sakafo Xmas sy réveillon

1. diamondra27 ( 14/12/2006 22:51)
ndao zao d'efa miomana @ sakafo tokony hatao @ réveillon sy Xmas.

Inona 'zao no azonareo proposer-na?

Azo lazaina hoe raha any dago de zao , ra any france de zao, ary no misy mivarotra sakafo mora etc...
Ndao mba hifanampy fa fety ny andro e!

de mifankatiava daholo an!
:-*:-*:-*:-*
:*:*:*:*:*
(l)(l)(l)(l)
répondu par diamondra27 le 26/12/2006 16:45
2. tisera ( 15/12/2006 06:58)
:)mahafinaritra tokoa izao izany é!izaho ohatra ny 24/12 alina be vao mirava avy miasa dia tsy dia manao zavatra be kinendina fa tsotsorina fotsiny fa ny 25/12 izahay fianakaviana roa no hiara-hisakafo atoandro dia nifanaraka hoe samy manao entrée 1 sy plat iray avy ; ny ahy moa ny ny vadiko sy ny zanako efa nilaza fa tsy aleo ve hono ilay saumon cru mariné -na @ citron sy aneth ary baie de roses +huile d'olive (lé carpaccio é! efa 2ème édition teto angamba io fa toa efa nolazaiko t@ resaka trondro) dia haingona ireny gambas ngezangeza tsara ireny.ny sauce ampiarahina @ izay tiana : mayo ; sauce
ny laoka : pintade rôtie aux morilles na magret de canard angamba ;
ny dessert moa dia bûche glacée é! fa raha izaho aloha no any dago dia tsy miala @ cochon de lait aho é! miam! miam be io dia ny zokiko hono izao crabe sy hena-kisoa no hataony fa lafo be loatra ny vorontsiloza raha maro an-trano : ary sao dia mba misy mahita mpivarotra ilay succettes de crabe ohatry ny any dago ireny ianareo aty frantsa?
3. miantra ( 15/12/2006 11:12)
Miarahaba antsika rehetra indray rehefa ela ela no tsy nitsidika teto.

zao ny ahy no mba vinavinako:

Fampidirana mafana:feuilletée sy crème béchamel na/ assiette gasy càd: katless+sambos+nem+boulettes+salade

raha entrée froide:ahorona ao anaty felana saumon ny chair de crabe asiana mayonnaise kely , dia atao ambony salade, asina tomate cerise maivamaivana nefa tsara.

Ny laoka moa dia mazava ho azy fa miaraka amin'ny vary maina :

*Ravitoto amin'ny coco;
*gambas atao sauce sel poivre fotsiny;
*autruche

aza adino ny rougail sy ny sakay ary ny ro mazava

Ny dessert:
azo atao ny manao verrine isan-karazany azo amin'ny fruits sy mousse;
Na buche glacé
Na le plus simple: banane flambée.

Dia mazotoa daholo e!
Miandry ny hevitry ny hafa sao mba misy hangalana tahaka.
4. diamondra27 ( 15/12/2006 11:48)
miantra::-*:-* elabe izy izany an!
toa aleo ihany angamba hifidy le nahandro gasy raha izao ka.Mba manimanina ny @ tanàna.
Raha tsy zany de makany @ 13ème mividy de kojakoja ilaina.
Ary hay efa nampiharindry sy tena tianjy le banane flambée an!:-P

tisera:itovizana io fa ny 25 izany no masahana e
ny pintade koa hono aloha azo afangaro @ henankisoa ho an'izay tia azy.:-*

ary foie gras en entrée ngah tianareo?
5. miantra ( 15/12/2006 13:23)
Tena ela tokkoa akia ry Diam!!
tsy afa-mihetsika e!:-*:-*:-*
6. booboo ( 15/12/2006 15:52)
Miantra > merci :-*, nahitako hevitra lé feuillétée sy bechamel natoronao

7. diamondra27 ( 15/12/2006 17:12)
bouche à la reine + champignon+crème
8. jhouhlambout ( 15/12/2006 17:38)
:snif: mmmHmm Noana bé aho izany
9. tisera ( 15/12/2006 18:31)
:miam::miam:be daholo izy izany an! izaho aloha dia tena mankafy foie gras é! indrindra ilay an'ny la landaise (ilay entier... saingy any dago dia mionona @ eto) fa raha manao salade verte : frisée , batavia , scarole dia ampiana médaillon de foie gras dia asiana champignons de paris manta dia cuisse de canard confits sy gésier confits dia asiana noix de pécan kely ary tranche magret de canard fumé + raisins frais (muscat ohatra)vitsivitsy dia vita tena mahasolo plat iray manontolo ! dia ny apéro ilay efa voalazan'i miantra : sambos - nem sns.. ny dessert mmmh aleo buche glacée ihany fa iny tsy maha be kenokenona ! dia bon préparatif daholo aza aloha é!:-*:-*
10. ikaretsaka ( 15/12/2006 20:24)
Ny ahy ity no mba fanaoko rehefa misy fety entre gasy izany aty e
Mba zaraiko aminareo sao hahasoa

HUITRES AU CHOCOLAT

Nombre de couverts: 4
Quantités Ingrédients
24 Huîtres creuses moyennes
2 Citrons
1 Poireaux
1 Tomates
Cacao amer en poudre
Gros sel
Ouvrir les huîtres et éliminer leur première eau.
Poser sur une plaque allant au four ( truc : chiffonner un petit morceau d'aluminium et le placer en dessous de chaque huître pour la tenir droite).
Laver le poireau, séparer le vert du blanc et tailler en petits dés le blanc.
Laver et couper la tomates en 4, épépiner et couper en dés.
Battre la crème fraîche mousseuse (pas en chantilly) et incorporer sel, poivre (selon goût, mais pas de conserve "maison" de piments rouges ça fermente et ça bouffe tout), ainsi que le jus de citron.
Disposer sur chaque huître quelques dés de poireaux et de tomates.
Recouvrir de crème fraîche.
Saupoudrer de cacao amer sur la crème (les plus courageux peuvent parsemer de râpures de chocolat extra noir).
Passer au grill 3 à 4 minutes (le jus est chaud, l'huître est tiède).


DRESSAGE:
Sur plat
Recouvrir le plat d'une couche de gros sel, et poser les huîtres dessus. accompagner de pain ou d'un toast grillé
CONSEIL:
Accompagner comme boisson d'un cacao chaud ou à l'apéritif d'une liqueur au café,
11. diamondra27 ( 16/12/2006 02:20)
ikaretsaka: tena vaovao amiko indray iny an!
le huitre au four no efa nandramako apetraka eo amboninny gros sel no mamàna azy.
Hum matsiro be mihintsy.
12. soanja ( 16/12/2006 03:39)
Ny ahy programako raha possible dia:

- Lasary manga sy sambosa aloha fampidirana avy eo
Sushi california rolls sy veggie tempora
-Tena sakafo matomboka:
Rice Jambalaya sy deep fried soft shelled crabs ary baked stuffed Eggplant.
-Tsindrin-tsakafo: Vanilla Ice cream sy Tiramisu ary exotic fruit salad.

zava-pisotro: Jus de papaye sy the sahambavy.



13. soanja ( 16/12/2006 03:41)
saika hadinoko fa ny salady kokombra sy ny rogay tsy maintsy eo ihany.
14. ikaretsaka ( 16/12/2006 03:43)
diamondra27:

ikaretsaka: tena vaovao amiko indray iny an!
le huitre au four no efa nandramako apetraka eo amboninny gros sel no mamàna azy.
Hum matsiro be mihintsy.


fa misy olona tsy dia mankafy huitres loatra..
za tsyti araha le amin'izao fa rehefa baked ilay izy de mihinana aho
15. tisera ( 16/12/2006 06:25)
:)tena ahazoana hevitra vaovao mihitsy ity sakafo fety ity : ny ahy ny mba fihinako huitre dia na @ iao manta+citron na au four sur gros sel ihany koa fa dia asiako ail persillé kely ! fa dia handramana indray ity huitre misy chocolat amer ity.
16. ikaretsaka ( 16/12/2006 06:45)
tsara koa iny izy asiana persil iny
fa ny sakafo "hafahafa" hoatran'ireny huitres ireny moa dia misy tia azy misy tsy tia azy, fa jereo tsara aloha ny guest anao sao misy tsy tia
17. tisera ( 16/12/2006 08:40)
:) ié misaotra fa raha vao sakafo atao andrana aloha dia tsy maintsy atao andavanandro @ ilay tsy manana guest at home é!
18. adidy ( 16/12/2006 13:35)
Ny ahy koa miasa 24 dia 25 vao ao an-trano, ka hatao tsotsotra mora vita!
Entrée: hanao karazana bouchées kely: saumon fumée, foie gras, quiche kely: sady apéro no entrée.
Dia plat: langouste grillée +vary au noix de coco
dessert: bûche glacée exotique!
@ réveillon mamely mafy e!
19. diamondra27 ( 16/12/2006 16:40)
adidy:

Ny ahy koa miasa 24 dia 25 vao ao an-trano, ka hatao tsotsotra mora vita!
Entrée: hanao karazana bouchées kely: saumon fumée, foie gras, quiche kely: sady apéro no entrée.
Dia plat: langouste grillée +vary au noix de coco
dessert: bûche glacée exotique!
@ réveillon mamely mafy e!



langouste nature ve io?
Ny ahy asiana ail sy persil de atono

20. diamondra27 ( 16/12/2006 17:08)
soanja:

Ny ahy programako raha possible dia:
california rolls sy veggie tempora


inona akia io, hazavao akia azfd a

le sushi aloha tsara koa e! fa eto france tena lafo be izy io.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9291