sakafo Xmas sy réveillon
21. soanja
(
16/12/2006 18:39)
Azo amborina tsara ny sushi ka. Lafo be tokoa raha vidiana any amin'ny resto.
Ity misy fomba tena tsotra ary mora arahina saingy amin'ny teny anglisy ka raha sanatria tsy hainareo dia manorata amiko fa adikako. Zao aloha zah somary kamo kely.
http://whatscookingamerica.net/Appetizers/CaliforniaRoll.htm
Zany hoe ny California rolls dia toy ny sushi izay misy hena manta na trondro na amalona sy crevette fa ny ilay California indray de tsy misy hena mihitsy fa zavoka sy celery sy karoty. Matsiro be sady arapahasalamana tsara.
Ny veggie tempura indray dia sakafo japs ihany koa ka alaina ny Korzety na baranjely sns legioma maintso ohatra dia tapatapahana dia mahandro menaka amin'ny vilany sy fatana fanaovana fondue.
Manamboatra koba efa antsoina hoe Tempura fa na koba fanaovana mofo aza dia mety fa mila tsy matevina fotsiny de maka ireny tahona mosakiki ireny de tsindromina ilay korzety de arotsaka vetivety ao anaty koba avy eo tomga de endasina amin'iny tahona mosakiky iny ihany. Tsy masaka tsara zany ilay korzety ao anatiny saingy masaka ilay koba ety ivelany. Ary eo no eo no anaovana sy ihinanana azy. Zany hoe rehefa tonga ny fety de atao vonona eo ambony latabatra eo le fatana mirehitra malefaka misy menaka mamay, de sady miresaka le olona no manao izany no mihinana dia toy izy hatrany. Ohatra ny manao fondue io mihitsy.
Mazotoa daholo ary fa matsiro be ireo an. :-*:-*

23. soanja
(
17/12/2006 03:01)
Ny zavamaniry ihany ry Ikaretsaka no tena mahasalama. Zah mihinana hazandrano koa anefa sy atody ary zavabita amin'ny ronono.
Mihinankena aho rehefa misy vahiny sy asain'olona mba tsy hisy hilaza hoe miavonavona. De izay ihany. Vegan mantsy aho fa tsy vegetarian e.

24. ikaretsaka
(
17/12/2006 03:32)
eishy mitovy isika... saingy ny ahy ny henamborona no tsy tafiditra ato anaty kiboko mihitsy fa tonga de8-):{
26. diamondra27
(
17/12/2006 07:46)
soanja:
Ny zavamaniry ihany ry Ikaretsaka no tena mahasalama. Zah mihinana hazandrano koa anefa sy atody ary zavabita amin'ny ronono.
Mihinankena aho rehefa misy vahiny sy asain'olona mba tsy hisy hilaza hoe miavonavona. De izay ihany. Vegan mantsy aho fa tsy vegetarian e.
tena marina izany fa mahasalama ny resaka végetarien;
saingy indrisy fa tsy mahatanty isika
27. soanja
(
17/12/2006 15:40)
Ezaka daholo ny rehetra ry Diams. Rehafa misy io fahavonona sy fiezahana io dia mirina tsikelikely any ny fomba fiaina. Ary tsy hadino ny misaotra an'Atra lalandava fa nahavita dingana satria izy no mpanome hery.
28. ikaretsaka
(
17/12/2006 16:45)
diams.. ny ao anaty coco (loha) no mitondra an'io
rehefa hoe tsy hihinana aho de tsy hihinana fa tanty foana io rehefa misy takalony (supplements)

29. adidy
(
17/12/2006 20:16)
diam's: langouste asiana tongolo gasy kely sy sakamalaho kely!
Za ndray ry reto mihinana ny rehetra!! tia manandrana! Tsy misy zavatra mankarary rehefa hay ny mandanjalanja azy!

30. diamondra27
(
18/12/2006 16:37)
soanja,ikaretsaka,adidy: ny tiako lazaina @ le tsy mahatanty de eo @ le tsy fahavononana sy tsy fahaizana mamehy tena na dia fantatra fa mahasoa aza ilay izy.
adidy: efa nanadrana jambon, paté végétarien ve ianao.
Hum matsiro sady mahavoky no économique
Saingy tsy mahazatra ho'aho de mividy le hita @ supermarché foana na eny antsena.
Jereo ange misy izao le re7 zao hoe:ohatran'ny purée le izy fa 3 légumes no ao anatiny, de ohatran'ny pozina cake ireny le izy refa varotana eny @ supermarché. Tena tsy tadidiko le anarany teo.Fa azo atao entrée io.

31. diamondra27
(
18/12/2006 16:38)
adidy:
diam's: langouste asiana tongolo gasy kely sy sakamalaho kely!
Za ndray ry reto mihinana ny rehetra!! tia manandrana! Tsy misy zavatra mankarary rehefa hay ny mandanjalanja azy!
Za kosa aloha ry adidy tena tsy mahatanty an'iny le izy mena miraviravy iny a
miam miam
32. diamondra27
(
18/12/2006 16:39)
ikaretsaka:
diams.. ny ao anaty coco (loha) no mitondra an'io
rehefa hoe tsy hihinana aho de tsy hihinana fa tanty foana io rehefa misy takalony (supplements)
ka indraindray mahavita fa indraindray tentée koa!
33. diamondra27
(
18/12/2006 16:43)
soanja:
Ezaka daholo ny rehetra ry Diams. Rehafa misy io fahavonona sy fiezahana io dia mirina tsikelikely any ny fomba fiaina. Ary tsy hadino ny misaotra an'Atra lalandava fa nahavita dingana satria izy no mpanome hery.
tena marina izany
saingy izao: tena io zany no péché-ko @ fiainana e!
ny zavatra rehetra voatandriko daholo(les 6péchés capitaux) fa ty sakafo ity refa mihetsika ny androny tsy voafehiko e!
Misy kosa aloha andro tena tsy itiavako azy fa mangidy be ny vava de tsy mihina le sakafo.
tena miezaka aho @io.
Misaotra akia soanja a:-*:-*
34. soanja
(
18/12/2006 17:28)
diamondra27:

Diams o, tsy misy maharatsy mihinakena aky an. Miankina amin'ny tsirairay le izy sady tsy misy tsiny mihitsy ho an'izay tia azy. Ny hany zavadehibe dia ny fividianana sakafo organic izay matetika mieritreritra anle biby le mpiompy no mikarakara ny mpanjifa na ny mpihinana azy.
Tsy misy maharatsy ny fitiavana sakafo koa fa tsy fahotana akory izany.
Zaho zao de mahatsiaro sambatra raha mahita recette tsarabe iray ho an'ny ato antrano indray mandeha isankerinandro ka mahavita azy, ezaka be io de rehefa tiandry zareo le sakafo de faly be zah. ka raha mahavita in3 isakerinadro aho dia tsy fantatro ny hafaliako.
Misy fanombohany daholo anefa ny zavadrehetra ka raha hitanao fa tsara le hevitra vegetarian dia atombohy moramora.
mahereza hatrany. Misaotra andry koa.:-*:-*:-*:-*
35. ikaretsaka
(
24/12/2006 03:53)
rehefa tsy taty raha ilay vo manandrana voalohany iny dia miverena kely fa tsy maninona koa ...
fiainana daholo izany
fiainana daholo izany
36. diamondra27
(
24/12/2006 07:53)
dia misaotra anareo rehetra namaly fa dia handeha hikarakara sakafo @izay 'zany za 'zao e!
Mandra-pihaona daholo dia manaova fety sambatra.
Raiso Jesosy ao amponareo fa aza atao any ampahitra intsony.
Dia bonne année ihany koa.
La vie est belle n'oublie jamais ça.
:P

37. booboo
(
24/12/2006 20:40)
Entrée : terrine de saumon
Laoka : cannette farcie
Dessert : bûche glacée (vidiana vita fa tsy arako tsony)
Tsy mampi-te hihinana tsony fa vokin'ny fofona tao an-dakozia zà

38. adidy
(
25/12/2006 19:48)
Tratry ny noely daholo!
Entrée1: foie gras fait maison
entrée2: langouste+gambas mayonnaise+asperges/feuilles de vigne farcies+olives+champgnon farcies à la grècque
plat: chapon aux cèpes
dessert: bûche novidiana
Handinika ny menu réveillon indray zany zao!!:^):^)