Ianao ve mba mora tezitra?
21. simplex
(
13/12/2006 16:02)
miarina: oops, hay zoky vavay le izy:oops::oops: zafady an.
Zany hoe vao mia tsy azoko le antony ra zay no tena fandehany.
booboo: fa zavatra tena important, mandika tanteraka ny principe-nao sy ny mahaenao anao matoa tapahanao tanteraka le izy, izay no hitako hoe sarotsarotra ihany ra ol 1tampoa no iharan'zany, sa ahoana ?:P

23. pissoa
(
13/12/2006 16:17)
Misy olona vao jerena dia hita mivinditra ny tarehiny ,indraindray tsy mahataty ny tena fa mihomehy mijery azy tezitra. Inona re no mahatonga ireny olona mora tezitra ireny e!Inona no ataonao mba hampisinda ny hatezerana haingana?Mahita fanofody haingana sady mahomby ve ianao mba tsy hampiakatra ny tosidra ?
Za aloo mora tezitra e :P fa ny tezerana njay no tsy misy matetika :-D:-D:-D
Raha tsy tiana hiakatra ny tosi-dra an'ile olona dia aza manao ze mahatezitra fa tsy misy olona tezitra amy tsisy dikany zany, raha tsy hoe efa manana problem hafa izy, na nareo. Mazava ho azy, rehefa fantatra ilay olona dia tokony ho fantapantatra hoe izao no hahatezitra azy na tsia dia mba respekteo koa izy. Refa oe tsy tiny ny be kestion mikasika ny *** dia aza be kestion :roll::-D:-D:-D
Raha olona tsy fantatrao indray ... mipetraka ve le fantaniana alou :-D:-D:-D
24. miarina
(
13/12/2006 16:18)
Tsy hiarotena eto aho akory na hanazava fa efa nolazaiko ihany teo fa efa tena mahery tsy zakako vao manao ireo aho.
Inona moa no antony hanazavako ... matoa manao zavatra iray ilay olona dia tokony ho vonona koa izy ny hizaka ny mety haterakizany(anjarany tsi11 ny mandinika aloha vao manao zavatra iray sao misy akony @ hafa ilay izy).
- Ohatra iray aza misy olona havanao mivazavaza anao sady manimbazimba anao fa ianao tsy nande t@ mariage ny havany nefa ny olona rehatra nande sady mahazo vaza2 enao, mahazo tsiny, mbola voakapoka koa ny tel (nefa ianao tsy nahazo fanasana) inona no mbola hazavaina @ zany nefa ilay olona tsy mety hanaiky ny fanazavanao
- Rafozandahinao mikoty anao sady micaresse anao nefa ianao any aminy no mipetraka (tu feras koi .. mbola hifanazava ihany koa)

25. Mmamisoa
(
13/12/2006 16:29)
Marina kous klou izany éh!!! raha tsy hihaino ny fanazavanao ve ny oul inona no azonao atao fa dé mangina, fa izany oé i miarina izany nifidy ny fanginana mandrakizay ( c son choix)... gravy lé tantara :-/
26. Mmamisoa
(
13/12/2006 16:30)
simplex : :-P
sady efa tsy nahazo mdp ve za no tsy hanararaotra kou dé mba inon ny @ko??? :-D

27. simplex
(
13/12/2006 16:32)
miarina:
* ary kay enao vevavy an sa ve de ... :°)
* mora tezitra kou enao ;-)
- tokony mba nofantarina kosa ngambany hoe nanin izy no tsy nandefa invitation? indraindray fanadinoina na hoe mauvaise organisation...
- Rafozan-dahy: Ekena 100% ->felao ny temaina, ataovy tsisy baraka tsony, d forcer-o ny vadinao hifindra trano ;-)
Tsy natao hovaliana akory :-*

28. booboo
(
13/12/2006 16:34)
matoa manao zavatra iray ilay olona dia tokony ho vonona koa izy ny hizaka ny mety haterakizany
hum...nefa tsy zay matetika no miseho. Na lé raha haterak'lay truc ataony aza tsy fantany ndraindray...araka ny hitako teo @ fiainako ....
29. sitlo
(
13/12/2006 17:28)
Tairo izaho mba hiteny kely momba ny fahatezerana. Marina ilay hoe mihira, manisa ... mandram-pitony. Fa raha tsy manana fotoana hanisana na hirirana ianao dia ahoana?
Ohatra hoe, mitarika meeting ianao dia misy mpandrava laka ao. Tsy haiko ianareo raha efa nanao soutenance ingeniaurat na DEA ... fa misy ny prof amin'ireny dia ny hanakorotana anao mihitsy no tanjony. Tsy ny aty dago ihany fa na ny any ivelany koa aza. Ny encadreurako mihitsy no niteny aho izany hoe ilainay ho fantatra ny fihetsikao rehefa tezitra noho izany kalma foana.
Izaho manokana ny fomba nialako tamin'io dia fizarana ihany. Tam mbola kely aho sain'ady be mihitsy, dia raha vao misy tsy reveko kely dia efa ady indray izay. Dia nony lehibebe teo amin'ny 13 ans teo aho dia ilay kofa ngeda be reny daholo ny namako dia tsy laniko. Indray andro izay aza aho torana mihitsy. Dia lasa nanomboka nahay nadefitra amin'izay, dia nanomboka nahatanty fanalana.
Amin'izao aho ohatra ny tsy mety tezitra izany.
six

30. sitlo
(
13/12/2006 17:30)
oups, nisy adinoko, kay misy tsy tantiko ihany kah. Fa mbola tsy nihatra tamiko ilay izy, felahana sipa. :wink:
32. fasaly
(
13/12/2006 18:00)
hoy i sitlo:
Tam mbola kely aho sain'ady be mihitsy,
8)hummmmm! mazava izany zao kou! hay efa tam mbola kely i sitlo defa sain'ady:-P fa mbola hita taratra kely eny ihany na izany aza amzao lehibe izao ka!:wink:
Amin'izao aho ohatra ny tsy mety tezitra izany.
ié! fa miezaka i sitlo hanao zé hahatezitra ny hafa....:wink::-w sao ve we misy ho torana kounkou ao anona ao???:-D
six
[/quote]

35. Zina
(
13/12/2006 19:00)
sitlo [ Valio ] 13-12-2006 18:28:55
Lohateny : Re : Ianao ve mba mora tezitra?
Tairo izaho mba hiteny kely momba ny fahatezerana. Marina ilay hoe mihira, manisa ... mandram-pitony. Fa raha tsy manana fotoana hanisana na hirirana ianao dia ahoana?
Ohatra hoe, mitarika meeting ianao dia misy mpandrava laka ao. Tsy haiko ianareo raha efa nanao soutenance ingeniaurat na DEA ... fa misy ny prof amin'ireny dia ny hanakorotana anao mihitsy no tanjony. Tsy ny aty dago ihany fa na ny any ivelany koa aza. Ny encadreurako mihitsy no niteny aho izany hoe ilainay ho fantatra ny fihetsikao rehefa tezitra noho izany kalma foana.
Izaho manokana ny fomba nialako tamin'io dia fizarana ihany. Tam mbola kely aho sain'ady be mihitsy, dia raha vao misy tsy reveko kely dia efa ady indray izay. Dia nony lehibebe teo amin'ny 13 ans teo aho dia ilay kofa ngeda be reny daholo ny namako dia tsy laniko. Indray andro izay aza aho torana mihitsy. Dia lasa nanomboka nahay nadefitra amin'izay, dia nanomboka nahatanty fanalana.
Amin'izao aho ohatra ny tsy mety tezitra izany.
six
ni-confesy lery kle hihih
hummmmm! mazava izany zao kou! hay efa tam mbola kely i sitlo defa sain'ady fa mbola hita taratra kely eny ihany na izany aza amzao lehibe izao ka!
Amin'izao aho ohatra ny tsy mety tezitra izany.
ié! fa miezaka i sitlo hanao zé hahatezitra ny hafa.... sao ve we misy ho torana kounkou ao anona ao???
Zay zany ilay izy ry fasaly ita eto hihihih
kelly13 [ Valio ] 13-12-2006 18:51:59
Lohateny : Re : Ianao ve mba mora tezitra?
za vonona hamelaka anao
Za ko hihihihi
36. Zina
(
13/12/2006 23:35)
matoa wa ve ny olona tezitra misy antony? tsy justifier ve zany ny fahatezerany?
37. diamondra27
(
14/12/2006 07:32)
Zina:
-tezitra ny olona 1 refe tsy nahazo fahafahampo @izay zavatra notadiaviny na nandrasany.
-Tezitra ny olona refa adalaina sy rangitina
-tezitra ny olona refa mangataka zavatra ianao hoe: ataovy an'izao ity nefa tsy arahina, ohatra hoe: alamino ny tranonao na koa hoe: 'ty misy asa taper-o efa ho 1 semaine mbola tsy misy vita ihany de farany ianao tezitra satria mba efa nanome fotoana azy hoe: mety sahirana izy matoa tsy vitany ny zavatra ampanaovina azy fa refa ela ny ela tsy manam-paharetana intsony de la personne pète le plomb :-D:-D
-tezitra ny olona refa iny izy tezitra iny no ihomehezanao etc etc

38. diamondra27
(
14/12/2006 07:39)
Mpandefa : miarina [ Valio ] 13-12-2006 17:18:51
Lohateny : Re : Ianao ve mba mora tezitra?
Tsy hiarotena eto aho akory na hanazava fa efa nolazaiko ihany teo fa efa tena mahery tsy zakako vao manao ireo aho.
Inona moa no antony hanazavako ... matoa manao zavatra iray ilay olona dia tokony ho vonona koa izy ny hizaka ny mety haterakizany(anjarany tsi11 ny mandinika aloha vao manao zavatra iray sao misy akony @ hafa ilay izy).
- Ohatra iray aza misy olona havanao mivazavaza anao sady manimbazimba anao fa ianao tsy nande t@ mariage ny havany nefa ny olona rehatra nande sady mahazo vaza2 enao, mahazo tsiny, mbola voakapoka koa ny tel (nefa ianao tsy nahazo fanasana) inona no mbola hazavaina @ zany nefa ilay olona tsy mety hanaiky ny fanazavanao
- Rafozandahinao mikoty anao sady micaresse anao nefa ianao any aminy no mipetraka (tu feras koi .. mbola hifanazava ihany koa)
raha resaka invitation mariage izany aloha de délicat ihany. Mety efa repotra be izy sy stressé de tsy nahavita nandefa carte anao intsony fa mety hoy izy: ce n'est pas la peine fa mety ho tonga ianao na dia tsy manana izany invitation zany satria ça va de soi.
Donc ny communication no manque taminareo.
Ny tokony nataonao dia nanontany azy hoe: gaga ihany aho fa rahampitso ny mariazinareo nefa za mbola tsy nahazo invitation? Fa ahoana misy antony ve?
Amin'izay fotoana izay afaka manome tsiny azy ianao sy mahalala ny antony tsy nandefasany le invitation.
Tsy dia tsara loatra ny ambompo fa mila souple indraindray. Za tsy miteny hoe: manakambo ianao fa ny ankamaroan'ny olona de io oe: za tsy hiantso fa refa tsy hiteny izy de avelao any za tsy tonga @ mariaziny.
39. diamondra27
(
14/12/2006 07:46)
Momba ny resaka rafozandahy mikoty:
inona no mahatonga azy hikoty. Ianao irery ve no ataony an'io sa misy membre hafa @ fianakaviana ataony an'io koa? Zava-misy mihintsy io ary matetika tsy mifampiteny ny olona fa menatra sy matahotra. Tabou.
Ny vahaolana dia tu dois lui parler, lui remettre à sa place une bonne fois pour tout. Ataovy resaka entitra be. Rehefa mi-caresse anao iny izy tonga dia ogay, ataovy wainina eo imasombahoaka de fay. Fa zay kiafinafina zay manko no mbola mampanohy azy foana @io toetra ratsy io satria mbola tsy sendra ny mahay azy.
F'angah na de mipetraka any aminy aza ianao de azony anaovana an'izany.
Io le secret tsy azo tazomina. Ny blème de mety hino na tsy hino anao ny olona donc izay no insistiavako hoe: ogay imasombahoaka fa tsy afaka ny handà izy de fantan'ny olona ao ny toetra ratsiny.
Ho surprise ianao fa tu vas apprendre any ambadika oe: merci akia fa haindry ny nanao azy a! de za koa ange efa nataony an'izny fa tsy sahy niteny e! etc...
C'est une histoire vraie io ary mampalahelo.
Courage e!

40. diamondra27
(
14/12/2006 07:54)
miarina: torohevitra sao mahasoa
tsy dia mety loatra ny miandry hoe: rehefa mi-deborde ny vase vao tezitra ianao
Andramo tsikelikely ny hoe: raha vao misy zavatra tsy maha d'accord anao dia exprimer-o iny fa aza mijanona @izao fotsiny.
Mety tsy mora ny manao izany satria raisinao tsy misy dikany le izy satria tsy grave, nefa iny zavatra tsy grave iny no mitambatambatra de refa feno ny fo vao trop tard tsy hay toherina intsony dia izao ny vokany , tu coupes le pont à ce p'tit monde.
Asa aloha na marina zany na tsia fa mba nahaso dia zaraina.
Ny ahy aza niafara t@ tsy fahafahana niteny nandritra ny volana maromaro satria notazomiko ahy samy irery le izy tsy navoakako t@ iza na iza, fa rehefa fantako ny antony de hoy aho hoe: na iza ho faly na iza tsy ho faly dia tsy hitazona intsony ny zavatra mahatezitra sy ny mampalahelo ahy aho fa tant pis pour lui. Dia misy ny mahatanty ary misy ny tsy mahatanty. Tsy voatery d'accord aminao daholo ny olona. Fa ny fahasalamanao sy ny fiadanamponao tsinjovina.