nefa tsy manan-kery akory hahasakana ny fampanaranana ny nofo.' araky ny kolosianina sy ny hoe 'Fa ny fahendrena dia hamarinin'ny asany'araky ny tenin i Jesosy.Tsy ny fiangonana sabotsy,na tsy fihinanankisoa akory no midika fa manampahendrena ianao,na hahasakana anao tsy hanao ratsy... fa ny fandraisanao an i Kristy ho Tompo sy mpamonjy.
