Ianao ve mba mora tezitra?
1. niryna
(
13/12/2006 07:13)
Misy olona vao jerena dia hita mivinditra ny tarehiny ,indraindray tsy mahataty ny tena fa mihomehy mijery azy tezitra. Inona re no mahatonga ireny olona mora tezitra ireny e!Inona no ataonao mba hampisinda ny hatezerana haingana?Mahita fanofody haingana sady mahomby ve ianao mba tsy hampiakatra ny tosidra ?
répondu par niryna le 23/12/2006 02:00
3. fiderana
(
13/12/2006 08:02)
Mety tsy tezitra izy fa efa izany mihitsy ny fomban'ny endriny:lol::-D, fa ireny mora tezitra ireny asaina mihinana tongolo gasy matetika dia tsy misonga ny tosi-drany:roll:
4. tslem
(
13/12/2006 08:22)
tsiky dia ampy ,dia misinda ny hatezerana :) avy eo mivanitika kely:-D d mivanitika be=)),dia mi-forum dia tsy maintsy mahita mampmé =))=))=))
5. diamondra27
(
13/12/2006 09:53)
ny tarehy ratsy no tsy azo ovaina ny toetra ratsy azo ovaina.
Efa toetran'ilay olona io
Raha ianao ilay olona mora tezitra dia izao no vahaolana mahomby:
andramo eo @ fianakavianao aloha raha azo atao:
rehefa misy zavatra tsy maha-d'accord anao mahatezitra tonga dia mihirà fa tsy mamaly. Izay hira tianao atao, tsy voatery koa hoe: mahay mihira fa na dia la la la fotsiny dia efa mety. Dia iny ianao no miala eo @ facen'ilay olona fa mitokana kely sady mitady zavatra hafa hatao.
Mazotoa.Izany rehetra izany dia arahim-bavaka fa bon mety tsy ny rehetra no d'ac @izany.

6. booboo
(
13/12/2006 10:03)
Mitovitovy @ toro-hevitry Diamondra27, afaka koa hoe manisa ao an-tsaina mandra-pitony. Raha mbola tsy mety dia tohizo hatr@ 100 :°)...ary raha mbola tsy mety ihany dia tohizo hatr@ 180...raha mbola tsy mety dia tohizo :°).
Dia avy teo ndana misintaka lé oul nahatezitra anao mitsy....

9. nolalaina
(
13/12/2006 10:15)
Misy olona vao jerena dia hita mivinditra ny tarehiny ,indraindray tsy mahataty ny tena fa mihomehy mijery azy tezitra. Inona re no mahatonga ireny olona mora tezitra ireny e!Inona no ataonao mba hampisinda ny hatezerana haingana?Mahita fanofody haingana sady mahomby ve ianao mba tsy hampiakatra ny tosidra ?
Omeo anlé tsiky misy charme iny izy fa tondéééé... :) f'aza manatena azy ho tondé.. :P na :-D indrindra fa =)) kous an!!
10. fiderana
(
13/12/2006 11:52)
fa izao aza ilay hira mampikonetaka ireny no hatao fa maika koa lalina sy henjana ny lalao:-D:-D:-D
12. simplex
(
13/12/2006 12:57)
za mora tezitra be mintsy. Matetika ny anah tsy asehoko fa de aleko mi-agir en consequence e. Ny antony tena hanehoana an'le hatezerana manko mba hilazana fotsiny hoe "decu" enao @ le zavatra mitranga sy mba hilaza @ le ol tompon'andraikitra hoe tsy tokony hitranga intsony zao.
Ra mieritreritra tsara isika, d manala ny fo fotsiny no tena marina le mikikiaka. Refa tena mafy ny ady tsy maintsy asiana kely ihany fa matetika tsy dia ilaina iny. Rehefa otr'zay foana ny ataonao, hoe calme fotsiny aloha d ahoana ny andraisana azy, na le ol aza tonga d kopy hoe tsy ataoko tsony ity fa lery serieux sady mamely akaiky ;-):-P:D:D lasa plus responsable hoazy izy...
andramo anie e;-)

13. vale
(
13/12/2006 13:57)
niryna::-D:-D:-D:-D, mampiomehy koa indry ry niryna,:lol: ....aza anatonana fa vao may hitomboan'ny hatezerany eo!:lol::°)
Misy olona vao jerena dia hita mivinditra ny tarehiny ,indraindray tsy mahataty ny tena fa mihomehy mijery azy tezitra. Inona re no mahatonga ireny olona mora tezitra ireny e!Inona no ataonao mba hampisinda ny hatezerana haingana?Mahita fanofody haingana sady mahomby ve ianao mba tsy hampiakatra ny tosidra ?
14. vale
(
13/12/2006 14:04)
niryna: sérieux amzay ty an,hihih, ny ffody ny de le olona no mila manana fisainana positif, tsisy afa-tsy izay!:wink:
15. soanja
(
13/12/2006 14:23)
niryna:
Misy olona vao jerena dia hita mivinditra ny tarehiny ,indraindray tsy mahataty ny tena fa mihomehy mijery azy tezitra. Inona re no mahatonga ireny olona mora tezitra ireny e!Inona no ataonao mba hampisinda ny hatezerana haingana?Mahita fanofody haingana sady mahomby ve ianao mba tsy hampiakatra ny tosidra ?
Ny fomba mora sy mandaitra amiko tsy hampiakatra ny tosi-dra rehefa misy olona manao izay mahatezitra dia miaina mafy na lalina in-2 na in-3 (respiration) dia avy mihomehy kely any anaty hoe mahavariana tokoa ny nanaovana'Andriamanitra antsika abiaby io samy nomeny hatsarana avy ary tsy hadinony koa ny nanome kilema. Dia manohy ny lalako aho.:D:D
16. Mmamisoa
(
13/12/2006 15:27)
simplex : Hay mora tezziiiitraaaa? hihihihi ary izy zany mora amosavina kou :-D :wink:
17. miarina
(
13/12/2006 15:28)
Sarotra ny mahatezitra ahy. Fa aza manao zavatra tena mahatezitra ahy fotsiny fa tena mafy be ny fanapahankevitra raisiko. Tsy mila fanazavana aho fa tonga dia mandray ny fanapahakevitro tsotra izao. Ratsy izany toetrako izany saingy .. efa tena tafahoatra aho vao manao zavatra toy izany. Omeko ohatra vitsy2 ianareo.
- Ny ankizy niaraka tamiko taloha hatrizao tsy mahalala hoe inona no antony nisarahako taminy (izaho no tonga dia lasa fotsiny ary tsy miverina no sady tsy manazava)
- Dadatoako mandrapahafatiny tsy niresaka tamiko sady tsy nidirako antrano.
- Zokiko vavy efa 14 ans izao tsy niresaka tamiko

18. simplex
(
13/12/2006 15:54)
miarina: nangalariny nga ny vadibean'i toi no 14 taona tsy iresahana nefa 1tampoa @nao zao ? ze to fo ony mpamosavy knou.
Sao d mba mila jerena ihany zany, hitondra hoaiza anefa :P
Mamisoa: hahaha zay d mitady hanararaotra ndray ny sasany tssssssssss :-P:-D:-D

19. booboo
(
13/12/2006 15:58)
Azoko ihany lé manapaka rohy tanteraka fa lé tsy manome fanazavana kosa kou :-/... Nenà miteny in-dray sy in-droa zà fa ny fani-telony ka tsisy raha miova dia tapaka hatrany an-dreniny kounkou ny fifandrasaina....
20. pissoa
(
13/12/2006 16:00)
miarina maditra an 8O aza manao an'zany ndrindra am'piray tampo tsy mety zany :-*