Ianao ve mba mora tezitra?
41. miarina
(
14/12/2006 09:46)
Diamondra -->
Ilay resaka Rafozanadahy : izaho ankizilahy ary azonao angamba hoe olona toy inona izy matoa mahavita izany. Ny zokiny vavimatoa no niantso ahy avy teo satria izy niresaka tany dia izaho no lazainy fa tsy miraharaha ny fianakaviana. Nanotanaiko azy ny nolazainy tany dia zavatra hafa mihitsy no nolazainy ( dia noteneniko ny zokiny vavyhoe izao no nitranga). Sady menatra no saika tsy nino nefa nolazaiko fa manana profo aho (no filmer t@ cam ny feony sy ny nataony rehetra). Dia vao maika menatra.
--> Asa mety mahery ny nataoko satria notapahiko tanteraka ny contact avec lui (raha olona hafa no teo @ toeraka zavatrahafa no nataony)
--> @ zavatra toy izany na miala tsiny aza tsy ataonao akory ve nefa ny zanakao vavy no miaraka @ ilay olona.

42. booboo
(
14/12/2006 10:19)
Miombon-kevitra tanteraka @ Diamondra27.
hihihihi io mitsy nenà no nanapahako ny fifandrasaina t@ lé tsy vanona kely reny :°)...
ny fahasalamanao sy ny fiadanamponao tsinjovina.
hihihihi io mitsy nenà no nanapahako ny fifandrasaina t@ lé tsy vanona kely reny :°)...
43. vale
(
14/12/2006 10:23)
kayyy, grave be aloha izany e, ny olona tsy mahalala ny hadisoany hono ratsy be e!!... za koa ry miarina de olona faran'izay mpandefitra, leferiko eny foana, miezaka mi-comprendre lay olona aho, fa rehefa tafahoatra kosa ny atao amiko dia coupé-ko amzay ny pont, ary manomboka mi-réagir amzay aza aho!!...
miarina:-*
miarina:-*
46. diamondra27
(
14/12/2006 11:57)
miarina:
Diamondra -->
Ilay resaka Rafozanadahy : izaho ankizilahy ary azonao angamba hoe olona toy inona izy matoa mahavita izany. Ny zokiny vavimatoa no niantso ahy avy teo satria izy niresaka tany dia izaho no lazainy fa tsy miraharaha ny fianakaviana. Nanotanaiko azy ny nolazainy tany dia zavatra hafa mihitsy no nolazainy ( dia noteneniko ny zokiny vavyhoe izao no nitranga). Sady menatra no saika tsy nino nefa nolazaiko fa manana profo aho (no filmer t@ cam ny feony sy ny nataony rehetra). Dia vao maika menatra.
--> Asa mety mahery ny nataoko satria notapahiko tanteraka ny contact avec lui (raha olona hafa no teo @ toeraka zavatrahafa no nataony)
--> @ zavatra toy izany na miala tsiny aza tsy ataonao akory ve nefa ny zanakao vavy no miaraka @ ilay olona.
soa ihany fa nisy porofo.=D=D
47. niryna
(
14/12/2006 17:23)
Misaotra antsika rehetra nanoana ny antsoko.Rehefa mifanalavitra hono mamono akoho fa rehefa mifanakaiky mifamono toy ny ....Indraindray ny vy tsy mikitrana irery,nefa kosa misy olona mora toina indrindra ny olona fohizina hono.Matetika dia misy hifandraisana ny ao am-po ny hatezerana.Misy fiteny hoe tezitra ity lehiben\'ny orin\'asa dia ny mpiasa no haripany, mody ilay mpiasa dia ny vadiny no tezerany,tsy nahataty ramatoa dia ny ankizy no kapohiny,mba nanao izay ho afany koa ilay zaza ka ny alika kely no dakany.i!i!i!
Ilay hatezerana dia efa zavatra mitombo ao anaty ka tsy azo tairina ilay olona fa tonga dia feno.Ny anay dia samy mifampilaza ny alahelony ary mifamela rehefa avy eo. Rehefa tezitra ny zaza dia taritin\'ny rainy mandeha any ka tsy fantatro izay zavatra resahin\'izy mianaka any, lany any ny andro adin\'iray na roa sady mandany andro miaraka koa izy mianaka,miverina ao an-trano dia miala ilay hatezeran\'ilay zaza sady mifona ny reniny ary hendrika faly no tazana eny aminy. Izaho indray tsy dia mora tezitra izany fa mihomehy lava,saingy miteny mivantana ka tsy mba manao lolom-po.Tonga dia fantatra rehefa tezitra satria mahalana vao tezitra.Ny mpiara-miasa aza dia manaja daholo kanefa izaho tsy manao inona fa manaja azy rehetra.Mangina ny toerana hiasana rehefa tsy miasa aho fa manao zavatra mampihomehy foana,maro ny olana mitranga ao am-piasana saingy teneniko sy hazavaiko ny olona izay fantatra fa mety.Ny sasany mamaly hoe ianao manana fo volamena fa izaho tsy manana izany kanefa ilay fomba famahana olana no samihafa. Mahay mifandray aman\'olona be aho ka izay toerana andehanako dia tapitra fantatro sy mifampiarahaba amiko daholo ny olona.Mianatra mamela no tena zava-dehibe, manontany tena hoe inona no tombotsoako hitazomako alahelo,izaho ihany no tezitra lava eo isikan\'ny mifanena amin\'ilay olona.Ny tsapako kosa aloaha dia mamela ny tenako aho ary mamela ilay olona sady mangataka famelan-keloka ho ahy sy ho azy amin\'Atra, vao manao izay aho dia misinda ny hatezerako ka na tadidiko aza ny nataony ahy tsy asiko sira intsony avy eo. Izany tsy mifampiteny 14 taona izany kosa aloha dia tsy ho hisy eo amiko e.Marina fa misy olona mampitondra faisana ny sasany indrindra rehefa mahantra ny tena tsy asian\'ny olona hasina koa indraindray rehefa miteny ny mpiray tampo mahantra dia manebaka ny ambony eo no mipetraka ny olana hany ka rehefa misy fety dia tsy mandeha ilay mahantra.Sady tsy manambola no mbola tezitra.Misy koa tsy afaka mamaly ilay olona dia any amin\'ny fahatezerana izy no manala azy

48. niryna
(
23/12/2006 02:00)
Resaka vola koa dia mahatonga ny olona ho tezitra rehefa misambotra ka tsy mamerina.Ny tsy fanana dia mahatonga ho tezitra satria tsy misy manome hena-maso ilay mahantra hany izy ka tezitra